Izy M'tsam Event

  • Home
  • Izy M'tsam Event

Izy M'tsam Event La fête continue...🎯

«  Izay manana maso mihantra hotahina, satria anomezany ho an’ny malahelo ny haniny » Ohabolana 22:9🎄 KRISMASY FIFALIANA...
25/12/2023

« Izay manana maso mihantra hotahina, satria anomezany ho an’ny malahelo ny haniny »
Ohabolana 22:9

🎄 KRISMASY FIFALIANA 24/12/2023🎄
Faly tanteraka ny fo nizara izay kely hanana tamin’ireo hita fa anatin’ny fahasahiranana tanteraka amin’izao. Hisaoranay tanteraka heram-po, heran-tsaina ireo izay nifanome tànana tamin’ny fanolorana ireo akanjo, kiraro sy kojakoja maro isan-karazany izay hita fa mbola mahasoa ny hafa hatrany🤝❤️ Misaotra an’i Christian K. ihany koa nanampy sy niara-nizara ireo entana rehetra ireo❤️ Ary manolotra fisaorana lehibe hoan’ny « équipes » Izy M'tsam Event nifanome tànana tamin’ny fizarana

Tratrin’ny Krismasy sambatra daholo🎄🤗



🤲 ANDAO HIZARA 🤲      🎄 Amin'izao ankatoky ny " KRISMASY " izao, andao isika hifanampy sy hifanolo-tànana amin'ireo nama...
09/12/2023

🤲 ANDAO HIZARA 🤲

🎄 Amin'izao ankatoky ny " KRISMASY " izao, andao isika hifanampy sy hifanolo-tànana amin'ireo nama-tsika izay anaty ny tsy fisina amin'izao.


💡Raha toa ka manana fanirina hanome sy/na hizarana hoan'ireo madinika ianao : akanjo, kiraro, kilalao,... Izay rehetra tsy ampiasainao intsony nefa mahasoa ny hafa dia afaka miantso ny laharana :
📱034 51 158 78
📱034 22 848 84

Ny hanataterahana ny fizarana ireo entana sy fitaovana rehetra voaangona dia ny 📅 24 Décembre 2023 📅 hoavy izao..

Misaotra mialoha anareo izay miara-mientana sy mifanampy hoan'ireo namantsika sahirana amin'izao vanim-potoanan'ny Noely izao🤝



🌟 Félicitation à ces deux jeunes mariés 🌟.          Notre équipe vous remercie pour votre confiance💫.    🎯 N'hésitez pas...
10/09/2023

🌟 Félicitation à ces deux jeunes mariés 🌟.
Notre équipe vous remercie pour votre confiance💫.

🎯 N'hésitez pas à nous contacter pour tous vos projets événementiels (Mariage, Fiançailles, Baptême, Confirmation, Anniversaire, Fête Familiale, fête d'un école/ collège/ Lycée, concerts, Spectacles...)

📜Contact Rapide📜:
☎️☎️ 034 51 158 78/ 034 22 848 94 ☎️☎️

[08/09/2023]

🎯 “Ho iraka izahay hampivaoatra ity Nosy, Hiezaka ho modely na aiza tany haleha! Ka ho andriam-bavy lanitra. Hijoro, reh...
03/07/2023

🎯 “Ho iraka izahay hampivaoatra ity Nosy, Hiezaka ho modely na aiza tany haleha! Ka ho andriam-bavy lanitra. Hijoro, rehareha.”

Nous tenons à féliciter la “PROMOTION VAHINALA” qui sont futurs sortantes du Lycée Maria Manjaka - Andohalo. Un grand merci à vous de nous avoir fait confiance pour la décoration de votre salle. Bonne chance pour la suite …🥳🥰

" Isika no vehivavy farany amin’ny Promotion, Na inona na inona problème ahitana solution !!...
Veloma mandra-piahona, Hikopak’elatra amin’izay… "🎓

🎯 Nous organisons tous types d'événements
🎯 N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations

📱 Contact📱:
034 51 158 78
034 22 848 94




10/05/2023

Surprise be no natolotr'izy roa kely teto🤗❤️
Tena hoe mamy be✨
Ayam ❤️

Quelques click du concert🥳🥰
09/05/2023

Quelques click du concert🥳🥰

Tout d'abord, nous tenons à remercier notre Dieu tout puissant qui nous a permis de réaliser notres premier concert..   ...
09/05/2023

