23/09/2022
🚨 FIZARANA MAHASOA 🚨
😁 Efa nozaraina teto ihany ny tsy azo atao rehefa voaasa amin'ny mariazy.
👋 Ireto indray ary no tokony tsy atao rehefa mikarakara.
1-LALANA,TOERANA SAROTRA HITA/TSY VOAZAVA TSARA
Indraindray atao anaty andro anankiray ny soratra sy fanamasinana sy vodiondry. Any Ivato ny soratra dia Ambohimangakely ny fiangonana ary ny espace any Ambohimanambola
🥲
Mila atao mazava mialoha tsara hoany ireo asaina ny lera sy toerana mazava sy voafaritra.
2-KABARY ELA LOATRA
Eny e, ny antsika moa efa fomba indrindra rehefa ilay mangatabady ny kabary... Kanefa indraindray mbola misy an'ilay datoa tsy manaiky mihitsy na hatrany amin'ny espace ary. Tantara amin'ny radio ary mbola fohy...
Mila apetraka mialoha anaty fandaminana izany sady mba hanaraka ny "timing" tsara ny lanona. Anjarantsika ny manapakevitra oe akatona anaty armoire ve datoa rehefa tsy mety sa... 😛😜
3-FIANDRASANA ELA EO
Oufff matetika rehefa amin'ny telotelo tsara iny no tonga ny fisakafoanana. Dia mbola embouteolona be koa avy eo. 🥱
Ny tsara homanina sy alahatra mialoha oe latabatra iza no manomboka. Afaka atao lalao kely mahafinaritra koa ne e.
4-MENU MAVESATRA NA MAIVANA LOATRA
Eny e, hisakafo koa ne no tena aleha any 😜
Tsy oe sakafo be à gogo isankarazany na oe kitpoi sy akoho lanin'ny kitpoi koa. Fa zavatra antoniny tsara amizay ao tsara ny ambiansy !!
5-SERVEURS MPANDODONA
Pfouuuu, indraindray lay mbola mankafy entrée tsara iny dia efa tamy zalahy hidebr 🙄
Lasa manafintohina ireo voaasa. Mila resahin'ny mpikarakara mialoha ny ekipa momba an'izany.
6-ANKIZY MIRIORIO BE
Mety hiteraka fahasorenana hoany hafa raha feno ankizy mitabataba mihazakazaka be...
Afaka atao oe maka mpitaiza manokana na manomana activités kely hoany ankizy.
7-FIZARAZARANA
Ankizy, tanora , tanora zokiny ary beantitra anatin'ny voaasa daholo. Mety mahatsiaro voalika kely ohatra ny zokiolona sns amin'ny ambiansy sy ny hira... Tsara zavatra mifangaroaro foana no homanina ho an'ny rehetra.
8-VOKISANA LOATRA NY OLONA
Tsy resaka sakafo ety ny resaka fa activités amin'ny ankapy. Tiantsika mba tsy ho monamonaina ny voaasa Kanefa koa sao be loatra ny programa !
9-TSY MISORATRA ANARANA
Izany rehetra 'zany no tokony hanaovana formation momba ny fikarakarana lanona ato amin'ny Tumbu 😛😜😜
Mbola malalaka ny session 28 Septembre an 🥱😁