๐•Š๐•†๐”ธ ๐™ด๐š…๐™ด๐™ฝ๐šƒ ๐™ฟ๐š•๐šŠ๐š—๐š—๐šŽ๐š›

  • Home
  • Madagascar
  • Antananarivo
  • ๐•Š๐•†๐”ธ ๐™ด๐š…๐™ด๐™ฝ๐šƒ ๐™ฟ๐š•๐šŠ๐š—๐š—๐šŽ๐š›

๐•Š๐•†๐”ธ ๐™ด๐š…๐™ด๐™ฝ๐šƒ ๐™ฟ๐š•๐šŠ๐š—๐š—๐šŽ๐š› Organisateur,planificateur รฉvรฉnement

28/10/2022
Iza amin'isika izao no mbola mahasahy miteny fa tsy sahirana avokoa??Tsy hoe isika no sahirana fa ilay fiainana sy vidim...
28/10/2022

Iza amin'isika izao no mbola mahasahy miteny fa tsy sahirana avokoa??
Tsy hoe isika no sahirana fa ilay fiainana sy vidim-piainana no tena maha-sahirana antsika,,,amin'izao vanin'andro dia miezaka sy mikaroka isika tsirairay avy ireo hoe ahoana ny fomba hivelomako amin'ny izay vola miditra eo am-pelatanako

Ny vola raisina dia kely noho ny charge mivoka isam-bolana hany ka mivoaka sepotra vao Tonga ny faran'ny volana.
Ilaina ny miketrika hoe ahoana ny fomba hampienako ny dรฉpense ako?

Inty ary aloha misy vaha-olana iray ahafahanao mandrindra ny fandaniana ao an-trano
: Ny 98% antsika rehetra izao Dia mampiasa savony avokoa...iaraha-mahalala anefa fa efa tsy ho takatra ny vidin'izany savony izany...Hanampy anao ary izahay ahafahanao mamokatra sy manambotra ho filan'ny tokatranonao sady fialam-boly ihany koa...

dia zavatra misy eto sady fampiasa an-davan'andro daholo ihany fa tsy misy zavatra hoe mbola andeha ho karohina eran'ny tsena...

dia olona nandalina fianarana,manana-talenta ary tena manana traikefa (professionnel),ahafahanao mahazo vokatra sy fahalalana 100%

Raha mahaliana anao ary ny hanatrika fampianarana mahakasika ny fanaovana savony (izay tapak'andro monja) Dia manasa anao aho hiditra mivantana amiko raha te-ho discret ianao na afaka Tonga Dia mametraka commentaire

โžก๏ธโžก๏ธRehefa feno 20 no Liana Dia omeko ny date sy toerana hanaovana azy


   Dia maneho fisaorana mitafotafo ho an'Andriamatoa Hajatiana Ratsimba Mianatra Mahomby  tamin'ny nahatontosana iny   o...
23/10/2022



Dia maneho fisaorana mitafotafo ho an'Andriamatoa Hajatiana Ratsimba Mianatra Mahomby tamin'ny nahatontosana iny omaly tao amin'ny Le Pavรฉ omaly iny... Mankasitraka indrindra ihany koa ho anareo na tonga marobe nanotrona ,nahazo lesona sy traikefa betsaka isika omaly ahafahana mampiroborobo ny orin'asa sy ahafahana manangana ho an'ireo vao mieritreritra ny hanangana...Mirary antsika rehetra ahita tombon-tsoa sy voka-tsoa,ampiharo ampiasao ka rehefa Tonga ny an'i mba samy hitondra vokatra azo tsapain-tanana isika rehetra...

Mankasitraka indrindra an'ireo mpiara-miasa navitrika ihany koa tamin'ny fanantanterahana iny hetsina iny Raitra Iloniaina Hanitriniaina Manamihoby Shekinah Boutique
Nahafinaritra ny fiaraha-miasa fa mankasitraka anareo ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ˜

Araho matetika ny pejy amin'ny vokatra vaovao โฃ๏ธโฃ๏ธ

Tsara be ilay polo e? ๐Ÿ˜๐Ÿ˜ianao koa raha te-hanamboatra   na      dia manasa anao hitsidika ny pejy Shekinah Boutique fa t...
22/10/2022

Tsara be ilay polo e? ๐Ÿ˜๐Ÿ˜
ianao koa raha te-hanamboatra na dia manasa anao hitsidika ny pejy Shekinah Boutique fa tena mahafa-po tokoa ny asany โฃ๏ธ

