AROÉ EVENT

AROÉ  EVENT Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AROÉ EVENT, Party Entertainment Service, Antananarivo.

🎊Nous vous aidons dans la planification et la mise en œuvre de votre évènement de A à Z.🎈Anniversaire, 🎈mariage,🎈 conférence,🎈 spectacle,... notre équipe est prête à se donner à fond pour faire de votre évènement une expérience inoubliable.✨️

Pour vos fêtes d'anniversaires, nous proposons des décorations à thèmes (cake topper, bannières, présentoir, autres acce...
23/04/2024

Pour vos fêtes d'anniversaires, nous proposons des décorations à thèmes (cake topper, bannières, présentoir, autres accessoires de déco, tenue d'anniversaire personnalisée...)
Nous pouvons également assurer le service cocktail avec différents assortiments salés et sucrés.

06/11/2023

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Charifa Mamodaly, Point Virgule

16/03/2023
23/01/2023

Ny vady

👉 Ny vady dia ilay mpanampy sahaza, azo antenaina amin'ny fotoana rehetra

👉 ilay manohana sy mifampitantana foana ho amin ny tanjona

👉 Ny tena vady dia tsy misorona raha manitsy sy mananatra, , izany hoe ilay fefy miaro mba tsy hidiran'ny fahavalo.

👉 Ny mpivady dia tsy mpi adversaire na mpifaninana fa ilay ekipa iray tsy mifanary.

👉 Ny vady tsy fanolo na misy inona na inona.

👉 Ny vady dia tsy tolorana na tadiavina fa Fanomezan'Andriamanitra.

👉 Ny vady avy amin'Andriamanitra io no tena natao ahazaka ny fahalemenao.

👉Maro fahavalo ny tokantrano fa Ilay Fitiavan'i Kristy no entimiatrika sy mandresy izany.

👉Matoa nataon'Andriamanitra hivady dia hifampitantana ho any an danitra.

👫 Raha mbola eo ny vadinao , dia mifalia sy mandania ny fotoananao ho azy fa mandalo izao fiainana izao.

Ho entin'Andriamanitra ho amin'ny tanjony anie ny tokantrano rehetra mamaky ity.

Diniho lalina ...

Pasteur Ndrantomahenina

Address

Antananarivo

Telephone

+261345065176

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AROÉ EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share