Koukoumi Boutique

Koukoumi Boutique Si vous avez des questions, n’hésitez surtout pas de nous contacter via le numéro sur la page ou directement sur Messenger ou Whatsapp.

Hitantsika ato amin ny Koukoumi boutique😊
23/04/2024

Hitantsika ato amin ny Koukoumi boutique😊

👉NY VAHAOLAN'NY DIABETA

🍂Rehefa tsy mamokatra insuline tsara intsony ny "pancréas"na ny sarakaty dia miteraka ny aretina diabeta.

🍂Anisan'ny mety mahatonga azy io koa anefa:
⏩Ny hoe misy anaty fianakaviana diabetika
⏩Mety ihany koa avy amin'ny sakafo tsy voalanjalanja
⏩Ny surpoids ihany koa mety mahatonga ny diabeta

🍂Manolotra ireto vahaolana ireto ny Naturopharma raha toa ka tratran'izay aretina izay ianao:

⏩Argent colloidal: mamono otrik'aretina maro, mampatanjaka ny hery fiarovana, mamono virus..
⏩Siligram: mitsabo ny sarakaty, manatsara ny lalan-drà sy ny taolana, manafaingana ny fahasitran'ny fery.
⏩Vitamine C pure: hitsaboana allergie, diabeta, manadio ny vatana, mahatsara ny lalan-drà, mampatanjaka ny hery fiarovana.

👉Ireo dia hitanao ety amin'ny Naturopharma Ambodin'isotry avokoa.

👉Manao livraison izahay.

👉Aza adino fa manao test diabeta ihany koa izahay an!

Tel: 034 13 046 43




Hitanao ato amin nyKoukoumi boutique Ampitatafika -Baume anti virale special bébé (babybom)-Masy-Masoala -Vaniala-Misa c...
13/05/2023

Hitanao ato amin ny
Koukoumi boutique Ampitatafika
-Baume anti virale special bébé (babybom)
-Masy
-Masoala
-Vaniala
-Misa compagnie
- Crème visage noni& bois de rose(anti tâche)
- Beurre de karité & cacao
- Manaka& savons Vonjy
- Fenugrec pro bio( pour grossir)
- Boost up( complément alimentaire)
- Gueritou
- Baume radriaka
- Noni Mie
- Balsama,beroberoka, kininin drano
- Spiruline
- crème manala hodi potsy sy areti koditra
- Huile coco pur
- Shampooing, masque,sérum, crème
- Colorant cheveux
- Ferme Aina( poudre et huile sésame, poudre et huile baobab)
- Parfums authentique
- Sansiro
- ¹Tous les produits cosmétiques

Mirary taona feno fiadanana sy fahasambarana ho antsika rehetra
01/01/2023

Mirary taona feno fiadanana sy fahasambarana ho antsika rehetra

Hitanao ato @ koukoumi boutique ny produits Karanao
09/12/2022

Hitanao ato @ koukoumi boutique ny produits Karanao

Misy koa ato aminay oooo!!!!
20/10/2022

Misy koa ato aminay oooo!!!!

🌼 Kit Roll-on à 20.000Ar 🌼
Ireto avy ireo Roll-on ilaintsika hanatsaràna hatrany ny tontolo andro diavintsika :
- Anti-stress : ny Ylang-ylang no akora fototra ao anatiny, izay efa tsy zoviana amintsika intsony ny asany eo amin'ny "système nerveux". Mampitony ireo be rarintsaina, mandamina ireo manana fitaintainana ( angoisse, anxiété) matetika ary ireo manao "palpitation. Ahosotra eo amin'ny " intérieur an'ny poignets " roa izy dia miasa mandritra ny tontolo andro.
- Pour bien dormir : ho an'ireo izay tsy mahita tory, na sarotra vao mahita tory, na ihany koa ratsy torimaso ( torimaso tapatapaka ), ny Veromanitra kosa ny akora fototra ao anaty ary manatsara ny kalitaon'ny torimaso. Eo amin'ny hatoka no ahosotra izy na arinan'ny sofina.
- Anti-migraine : ho an'ireo izay marary an-doha lava noho ny antony maro samihafa, ny Menthe poivrée no akora fototra mandrafitra azy. Mampisava eo noho eo ny aretina an-doha ary mitondra " rafraîchissement" avy hatrany. Eo amin'ny firifana roa no hanosorana azy.
- Stop sinusite : tsy voatery sinusite ihany,, fa ny gripa, sery, na tsentsina dia afaka mampiasa azy. Ny Mandravasarotra no akora fototra ao anatiny, ary ahosotra eo @ firifana roa izy na eo amin'ny " intérieur an'ny poignets" roa ihany koa ary miasa avy hatrany.

Ny Roll-on tsirairay dia 7.000ar ( 10ml). Raha mividy 4 mitambatra kosa dia 20.000ar ary gratuit ny livraison.
Frais de livraison : 2.000ar / 3.000ar
Afaka alefa Mp avy hatrany ny commande.

