Raaymix'Dj

Raaymix'Dj DJ IS LIFE��

Artiste anizany kifeko indrindra LJO
23/04/2024

Artiste anizany kifeko indrindra

LJO

  RDJ 96.6 FM  Eto amin'ny Palais des Sports de Mahamasina
18/04/2024

RDJ 96.6 FM
Eto amin'ny Palais des Sports de Mahamasina

NATORALY🍃
28/01/2024

NATORALY🍃

Tsikitsiky Kely ary aloha fa vao2 ny taona 😅
07/01/2024

Tsikitsiky Kely ary aloha fa vao2 ny taona 😅

Tsinjaka alohan'ny Bonne Année 😄
31/12/2023

Tsinjaka alohan'ny Bonne Année 😄

Pônita Pônita🙃
29/12/2023

Pônita Pônita🙃

🤗
29/12/2023

🤗

📍
28/12/2023

📍

Ôoryyyyy Dj a🙄hifantoka @ Asa sa Hifantoka @ Fety 😅😂
24/12/2023

Ôoryyyyy Dj a🙄
hifantoka @ Asa sa Hifantoka @ Fety 😅😂

💥TOERANA 3 RATSY ✅Raha tsy mahatsapa ny fangirifirian'ny hafa na tsy mahay mankasitraka ny fiainana dia mandalova amin'i...
22/12/2023

💥TOERANA 3 RATSY
✅Raha tsy mahatsapa ny fangirifirian'ny hafa na tsy mahay mankasitraka ny fiainana dia mandalova amin'ireto toerana be karma ratsy ireto .
👉👉👉Hopitaly - Fonja - Fasana .
✅Ny hopitaly dia toerana iray feno olona miady aman'aina . Te ho velona indray . Te ho sitrana . Rehefa any vao mahatsiaro ny fahasalamana sy fitandremana tokony natao . Mivavaka ary mangataka mafy fahasitranana.
✅Ny Fonja dia toerana iray tsy tsara hivelomana satria rehefa any vao tsaroana ny Fahafahana na Libérté nananana fony tety anivon'ny fiaraha-monina sy ny ankohonana. Tapaka hatreo ny fanaovana izay tiana .Eny fa na hatory haka aina ary mbola misy mibaiko . Ny rivotra hiainana maloto sy tsy ampy.
✅Ny Fasana : Toeran'ny fahataperana . Maty sy tapitra hatreo ny tantaranao . Tsy manan-tsafidy fa hiditra @ tontolo fanombohana hafa indray .
💕💕💕Te hiteny foana aho hoe : Manaova ny mety ,ny tsara . Ankafizo izao misy anao izao fa misy te haka izao fiainanao sy toeranao izao.
✅✅✅Misaora mandrakariva ny Mpahary mbola salama, velona , Libre . Dia aza maka Aretina volena sy fahotana efa fantatra fa manimba . Miambena mandrakariva .
Maniry soa ho ahy sy ho anao 🙏🙏🙏

Mankasitraka

🤍🤍🤍
19/12/2023

🤍🤍🤍

NENY👩🏻 Ilay fototra iray nahafahana nijoro, ilay mpanoro sy mpananatra,Na dia efa tsy eo tsony aza ianao dia tsaroana fo...
30/11/2023

NENY👩🏻 Ilay fototra iray nahafahana nijoro, ilay mpanoro sy mpananatra,

Na dia efa tsy eo tsony aza ianao dia tsaroana fona ny soa vitanao, tsy very ny anatra sy ny fahalalana nomena anay,

Ka amizao fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao dia Mbola miarahaba anao fona izahay,
Mahatsiaro, ary tsy manadino na oviana,

Lavitriny tena ianao fa akaikin'ny FO,

Mandria ampiadanana Neny Malala 🖤

Rehefa Mivavaka: Ankino @ ilay NAHARYRehefa miasa: Ankino @ HEZAKAO
22/11/2023

Rehefa Mivavaka: Ankino @ ilay NAHARY
Rehefa miasa: Ankino @ HEZAKAO

Aminay any 🇲🇬❤
19/08/2023

Aminay any 🇲🇬❤

Ny firedaredan'ny TNJONA ato anatiko no Mbola tsy nahakivy ahy @ FAHANTRANA ✊😊
27/06/2023

