Sarobidy sakafo sy serveur

Sarobidy sakafo sy serveur Service traiteur tsy nandiso fanantenana ny maro

Ny tsara hatrany no atolotra ho anareo mpanjifa.  omaly 05 novembre 'espace AmbohimangakelyManasa anao hanoratra amin'ny...
06/11/2022

Ny tsara hatrany no atolotra ho anareo mpanjifa.
omaly 05 novembre
'espace Ambohimangakely

Manasa anao hanoratra amin'ny Mp na iantso ny 034 01 020 44 raha mahalina anao

Gâteaux tena malefaka sady matsiro ary afaka manaraka code couleur ihany koa amin'ny vidiny 3000 ar ny portion.Manasa an...
21/09/2022

Gâteaux tena malefaka sady matsiro ary afaka manaraka code couleur ihany koa amin'ny vidiny 3000 ar ny portion.
Manasa anao hanoratra amin'ny message privé na iantso ny 034 01 020 44 raha mahalina.

Roso hatrany e!Faly fona hoe afa-po ianareo naka anay.Prestation omaly: #10 septembre 2022  AnkatsoRaha mahalina anao di...
11/09/2022

Roso hatrany e!
Faly fona hoe afa-po ianareo naka anay.
Prestation omaly:
#10 septembre 2022
Ankatso

Raha mahalina anao dia mp na miantso mivantana ny 034 01 020 44

Ny asanay androany #03 septembre 2022  Olympia AmpitatafikaAza tara fa fandrio dieny izao ny datinareo.mp na miantso miv...
03/09/2022

Ny asanay androany
#03 septembre 2022
Olympia Ampitatafika
Aza tara fa fandrio dieny izao ny datinareo.
mp na miantso mivantana ny 034 01 020 44

Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 034 01 020 44 fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo izahay.
01/09/2022

Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana ny 034 01 020 44 fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo izahay.

Tsy mbola nisy diso fanantenana  izay rehetra naka anay.Prestation omaly: #27 aout 2022  les 3 M Ambatomirahavavy034 01 ...
28/08/2022

Tsy mbola nisy diso fanantenana izay rehetra naka anay.
Prestation omaly:
#27 aout 2022
les 3 M Ambatomirahavavy
034 01 020 44 na mp

Vita soa ny anio ary afa-po indray ny rehetra.prestation androany: #20 aout 2022  Fitahintsoa Ilafy034 01 020 44 na mp
20/08/2022

Vita soa ny anio ary afa-po indray ny rehetra.
prestation androany:
#20 aout 2022
Fitahintsoa Ilafy

034 01 020 44 na mp

Mitohy hatrany ny fandraisana reservation.Koa aza tara fa fandrio dieny izao ny datinareo.Izay rehetra naka anay afa-po ...
17/08/2022

Mitohy hatrany ny fandraisana reservation.
Koa aza tara fa fandrio dieny izao ny datinareo.
Izay rehetra naka anay afa-po avokoa.
raha mahalina anao dia afaka miantso mivantana ny 034 01 020 44 na 033 09 092 66 na mp

Afa-po tanteraka indray ny rehetra na dia coktail fotsiny aza no nataoPrestation androany 13 aout 2022.villa privee amba...
13/08/2022

Afa-po tanteraka indray ny rehetra na dia coktail fotsiny aza no natao
Prestation androany 13 aout 2022.
villa privee ambany lalana Itaosy
Raha mahalina anao dia afaka miantso mivantana ny 034 01 020 44 na 033 09 092 66 na hanoratra

Manao coktail fotsiny ihany koa izahay, 😊😊Tena matsiro ary tsy handiso fanantenana anao. Manomboka @ 6000 ar de mahazo m...
08/08/2022

Manao coktail fotsiny ihany koa izahay, 😊😊
Tena matsiro ary tsy handiso fanantenana anao.

Manomboka @ 6000 ar de mahazo miampy jus naturel.

Antsoy malaky ny 034 01 020 44 na 033 09 092 66
Na MP koa mety

Gâteaux tena matsiro be amin'ny vidiny mirary. Manomboka @ 3500 ar ny portion, Ho anao izay mbola tsy nanandrana dia man...
06/08/2022

Gâteaux tena matsiro be amin'ny vidiny mirary.
Manomboka @ 3500 ar ny portion,
Ho anao izay mbola tsy nanandrana dia manasa anao hanandrana fa ho tamana ianao!

📲034 01 020 44
📲033 09 092 66

Ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anareo, ary mbola vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay,    ...
31/07/2022

Ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anareo, ary mbola vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo hatrany izahay,






Fandriho malaky ny date sao lasan'ny hafa
Antsoy mivantana ny 034 01 020 44 na 033 09 092 66 na MP

misaotra an'Andriamanitra fa vita ihany na dia somary nampijaly aza ny jiro. teto mo dia gateaux fotsiny no natao. afaka...
04/07/2022

misaotra an'Andriamanitra fa vita ihany na dia somary nampijaly aza ny jiro. teto mo dia gateaux fotsiny no natao.
afaka manao gateaux fotsiny na,coktail fotsiny ihany koa izahay amin'ny vidiny mirary, koa raha mahaliana anao dia manasa anao hanoratra na iantso mivantana ny 034 01 020 44 na 033 09 092 66

isaorana ny Tompo fa vita soa ny asa natao ny sabotsy 16 avril teo ary afa-po ny rehetra.
21/04/2022

isaorana ny Tompo fa vita soa ny asa natao ny sabotsy 16 avril teo ary afa-po ny rehetra.

mahay ny zavatra rehetra aho amin'ny alalan'ilay mampahery ahyFilipianina 4, 13
28/02/2022

mahay ny zavatra rehetra aho amin'ny alalan'ilay mampahery ahy
Filipianina 4, 13

Address

Tanjombato Ambaniatsimo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:00 - 22:00
Tuesday 07:00 - 22:00
Wednesday 06:00 - 22:00
Thursday 06:00 - 22:00
Friday 06:00 - 22:00
Saturday 06:00 - 22:00
Sunday 07:00 - 21:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sarobidy sakafo sy serveur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category