Saveur Food

Saveur Food Contact rapide: 034 17 599 05 ou 034 96 770 48
Service événementiel - Service traiteur - Pâtisserie

03/03/2024

Coucou 👋 ❤️

Inona izao ny recette mahaliana anareo raha hizara ato zahay 😁🤗🤔

Ho an'ireo mpankafia chocolat, miavaka kely indray ity tsiro iray ity: chiffon cake tout choco🍫 à seulement 5 000 Ariary...
27/02/2024

Ho an'ireo mpankafia chocolat, miavaka kely indray ity tsiro iray ity: chiffon cake tout choco🍫 à seulement 5 000 Ariary. Misy ihany koa ny tsiro hafa toy ny vanille na coco.
Alefaso ny commande ary fa vitsivitsy sisa🌻
Livraison à Tana ville.
034 17 599 05

Quelques commandes des nos clients...
19/11/2023

Quelques commandes des nos clients...

Gâteau individuel pour 150 personnes 🌹💌 Maharena toka-trano soa
19/11/2023

Gâteau individuel pour 150 personnes 🌹💌 Maharena toka-trano soa

💌Mankasitraka hatrany ireo efa nametraka fahatokisana taminay💯.. Ampahan-tsary amin'ireo cocktail sy semi-buffet✨✨
15/11/2023

💌Mankasitraka hatrany ireo efa nametraka fahatokisana taminay💯.. Ampahan-tsary amin'ireo cocktail sy semi-buffet✨✨

Hanomana raharaha ve ianareo? afaka manampy anareo izahay amin'ny resaka sakafo. 💌Mankasitraka ireo efa nametraka fahato...
15/11/2023

Hanomana raharaha ve ianareo? afaka manampy anareo izahay amin'ny resaka sakafo.
💌Mankasitraka ireo efa nametraka fahatokisana taminay. Ianao ihany koa, fandrio dieny izao ny date raha hanomana ny andro malaza toy ny: Mariage, baptême, anniversaire …etc
✨Misy offre maro azo isafidianana ato aminay ( tarifs ao @ sary commentaire na MP)
✅Mandeha any amin'ny faritra rehetra eto Mada izahay
☎️Contact: 034 17 599 05 - 034 96 770 48

Address

Anosibe
Antananarivo
101

Telephone

+261341759905

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Saveur Food posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Saveur Food:

Videos

Share

Nearby event planning services


Other Party Entertainment Services in Antananarivo

Show All