![Efa manomboka mafana ny andro ka indro indray ary ny vokatra natoraly sady mampody aina no feno tsiro izay ilaina, mampa...](https://img5.evepla.com/406/537/848304344065371.jpg)
08/09/2024
Efa manomboka mafana ny andro ka indro indray ary ny vokatra natoraly sady mampody aina no feno tsiro izay ilaina, mampangatsitsika amin'ny andro mafana 😊😊😊.. Koa hoa izay mbola hivarotra na koa anandrana ny jus feno tsiro dia aza misalasala manao commande afaka aterinay na aiza na aiza misy anareo na tonga dia miantso avy hatrany ny 0341983868🙏🙏