Tout d'abord, nous tenons à remercier notre Dieu tout puissant qui nous a permis de réaliser notres premier concert..
Un grand merci à tout l'équipe qui se sont contribué pour la réalisation de ce projet🤗. ( 𝕄𝕚𝕛𝕠𝕟𝕚𝕖 𝕊𝕠𝕟𝕠𝕣 , Dinah Razafy Location , Christinah Razanoelisoa et toutes les personnes qui se sont donnés la main )
Mille mercis à Ayam et Christian K. qui ont réalisé un concert merveilleux et inoubliable.🙏❤️
Et sans oublier notre partenaire 𝓜𝓸𝓸𝓭 𝓒𝓻𝓮𝓪 ✨

🎯 Nous organisons TOUT TYPES D'ÉVÉNEMENTS
🎯 N'hésitez pas à nous contacter pour plus d'informations

📱Contact Rapide📱:
034 51 158 78
034 22 848 94

09/05/2023

❤️❤️❤️

Rahariva ny fotoanantsika amin’ny 03 ora tolakandro ato amin’ny Le pavé Antaninarenina miaraka amin’i Ayam❤️
07/05/2023

Rahariva ny fotoanantsika amin’ny 03 ora tolakandro ato amin’ny Le pavé Antaninarenina miaraka amin’i Ayam❤️

Manome fotoana antsika mpankafy Ayam  izahay amin'ny Alahady 07 Mai amin'ny 3 ora tolakandro ao amin'ny Le Pavé Antanina...
05/05/2023

Manome fotoana antsika mpankafy Ayam izahay amin'ny Alahady 07 Mai amin'ny 3 ora tolakandro ao amin'ny Le Pavé Antaninarenina. Hiaraka hanala azy isika amin'io fotoana io, ary ho hitanao ao daholo ireo hira izay nahafantaranao azy hatrizay sy misy hira surprise vaovao be ko amin'io🤗. Ary ko hiaraka hampiara-peo amin'i Christian K. izy amin'io andro io❤️. Oento ny namana sy ny fianakaviana fa dia an'i Ayam irery ny sehatra.🤗

Ny billets dia mbola misy hatrany ka afaka mi-commande ato amin'ny page Izy M'tsam Event na koa 𝓜𝓸𝓸𝓭 𝓒𝓻𝓮𝓪 fa manao LIVRAISON GRATUITE izahay🎟️.

Ny Point de vente tsika kosa de ao amin'ny:
1️⃣ Pretty Little Things ( immeuble shopping center Behoririka, Box 01, 1ère étage)
2️⃣ Cyber Multiservices Alarobia Amboniloha ( en face de l'église FJKM Alarobia Amboniloha)
Ra alohan'ny 07Mai ianareo no mividy dia mbola 20.000ar hatrany ny billet fa raha amin'io andro io ianareo no hividy (7 Mai) dia 25.000ar kosa ny billet.🤗

Infoline : 034 51 158 78 | 034 22 848 94

Be dia be nareo no mbola te ahazo billet satria efa akaiky ny fotoana 🤔Ato ndray ny jeu atsika ary eh!!🏁 Amin'ny 07 Mai ...
02/05/2023

Be dia be nareo no mbola te ahazo billet satria efa akaiky ny fotoana 🤔
Ato ndray ny jeu atsika ary eh!!🏁

Amin'ny 07 Mai ny fotoanatsika miaraka amin'i AyAyam

🚩 ALERTE JEU 🚩

Miaraka Izy M'tsam Event Billet ray (1) ny loka

Tsotra ny lalao:


💡Reto ary ny atao mba ahazaona an'izany eh! 💡

📋 Aimez ma page 📋
Abonnez-vous sur ma page et M’tsam Event

📋 Partagez et Mentionnez (1) un(e) ami(e) dans le commentaire avec la description : " Ayam "

🎟️ Izay be réaction ny commentaire no mahazo ilay billet

Fin du jeu : ce jeudi 🥴 bonne chance 🍀

📣 ALERTE A TOUS LES FANS 📣      📌 Ayam is here 📌       Ouais, plus que quelques jours avant le grand show de Ayam . Comm...
28/04/2023

📣 ALERTE A TOUS LES FANS 📣

📌 Ayam is here 📌
Ouais, plus que quelques jours avant le grand show de Ayam . Comme la première fois, revivons les Best moment avec notre idole.
Elle sera au grand complet ce jour là. (Choeurs et tous ses musiciens). Et il n'y a plus deux comme ça cette année malheureusement.