Efa milomano tanteraka ato anatin'ny   izahay izao (mpandraharaha,tompona orin'asa,,,fa indrindra ireo vao hianatra hand...
22/10/2022

Efa milomano tanteraka ato anatin'ny izahay izao (mpandraharaha,tompona orin'asa,,,fa indrindra ireo vao hianatra handraharaha manana tanjona hanangana ny orinasany manokana )...mandritry ny iray andro iray manontolo hianarana tanteraka mahakasika ny fandraharahana

Ho an'ny mpivarotra aloha Dia tena mahazo tombony amin'ny fianarana ny e,,,indrindra ny mpanao vente en ligne ๐Ÿ‘๐Ÿ‘



"Market

20/10/2022

Raha tianao ho fantatry ny olona ny "service" atolotrao, aza mbola miezaka ny halaza, ataovy izay hahatonga ny service atolotrao hiavaka...

Raha tianao ho fantatry ny olona ny "produit" hamidinao, aza variana mankalaza an'ilay "produit", trandrao izay hampiavaka ilay produit, inona no mampiavaka ilay "produit" amin'ny produit hafa?

Ilaina ve ny "visibilitรฉ" ?

Tena ilaina, saingy raha visibilitรฉ tsy miara-miasa amin'ny marketing dia vola very, hery lany, fotoana very, vokatra kely...

Ny "visibilitรฉ" dia toy ny micro sy baffle. Raha tsara feo ianao dia hanenika ny trano ny feo manga; raha ratsy feo ianao dia vao maika hankarary ny sofin'ny ankamaroan'ny olona ny feonao satria lasa amplifiรฉ...

Mety hahalafo ihany anie e, fa tsy mahalafo arakan'ny tokony ho izy...

Izany no mahatonga ahy mi'insiste foana amin'ny resaka kalitao sy marketing...

Noho izany, aza maika ny hanenjika "visibilitรฉ" raha tsy dia tsara ny service na ny produit atolotrao.

Hatsarao aloha izay tokony hatsaraina rehetra.. vita zay vao mitrandraka visibilitรฉ.

Raha mila visibilitรฉ ianao dia manatona ny CM PRO , fa alohan'izay aloha ndao hilomano ao anatin'ny tontolon'ny Marketing.

Amin'ny sabotsy ny fotoanan-tsika ao amin'ny Le Pavรฉ Antaninarenina.
Afaka jifainao ao amin'ny Supermusic Analakely ny tapakilanao taratasy na antsoy ny 038 24 818 56 / 033 85 205 45

Noharian'Andriamanitra ho SAINA,VATANA ,FANAHY isika olombelona,ary samy nomeny SAINA mahery sy matanjaka ihany koa hiat...
14/10/2022

Noharian'Andriamanitra ho SAINA,VATANA ,FANAHY isika olombelona,ary samy nomeny SAINA mahery sy matanjaka ihany koa hiatrehana ny fiainana sy hikatsahana izay mahasoa

Ampiasao io SAINA nomeny anao io ho tia karokaroka sy ho tia famoronana fa aza mionona fotsiny amin'ny hoe "Efa manana asa aho dia ampy ahy io" TSIA...ampiasao io SAINA io hamorona ny anao manokana,,,ny fidiram-bolanao manokana,,,orinasa anao manokana satria iaraha-mahita ny toe-java-misy iainan-tsika amin'izao vanin'andro izao.
Fohazy ny ambom-ponao hikaroka loharanom-bola ho anao mba ho lasa patron an'ny tenenao ianao ๐Ÿ˜ ary mino aho fa isika rehetra dia samy manana an'izany faniriana hanana ny azy manokana izay daholo.
Ampianay ianao hamoha ilay talenta ao aminao,ilay ambo-ponao,ilay nofinofinao hitondra loharanom-bola manokana ho anao

Ndao ary hiara-hianatra aminay ao anatin'ilay miaraka amin'ny Mianatra Mahomby hamelabelarana aminao ny tontolon'ny fandraharahana
Amin'ny ary ny fotonan-tsika ao amin'ny Le Pavรฉ Antaninarenina amin'ny 9ora maraina hatramin'ny 5ora hariva

Mbola misy toerana vitsivitsy fa afaka misoratra anarana ao aminy pejy fesiboky
sy Varika NyArovana ianao na miantso mivantana ny laharana 038 24 818 56 / 033 85 205 45

Misy ihany koa ny tapakila azo jifainaao amin'ny Super music analakely ho an'izay te-hividy mivantana

d'entrE : -Ticket Simple
-VIP inclus dejeuner

Miarahaba o!Ho an'ireo izay liana te-hanatrika ilay conference    miaraka amin'ny   ao amin'ny le     ny Sabotsy   ho av...
12/10/2022

Miarahaba o!

