
28/01/2025
✨...La décoration d’un mariage est le reflet de l’amour et de l’harmonie, un élément clé pour faire de ce jour un souvenir inoubliable.✨
Mandan-danja tokoa ny "décoration" amin'ny lanonam-panambadiana anankiray, mba ahantonga lafatra tokoa izany andro iray izay sarobidy izany.🥰
🌸Mitohy hatrany ny "Promotion" amin'ny articles de décoration ato amin'ny Boutique 3M mandritra ny volana febroary.
🌸Ny Boutique 3M dia mikajy hatrany izay ahafa-po antsika mpanjifa ✨
🌸Ny Boutique 3M Esplanade Analakely dia misokatra ny Alatsinainy hatramin'ny Sabotsy manomboka amin'ny 9ora maraina ka hatramin'ny 4 ora sasany.
📍 : BOUTIQUE 3M, esplanade analakely ampitan'ny Paositra Malagasy
📞 : 0331707213 / 0341936951