Ny firedaredan'ny TNJONA ato anatiko no Mbola tsy nahakivy ahy @ FAHANTRANA ✊😊

Zaho efa misioka na Mbola tsy tahafavoakan'ny Ala ☯Satria ny HERIN'NY ARIVO LAHY no ato anatiko✊
21/06/2023

Zaho efa misioka na Mbola tsy tahafavoakan'ny Ala ☯
Satria ny HERIN'NY ARIVO LAHY no ato anatiko✊

AZA ATAO AMPITANONDRIKA ANAO AKORY RA IZAY AMAFINY FIAINANA✊Mitraka dia ampio ny hery 💪
29/05/2023

AZA ATAO AMPITANONDRIKA ANAO AKORY RA IZAY AMAFINY FIAINANA✊

Mitraka dia ampio ny hery 💪

19/04/2023

20 taona no miakatra ny olona no tsy tokony ho mahantra intsony.

Tsisy antony tokony hampahantra anao raha 20 taona no miakatra ianao.

Efa betsaka ny zavatra afaka ataonao aorian'io 20 taona-nao io fa matoa ianao mbola mahantra dia:
Satria mbola manantena Ray amandreny hanampy.
Satria mbola manantena lova
Satria kamo ny hamorona fidiram-bola.
Satria mbola nijanona tamin'ny asanao iray iny.
Satria tsy niasa ampisainana fa niasa mafy fotsiny.

Tsy tokony excuse intsony izany hoe ka mbola mpianatra satria efa afaka mamorona business ianao amin'izany 20 taona izany sady efa malalaka ny sehatra.

Tsy tokony excuse intsony ny hoe ka karamanay kely satria efa maro ny zavatra afaka ataonao hampiakaranao ny fidiram-bolanao raha kely ny karamanao.

Tsy excuse intsony ny hoe ka izahay tsy ampy fianarana sns...
Ny fisian'ity pejy ity dia anisany nanampy olona maro mahakasika izay satria raha nanaraka ity pejy ity efa ho heritaona ianao dia nahafantatra tsara fa ankoatran'ny fizarana gratuit eto dia misy ny formation nataoko hahafahanao mamorona fidiram-bola amin'ny alalan'ny finday, ny formation ahafahana mampitombo ny fidiram-bola, ny formation marketing sy resaka varotra afahanao mampivoatra ny orinasakelinao , misy koa ny fikambanana '' Magéne Business Groupe '' izay vondron'izay te hiditra lalina amin'ny fandraharahana ka te hianatra sy te hahafantatra ny lalana rehetra hahombiazana amin'izany.
Ny fitantanana ny volan'ny orinasa indray ny formation manaraka eo fa betsaka isika ato no tsy mahita fivoarana amin'ny asa natao noho io tsy fahaizana mitantana io.

Ka tsisy excuse tokony hampahantra anao intsony satria ny hampiala antsika anaty fahantrana mihitsy no anton'ireny zavatra maro be zaraiko ireny fa ianao sisa no antony lehibe izay mahatonga anao mbola mahantra amin'izao.

Sahia mandany , sahia mampihatra dia hahita fiovana ianao.

Frérot 👊
18/04/2023

Frérot 👊

Frérot 👊 🎚️ -Tsiry🎤 🚨
18/04/2023

Frérot 👊

🎚️
-Tsiry🎤

🚨

Wiz😋
17/04/2023

Wiz😋

15/04/2023
SOA-FENO😊
15/04/2023

SOA-FENO😊

DJ Stitch & Raaymix DJ
08/03/2021

DJ Stitch & Raaymix DJ

 #❤🎛🎚💙
08/03/2021

#
❤🎛🎚💙

Milalao kely ndray lo fa tsy mias ee💕🎛🎚🎧 Raaymix DJ
19/01/2021

Milalao kely ndray lo fa tsy mias ee💕🎛🎚🎧 Raaymix DJ

21/10/2020

Tiako raha ty 😊😊💕💕
(Ny aty) Dédesse

Makasitran ni (KANTO MALAGASY🇲🇬)

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Telephone

+261343278542

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raaymix'Dj posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Raaymix'Dj:

Share

Category