An’kaofy

An’kaofy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from An’kaofy, Antananarivo.

27/01/2025

Mankasitraka hatrany ooh ❤️
0347575991

21/01/2025

Mankasitra hatrany oh ❤️❤️❤️

16/01/2025

Salaaaaamaaa ❤️
Misaotra foana foana ❤️❤️
Vonona hanome ny tsara indrindra avy aminay foana zahay 🍓

Saaalaaaamaa ❤️…Mankasitra foana oh
05/01/2025

Saaalaaaamaa ❤️…
Mankasitra foana oh

Salaaamaaa ❤️❤️Mankasitra hatrany ooh
02/01/2025

Salaaamaaa ❤️❤️
Mankasitra hatrany ooh

01/01/2025

Arabaina nahatratra ny Taona oh ❤️❤️

Salaaamaa 😉💖Mankasitraka hatrany oh
30/12/2024

Salaaamaa 😉💖
Mankasitraka hatrany oh

Maaamy anieee eeee ❤️❤️❤️Tena mamy anie ity client ity ee ❤️ Nahazo lettre koa zahay 🥺🥺🥺(Sary avy any @ cliente manja Ke...
26/12/2024

Maaamy anieee eeee ❤️❤️❤️

Tena mamy anie ity client ity ee ❤️
Nahazo lettre koa zahay 🥺🥺🥺
(Sary avy any @ cliente manja Kely ❤️)

Misaotra bé Dia bé anareo zareo Fa noho ianareo no mampitohy n'y asa hatrany ah ❤️

Dia vonona hanome n'y tsara indrindra avy aminay hatrany zahay

Mirary fety sambatra o ❤️
25/12/2024

Mirary fety sambatra o ❤️

21/12/2024

Salamaaa ❤️
Mankasitraka hatrany mahatoky ooh...
❤️❤️❤️

16/12/2024

Zany ony eee 😂😂😂
Mampody vady misitaka 😂😂😂

Salaaamaaa ❤️Mankasitra hatrany oh ❤️Mitohy hatrany fandraisana commande aa❤️❤️❤️
16/12/2024

Salaaamaaa ❤️
Mankasitra hatrany oh ❤️
Mitohy hatrany fandraisana commande aa❤️❤️❤️

Salaaaamaaa.❤️❤️❤️Ity ary ilay niandrasana eee🎉🎉Tandremo sao tara aa🎁🎁
15/12/2024

Salaaaamaaa.❤️❤️❤️
Ity ary ilay niandrasana eee🎉🎉
Tandremo sao tara aa🎁🎁

Saaalaamaa ❤️❤️Mankasitraka hatrany zareo aah ❣️Misaotra bé Dia be Fa noho ianareo no mapivoatra anay hatrany 🤩Vonona ha...
14/12/2024

Saaalaamaa ❤️❤️
Mankasitraka hatrany zareo aah ❣️
Misaotra bé Dia be Fa noho ianareo no mapivoatra anay hatrany 🤩

Vonona hanome n'y tsara indrindra avy aminay hatrany izahay 💝
Merci beaucoup Hf Haryh 💝.. mankasitraka n'y ramose koa ❤️

25/11/2024

Salamaaa ❤️
MBA hizara Kely aminareo zahay anio ❤️

Toy izao ny toerana fikarakarana ireny mofomamy ireny tamin'ny 2023 ❤️
Tsy hoe akory efa lasa ngeza bé n'y toerana amin'izao.. saingy kosa efa MBA nahazo fitaovana maromaro vitsivitsy afahana manome fahafahampo anareo hatrany

Mankasitraka anareo miaraka lehibe aminay eto ❤️..
Misaotra manohana eee 💕💕

Salaaaamaa ❤️❤️Mialatsiny ny Amin’ny fahatarana kely 🙈🙈🙈Dia arabaina indray zany i F***y Adams fa izy no nahazo ny fanom...
08/11/2024

Salaaaamaa ❤️❤️
Mialatsiny ny Amin’ny fahatarana kely 🙈🙈🙈

Dia arabaina indray zany i F***y Adams fa izy no nahazo ny fanomezana avy any Amin’i Ambitious - Handcraft. 🦋🦋

Ary arabaina ihany koa i Mitantsoa Diamondra fa izy no nahazo ny fanomezana avy amin’i An’kaofy. 🍰🎂

Mankasitra antsika rehetra ihany koa
Araho hatrany ny pejy ❤️❤️❤️
Mbola vonona hanome ny tsara hatrany zahay a 🥰🥰🥰

Salaaamaa ❤️❤️Izahay manao gâteau mariage nareo ihany koa aa ❤️Amin’ ny tsirony tsy miova fa ilay matsiro be foana ❤️❤️❤...
06/11/2024

Salaaamaa ❤️❤️
Izahay manao gâteau mariage nareo ihany koa aa ❤️

Amin’ ny tsirony tsy miova fa ilay matsiro be foana ❤️❤️❤️

Afaka Mandeha any Amin’ izay tany misy anareo any izahay aaa 🙈🙈
Ity zao tany Amin ny RN4 tany eeeh ❤️❤️❤️

Mankasitra hatrany ooh ❤️❤️
Fandrio ary ny date eeh…vonona hanome izay tsara indrindra avy aminay foana zahay 😍

0347575991

Salaaamaaaa ❤️Mbola ato izy Ity aaa 🙈🙈🙈
03/11/2024

Salaaamaaaa ❤️
Mbola ato izy Ity aaa 🙈🙈🙈

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 18:00
Tuesday 07:00 - 18:00
Wednesday 07:00 - 18:00
Thursday 07:00 - 18:00
Friday 07:00 - 18:00
Saturday 07:00 - 18:00

Telephone

+261347575991

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when An’kaofy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share