🎶 On vous donne Rendez-vous le Dimanche 07 Mai 2023 à 15h au " Le Pavé Antaninarenina ".

🎶 Vous pourrez commander vos billets sur notre page Facebook ( Izy M'tsam Event | 𝓜𝓸𝓸𝓭 𝓒𝓻𝓮𝓪 ) et on vous LIVRE ça GRATUITEMENT sans frais de livraison bien évidemment si vous êtes au alentour du centre ville

🎶Si non il y aussi notre point de vente :
1️⃣ Pretty Little Things ( immeuble shopping center Behoririka, Box 01, 1ère étage)
2️⃣ Cyber Multiservices Alarobia Amboniloha ( en face de l'église FJKM Alarobia Amboniloha)

🎶 Vous allez avoir de la chance d'être en avant première de sa nouvelle chanson 🤫
Un moment à ne pas rater 😍

🎟️ Billet Simple : 20.000Ar
🎟️ Réservation : 40.000Ar (+ Surprise avant le concert)

🚨 JOUR- J🚨 :
🎟️ Billets simple 🎟️ : 25.000ar

Infoline 📋 :
☎️☎️ 034 51 158 78 ☎️☎️
☎️☎️ 034 22 848 94 ☎️☎️

22/04/2023

🕒 J-15 du concert 🕒

📌 Efa manomakomana ny handray anareo sahady zahay anh!!
Efa vonona ko Ayam sy ny équipe-any hanome ny tsara hoanareo . Hiaraka hanalazy sy hifety tsika amin'io andro io🤤
Ny Guest ko de iavaka kely satria dia ampiara-peo amin'ny Christian K. izy amin'io andro io🎙️.

📣 Rendez-vous : 7Mai ao amin'ny Le Pavé Antaninarenina amin'ny 03ora Tolakandro

📣 Ny vente de billets mbola misy fona ao amin'ny :
Pretty Little Things (Shopping Center Behoririka Box 01) na ko ao amin'ny Cyber Multiservices Alarobia Amboniloha ( En face de FJKM Alarobia Amboniloha)

📣Hoan'ireo te hividy billets nefa tsy afaka mi-deplace de manao LIVRAISON GRATUITE AU ALENTOUR DU CENTRE VILLE | 3.000ar kosa ra mihoatra ny Ville.
🗯️Alefaso Mp ( Izy M'tsam Event | 𝓜𝓸𝓸𝓭 𝓒𝓻𝓮𝓪 ) na miantso ny ☎️☎️ 034 51 158 78 | 034 22 848 94 ☎️☎️ ny commande-nao

📣 Surprise be no hiandry anareo any

🎟️ Billets simple : 20.000ar
🎟️ Réservation : 40.000ar

🚨Jour-J🚨
🎟️ Billet simple : 25.000ar

https://www.facebook.com/100083954274908/posts/183472007794607/?app=fbl

(Extrait kely ny ho hitanareo any)

14/04/2023

Tirage des billets🎉

14/04/2023

📣 LIVE à 19h pour le tirage des 2 gagnants(es) des billets AYAM 📣

🚩 ALERTE JEU 🚩   Heritrereto anie hoe mande mijery ny Concert an'i Ayam enao sy ny namanao, na sipanao, na ny ex-anao am...
05/04/2023

🚩 ALERTE JEU 🚩

Heritrereto anie hoe mande mijery ny Concert an'i Ayam enao sy ny namanao, na sipanao, na ny ex-anao amin'ny 7 Mai satria nahazo billets 02 Gratos avy aty aminay😱🥳.

👫Olona 02 no ho sarihana ka mahazo billets 02 avy izay voasarika

💡Reto ary ny atao mba ahazaona an'izany eh! 💡

📋 Aimez la page 📋

📋 Partagez et Mentionnez (1) un(e) ami(e) sur cette publication en mode public avec la description : " " (Hashtag tsy adino)

🎟️ Ny fisarihana : Zoma 14 Avril | " En direct "

Infoline : 034 51 158 78 | 034 22 848 94



Address


Telephone

+261345115878

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Izy M'tsam Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share