Iavoloha - Music School

Iavoloha - Music School Fête foraine-PODIUM- Rendez vous VITA BACC
Vitrine des Entreprises et petits métiers de l'ATSIMONDRANO

31/10/2024

Nataoko ihany. Ny tsy ijomehy fa ehhhhh . Bjn daolo

20/08/2024

Mikarakara ny fidiran’ny mpianatra ? 🥰
Mitady coussin ho an’ireo “harena” kelin-tsika vao hiditra hianatra ve ?

Ndao ataontsika izay hampazoto azy ireo fa ireo anie ny ho avy ny firenena e! 😊🤗
Tena mamintsika loatra dia andao omena azy ihany koa ny tsara indrindra miaraka amin’ny OLi 😍🤗

Maro karazana ny coussin misy ato aminay ka anisan’izany ity ''coussin m&m '' mahafatifaty kely ity. 😍
👉Mila fidiana ihany koa izay tena tsy mankarary ny kilonga kely, koa izany indrindra no mampiavaka ny ato amin'ny OLI noho izy:

✅Anti-allergie
✅Tsy misy fofona
✅Fibre polypropylène no sesika anatiny

‼️STOCK TRES TRES LIMITE fa izay tonga aloha dia mahazo PRIX SPECIAL anie e‼️🤗😊
Efa mihazakazaka be sahady ny commande ato sao tara an😊

Mandefasa aingana MP na miantso avy hatrany 😉
📞 0340772059

16/08/2024

Iza avy ilay maniry hanjifa ny kidoro OLI nefa tsy afaka makaty Iavoloha ? 😅

‼ Ity no opportunité ho anareo ‼

Aza adino ilay exposition antsika ao amin'ny Hotel Le Louvre izay hafahanao manjifa ny vokatra avy ato amin’ny OLI rehetra an. 😄

🗓️ Manomboka ny 21 Août izao ka hatramin'ny 04 Septembre be izao anie ny faharetany 😉😍 Izay tsy ho afa-po amin’izany kosa angamba an🤗

✅ Ao amin'ny 1ère étage, mezzanine ny toerana, ilay nisy ny prisunic taloha? Sady mba mahatsiarotsiro kely ny fahazazana ihany koa e. 😉

⚠️ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA

Tongava maro hisy zava-baovao sy surprise maro any an😉

14/08/2024
31/07/2024
🎵 Fampianarana mozika ho an'ny ankizy mora noho ny pizza🍕😱 🎵Amn'izao vakansy izao, omeo traikefa sy havelao mba hiala vo...
28/07/2024

🎵 Fampianarana mozika ho an'ny ankizy mora noho ny pizza🍕😱 🎵

Amn'izao vakansy izao, omeo traikefa sy havelao mba hiala voly ny zanakareo 🎹🎶
👉Iavoloha Music School dia manolotra fampianara mozika(piano, flûte) amin'ny saram-pampianarana mirary dia mirary , mora vidy noho ny pizza iray ! 🍕, eny tompoko, mora vidy nohon'ny pizza iray 🍕😱😱😱.

Ny fampianarana dia ho an'ny ankizy mihoatra ny 7 taona, ary hanomboka ny sabotsy 3 aogositra izao, koa aza tara ary fa voafetra ny toerana a🥳🥳.

📍Rond-point Iavoloha, station Shell.

📞 +261 34 50 28 040.

18/07/2023

Be dia be ny zavatra mahafinaritra ho hitanao madritra ny hetsika Tsena be Bypass io na ho aníreo mpitsidika na ireo mpiandry TSENA
Hisy artiste anafana ny podium, toy i izay tena malaza amin'ny TIK TOK.
Ka dia tongava maro ara e!

20-21-22-23 juillet BYPASS ROUTE IAVOLOHA

04/07/2023

🎉TSENABE BYPASS- la plus grande Fête Foraine de Madagascar-🎉.
Vitrine des entreprises et petits métiers de l' Atsimondrano.
RENDEZ-VOUS AFTER BACC. Du 20 au 23juillet 2023 au grand terrain BYPASS route d'iavoloha pres chemin de fer.

🎉Animation Podium de 9h à 17h30.
📌Stands Entreprises -Speed Recruiting et réseautage.
📌Stands Ecoles - Crèches et Universités.
📌Espaces petits Métiers.
📌Divers jeux et divertissements , attraction.
📌Vide Garage - Vide grenier.
📌Collecte de dons pour association.
Un évènement écolo 💯
Stand à Prix tres abordable pour la promotion de la circonscription d'Antsimondrano.Reservez vite votre stand !!!☺️

☎️MP pour Réservation -INFOLINE: 0387740608/ 0381957391

Fête foraine-PODIUM- Rendez vous VITA BACC
Vitrine des Entreprises et petits métiers de l'ATSIMONDRANO

Address

Iavoloha By Pass
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iavoloha - Music School posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share