
08/01/2023
Izahay eto amin'ny MICK'alo Music Events dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2023🎉
Mbola vonona hatrany izahay hanome fahafaham-po anareo, ny amin'ny fanatanterahana sy ny fanatsarana ny andro malaza sy ny lanonana🎼🏢
🎙Sonorisation complet
🪩Lumière
🪅Effet speciaux
📀Orchestre
Mbola manana date malalaka izahay🙏🏻
"Vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anareo hatrany"
☎ : 034 67 343 58