Maybelline 40 bilieverSuper stay matt ink35000ar
12/10/2022

Maybelline 40 biliever
Super stay matt ink
35000ar

Efa Tonga koa ny maybelline
26/09/2022

Efa Tonga koa ny maybelline

Efa Tonga ny parfums échantillons ho anareo ilay manontany foana, misy karazany maro
21/09/2022

Efa Tonga ny parfums échantillons ho anareo ilay manontany foana, misy karazany maro

Quelques produits disponibles chez koukoumi boutique Ampitatafika
05/08/2022

Quelques produits disponibles chez koukoumi boutique Ampitatafika

Huile stick FOSA vaniala « 💪🏻⛹️🏊‍♂️🤾‍♀️🏋️‍♂️ »🍂
23/07/2022

Huile stick FOSA vaniala « 💪🏻⛹️🏊‍♂️🤾‍♀️🏋️‍♂️ »🍂

Soa Aby🤩Baume réparateur ,  100% naturel 💯🍃Vergeture 🍃Cicatrisante 🍃Anti-tâche « Pour toute la famille »
23/07/2022

Soa Aby🤩

Baume réparateur , 100% naturel 💯
🍃Vergeture
🍃Cicatrisante
🍃Anti-tâche
« Pour toute la famille »

Quelques games de produits ELSEVE disponible chez Koukoumi Boutique Ampitatafika face Pharmacie Patty
08/07/2022

Quelques games de produits ELSEVE disponible chez Koukoumi Boutique Ampitatafika face Pharmacie Patty

Misy ireo karazana fanafody natoraly Maro ao,indro ireto santionany vitsy2 fa misy ao,fa hiezahana alefa eto daholo ihan...
23/06/2022

Misy ireo karazana fanafody natoraly Maro ao,indro ireto santionany vitsy2 fa misy ao,fa hiezahana alefa eto daholo ihany

Aza misalasala mitsidika ny boutique Nay na miantso mivantana ny 0346854515 raha misy ilainao ao,afaka manao livraison k...
23/06/2022

Aza misalasala mitsidika ny boutique Nay na miantso mivantana ny 0346854515 raha misy ilainao ao,afaka manao livraison koa izahay raha tsy afaka ianao,reto misy santionany vitsivitsy @ reo zavatra sitrahanao ao🌹🌹

Koukoumi Boutique Ampitatafika.Vente de produits naturels et cosmétiques.Ouvert du lundi à Samedi de 08h à 17h30 🕗Livrai...
16/06/2022

Koukoumi Boutique Ampitatafika.
Vente de produits naturels et cosmétiques.
Ouvert du lundi à Samedi de 08h à 17h30 🕗

Livraison partout sur nos produits , à confirmer la veille ou avant 08h du matin (si jour J)

Contact: 034 68 545 15

Toa masoandro vao maraina mampisava tsotra izaoirony zavon'adin-tsainaNY ENDRIKAO…
19/05/2022

Toa masoandro vao maraina
mampisava tsotra izao
irony zavon'adin-tsaina
NY ENDRIKAO…

Ayam 🥰
17/05/2022

Ayam 🥰

Tista M'frista Ofisialy
14/05/2022

Tista M'frista Ofisialy

Tatiie Jess , la star des commentaires sur Facebook 🥰😜 Si vous voulez en commander; passez un coup d’œil sous commentair...
13/05/2022

Tatiie Jess , la star des commentaires sur Facebook 🥰😜

Si vous voulez en commander; passez un coup d’œil sous commentaire concernant nos tarifs et conditions de vente 😘

Star du jour 😁
12/05/2022

Star du jour 😁

Sophie Randria
11/05/2022

Sophie Randria

Désormais vous pouvez nous commander le tableau à 5 pièces, avec un prix de 100,000Ar; les dimensions sont mentionnées s...
08/05/2022

Désormais vous pouvez nous commander le tableau à 5 pièces, avec un prix de 100,000Ar; les dimensions sont mentionnées sur la photo.

Une bonne qualité de photo est exigée ;)

On n'attend plus que vous ;)

Les Gagas de Damima 😄🙏Nos conditions générales de vente et tarifs sont sous commentaire.
07/05/2022

Les Gagas de Damima 😄🙏

Nos conditions générales de vente et tarifs sont sous commentaire.

Tourne toi vers le soleil, et l'ombre sera derrière toi
06/05/2022

Tourne toi vers le soleil, et l'ombre sera derrière toi

Mie Lantou Mirindra 🥰❤️ Si vous voulez en commander, nos conditions de vente et tarifs sont dans les commentaires
05/05/2022

Mie Lantou Mirindra 🥰❤️

Si vous voulez en commander, nos conditions de vente et tarifs sont dans les commentaires

Wada sy Youngs 🙏🔥Hirany tianareo indrindra hoe)??
04/05/2022

Wada sy Youngs 🙏🔥

Hirany tianareo indrindra hoe)??

Ianareo ve tsy voafitaka foana hoe ohatran'ny Alahady androany ? 😂 Sa izaho irery?
02/05/2022

Ianareo ve tsy voafitaka foana hoe ohatran'ny Alahady androany ? 😂 Sa izaho irery?

Bonne soirée daholo oh! 🌃
30/04/2022

Bonne soirée daholo oh! 🌃

Address

Ampitatafika
Ampitatafika

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343059216

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Koukoumi Boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Koukoumi Boutique:

Share

Category


Other Ampitatafika event planning services

Show All