Service traiteur "Pro"

Service traiteur "Pro" ���������

Salama daholo ôoh😍🍛, ho anareo izay hikarakara fety ka mitady traiteur ,main d'oeuvre...izahay dia vonona hanome fafam_p...
06/09/2022

Salama daholo ôoh😍🍛, ho anareo izay hikarakara fety ka mitady traiteur ,main d'oeuvre...izahay dia vonona hanome fafam_po hatrany mora indrindra

15/08/2022

Ho anareo ikarakara Fety ka mitady traiteur mora dia aza misalasala miditra (MP) ,afaka manao main d'œuvre fotsiny

10/08/2022

Ho anareo izay mitady "traiteur"&"main d'oeuvre" izahay dia vonona hanome fahafam_po anareo mora indrindra

Ho anao izay mitady "traiteur" izahay dia manome fahafam_po hatrany satria dia 2000ar/pers ny main d'oeuvre .miaraka man...
10/08/2022

Ho anao izay mitady "traiteur" izahay dia manome fahafam_po hatrany satria dia 2000ar/pers ny main d'oeuvre .miaraka manao devis isika

Efa maro no nankasitraka ny service traiteur"pro"😍🙏👍,, eto izahay dia mbola vonona foana hanome ny tsara ho anareo. ➡️ S...
03/08/2022

Efa maro no nankasitraka ny service traiteur"pro"😍🙏👍,, eto izahay dia mbola vonona foana hanome ny tsara ho anareo.
➡️ Service traiteur : à partir 18.000ar/pers menu complet +boissons
➡️Main d'œuvre :3000ar
Aza misalasala miresaka ao @(MP)☺️😍😘

Misaotra anareo izay nanome fahatokisana anay hatrany😍🙏🤜🤛, ho anareo koa izay mbola misalasala ,izahay eto @"traiteur pr...
31/07/2022

Misaotra anareo izay nanome fahatokisana anay hatrany😍🙏🤜🤛, ho anareo koa izay mbola misalasala ,izahay eto @"traiteur pro" dia vonona hatrany hanome fafam_po anareo. "Mora nefa tsara"
➡️1er entrée
➡️2eme entrée
➡️ Résistance (laoka 2)
➡️ Dessert
➡️Eau vive
➡️Jus naturel
➡️ Boisson star
Izany rehetra zany dia 20.000ar /pers monja ,voky tsara ny olona hasaina voa mody😊🍽️
Aza tara fa tongava (MP) avy hatrany

28/07/2022

Salama daholo❤️😍
Araka ny fantatra dia eo traiteur no tena hafantarana ny "équipe prestataire pro" fa ankehitriny dia mihitatra. Manana an'ireo ankizy maro efa matihanina tanteraka "serveurs" izahy eo koa ny "aide"🍽️ koa ho anareo indray izay mila fanampiana dia vonona hanome fafam_po hatrany ny "équipe pro"❤️👍
18.000ar ny journée ho any (serveur)
20.000ar kosa ny "aide"
Koa manasa anao Ary hangataka ny page sy hiditra ➡️MP izay Liana

Ho anareo mitady "traiteur mahafa_po"😍👍🍾 .izahay eto@ Service traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"...
27/07/2022

Ho anareo mitady "traiteur mahafa_po"😍👍🍾 .izahay eto@ Service traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"ro"a manome fafaham_po hatrany satria dia atao mora zakany daholo be foana ny tolotra omenay anareo izay mikasa ikarakara lanonana toy ny(mariage, baptême, anniversaire,sns...) Satria dia 20.000ar /pers dia mahavita toy izao

➡️ 1 er entrée
➡️2eme entrée
➡️ Résistance (vary fotsy "riz de luxe" ,laoka karazany roa+ achard "salade créole")
➡️ Dessert "salade de fruits"+ glace "
➡️Jus naturel "à gogo"
✔️✔️✔️ izay manao réservation alohany moi de septembre dia omenay "champagne " gratuit
"Qualité, Quantité" garantie

bonjour daholo😍😍😍 izahay eto @ sercvice traiteur pro dia manao promotion ho anareo izay ikarakara lanonana ”mariage,bapt...
26/07/2022

bonjour daholo😍😍😍 izahay eto @ sercvice traiteur pro dia manao promotion ho anareo izay ikarakara lanonana ”mariage,baptême,anniversaire”...sns.
satria dia 20.000ar/pers ny menu (entrée froid,chaud,resistance,dessert,jus naturel)koa raha mahaliana anao dia tongava ao . qualité 100%🍾🍽🍧

Miarahaba antsika rehetra 😍😘Izahay eto SeService traiteur "Pro"rService traiteur "Pro"PService traiteur "Pro"Service tra...
25/07/2022

Miarahaba antsika rehetra 😍😘
Izahay eto SeService traiteur "Pro"rService traiteur "Pro"PService traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"Service traiteur "Pro"a manao tolotra mora dia mora ho anareo izay ikarakara Fety toy ny"mariage, baptême, anniversaire,sns..." Satria dia 2000ar /pers monja no hanaovanay main d'oeuvre (entrée chaude, froide, résistance, dessert) izany oe izahay no mikarakara ny rehetra na mahandro io mamohaka menu tia anareo atao fa ianareo no mividy ny zavatra hampiasaina "miaraka manao devis isika" qualité tena mahafampo ny maro ko manasa hiditra ao raha mahaliana anao🥗🌮🍾

24/07/2022

Salama daholo😍😘 izahay service traiteur pro dia manao tolotra miavaka ,satria dia 2000ar / pers monja ny main d'œuvre izay ikarakarainay ny (entrée chaude, froide, résistance, dessert) .ianareo izany eto mividy ny zavatra ilaina arakaraka ny menu tia anareo havoka

Address

Tana Ville
Antananarivo

Telephone

+261334324915

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service traiteur "Pro" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category

Nearby event planning services


Other Event Planners in Antananarivo

Show All

You may also like