02/12/2024
IREO MANAMPAHAIZANA NANDRAFITRA NY VINAM-PIARAHAMONINA HO ANâI MANAZARY izay hentinâi Mamitiana Olivier Rakotoarimanga ho anâny vahoaka.
Manampahaizana maro no nandrafitra azy, isanâizany izy mirahalahy ireto: Professeur Christian RAZANATSOAVINA sy PDG đđšđŁđš đđ„đđźđđąđ§đš đđ§đđ«đąđđ§đđŹđšđ„đš - đ©đđ đ đšđđđąđđąđđ„đ„đ
ISANâIREO MANAMPAHAIZANA NANORATRA NY VINAM-PIARAHAMONINA HENTINâI Mamitiana Olivier Rakotoarimanga HO ANâNY VAHOAKANâI MANAZARY ny âProfesora Christian RAZANATSOAVINAâ
I Profesora Christian RAZANATSOAVINA izay mpampianatra ambony Malagasy manam-pahaizana manokana aminâny psikolojia sosialy.
Ny asa nataony:
âą Taminâny taona 2010, dia nanao ny doktorĂ izy tao aminâny Oniversitenâi Amiens, Frantsa đ«đ·, teo ambany fitarihanâi Profesora frantsay Lucy Baugnet. Ny lohahevitry ny fikarohana nataony dia âFijery momba ny fahefana eto Madagasikara eo aminâny tontolonâny fanapariaham-pahefana: Fikarohana natao tao aminâny faritra Sofiaâ (Regards sur le pouvoir Ă Madagascar dans le contexte de la dĂ©centralisation : Ătude rĂ©alisĂ©e dans la rĂ©gion de la Sofia ).
âą Taminâny taona 2022, dia namoaka boky mitondra ny lohateny hoe âLa culture malgache et le respect des Anciens: enjeux de la stabilitĂ© sociale et politique de Madagascarâ izy, izay miresaka ny maha-zava-dehibe ny fomba amam-panao sy ny fanajana ireo zokiolona eo aminâny fiarahamonina malagasy aminâizao fotoana izao.
âą Taminâny taona 2021, dia nanoratra lahatsoratra momba ny fomba fanitsiana ny fomba fampianarana anjerimanontolo ho aminâny sehatra nomerika aty Madagasikara izy, taorianâny nipoiranâny valanâaretina Covid-19 (lâadaptation des mĂ©thodes dâenseignement universitaire vers le numĂ©rique Ă Madagascar face Ă la pandĂ©mie de Covid-19)
Ny fandraisany anjara:
Manampy betsaka aminâny fikarohana momba ny fiaraha-monina sy ny politika eto Madagasikara ny Profesora RAZANATSOAVINA, ary manantitrantitra ny lanjanâny kolontsaina sy ny fivoarana manaraka ny toetrâandro izy.
đđŒ Isanâireo manampahaizana Malagasy nandrafitra ny vinam-piarahamonina ho anâi MANAZARY ny Profesora Christian RAZANATSOAVINA.
âââ
I đđšđŁđš đđ„đđźđđąđ§đš đđ§đđ«đąđđ§đđŹđšđ„đš - đ©đđ đ đšđđđąđđąđđ„đ„đ indray dia Filoha Tale Jeneraly sady avara-pianarana.
Manampahaizana eo aminâny sehatra maro izy toy ny :
- Ăconomique et sociologie du dĂ©veloppement na âToe-karena sy Sosiolojianâny Fampandrosoanaâ Doctorant aminâizany ny tenany ao aminâny UniversitĂ© Genesis Antsiranana.
- Diplomatie et relations internationales na âDiplaomasia sy Fifandraisana Iraisam-pirenenaâ taminâny Cycle expertise ny Hautes Ătudes en Administration Publique anâny ENAM, izay sekolim-panjakana ambony.
- Diplomatie et stratĂ©gie na koa âDiplaomasia sy Tetikadyâ tao aminâny CEDS na Centre dâĂ©tudes diplomatiques et stratĂ©giques.
- Master en administration dâentreprise
- Master en Finance, option controle de gestion
- Efa nanovo fahalalana tao aminâny INSCAE sy oniversite hafa ihany koa ny tenany teto antoerana sy tany ivelany.
Mpampianatra mpikaroka eny aminâny oniversite i Rojo ANDRIANASOLO ary olona tia mandalina ny fiarahamonina ihany koa.
đđŒ Izy ihany koa dia mpitantana ny vondronâorinasa Gate Company International Group izay misy orinasa maro folo mahery eo, misehatra eto Madagasikara sy any ivelany (France, DubaĂŻ, Afrique) Isanâireo orinasa ireo ny UniversitĂ© E-media Madagascar, AELI Institute, Ust-io University, Sophys Agri - Agro, sns izay tsy voatanisa eto.
Samy resilahatra izy ireo fa azo hampandrosoina tsara ny kominina Manazary, indrindra fa minâny maha ivonâi Madagasikara azy.
ââ-
Narafitra ao anaty boky 33 pejy ireo vina ireo miaraka aminâny tetika fanatanterahana azy izay mizara toa izao :
1. Introduction et Contexte
⹠Présentation de la commune (situation géographique, population, économie, infrastructures).
⹠Analyse du contexte actuel (forces, faiblesses, opportunités, menaces).
2. Vision et Objectifs
âą Vision Ă long terme pour la commune.
⹠Objectifs stratégiques à court, moyen, et long terme.
3. Axes de DĂ©veloppement
âą Ăconomie locale (agriculture, commerce, artisanat, etc.).
⹠Infrastructures (routes, écoles, santé, eau potable, énergie).
⹠Social et culture (éducation, santé, cohésion sociale, valorisation culturelle).
⹠Environnement (gestion des ressources naturelles, développement durable).
âą Gouvernance locale (participation citoyenne, transparence).
4. Plan dâAction
⹠Activités prioritaires.
âą Calendrier de mise en Ćuvre.
âą Responsables et partenaires.
5. Budget Prévisionnel
⹠Estimation des coûts par secteur.
âą Sources potentielles de financement.
6. Suivi et Ăvaluation
âą Indicateurs de performance.
âą MĂ©thodes de suivi et Ă©valuation.
7. Annexes
⹠Cartes, graphiques, tableaux détaillés.
âą RĂ©sultats dâenquĂȘtes ou de consultations publiques.
VINA AZO TANTERAHINA TSARA