Ho an'ireo izay liana te-hanatrika ilay conference miaraka amin'ny ao amin'ny le ny Sabotsy ho avy dia efa misy ny azo jifaina mivantana manomboka izao ao amin'ny Super music analakely

PRODUIT RATSY VE NO NAMIDIKO MATOA TSY NAHALAFO?Ny business'ko voalohany sy faharoa dia nandamoaka. Tamin'izany fotoana ...
12/10/2022

PRODUIT RATSY VE NO NAMIDIKO MATOA TSY NAHALAFO?

Ny business'ko voalohany sy faharoa dia nandamoaka. Tamin'izany fotoana izany aho dia niteny foana hoe: ratsy angamba ity produit ity ka, efa maty pasipaoro angamba ity produit ity...
Rehefa nijery ny "revendeur" sasany aho dia gaga, ny an-dry zareo mandeha be, mahalafo 6 isan'andro ry zareo... za tsy mahalafo na iray aza!
Dia satria moa be menomenona ny tenako taloha dia hoy aho: sao dia za teraka volana "aogositra" ary no mahatonga ahy tsy misy "chance", noverifieko mihintsy hoe "alakaosy" ve sa tsia tamin'izay fotoana izay....
Ny "Produit" amidinao (raha tsy ianao no namokatra azy) dia tsy afaka ovainao... Raha mivarotra shampoing ELSEVE" ohatra ianao: tsy afaka manova n'inona n'inona ao amin'ilay produit ianao;
Inona izany no afaka ovainao mba hahatonga anao hahazo "chiffre"?

1- Ny MARKETING :
Ahoana no atao mba hahaizana mifidy produit mifanaraka amin'ny fahaizanao mandresy lahatra?
Inona avy ny fanalahidy hahatonga ny produit amidinao hiavaka mihoatran'ny an'ny hafa?
Inona no tokony atao mba hahatonga ny olona hahita anao? sy hahita ny produit anao?
Inona no tokony atao mba hahatonga ny olona ho tamana ao aminao rehefa nanandrana anao?
Inona no systรจme de vente'nao?
Inona avy no sytรจme de vente mi'existe hahafahanao misafidy izay mety aminao?

a) Etudes de marchรฉ

b) รฉtudes qualitatives / quantitatives

c) Promotion des ventes

d) Comportement consommateur (Neuromarketing)

e) Politique produit, prix, communication, distribution

f) Alignement marketing / ventes.

2- Ny MINDSET :
Ahoana ny fomba fijerinao?
Manao ahoana ny fahatakaranao zavatra?
Resy ve ianao ao an-tsainao? Raha resy ao an-tsaina mantsy ianao dia ho resy ianao aty ivelany!!

3- BASE ENTREPRENARIAT:
Rehefa mivarotra produit an'olona foana ianao, saino amin'izay hoe inona no orinasa ho hatsangako. Ny buisness kely ataonao tokony ho tohatra fiakarana fa tsy tohatra hipetrapetrahana.
Inona no tokony atao voalohany rehefa hanangana orinasanao?
Inona no dingana rehetra tokony harahana?
a) Inona no hampiasana ny Leadership eo amin'ny fandraharahana?
b) Ahoana no fitondrana ekipa miala amin'ny teboka A mankany amin'ny teboka B?

4- Ny fampiasana tambazotran-tserasera arakan'ny tokony ho izy ( rรฉseaux sociaux)
Be dia be no mampiasa facebooook nefa tsy mahay mahazo vola amin'ny fampiasana azy.
Ny tenako, Ratsimba dia efa nanomboka nahazo "chiffre" tamin'ny alalan'ny rรฉseaux sociaux nanomboka tamin'ny taona 2008. Ary tamin'ny taona 2009 aho dia efa nanao "community management".
Ahoana no hahatonga ny "rรฉseaux sociaux" hampahomby an'izay mampiasa azy?
Ahoana no hampiasana ny "rรฉseaux sociaux" ao anaty orinasa?

5- NY FOMBA FI'BOOSTENA VENTE
Rehefa manomboka mahazo vola amin'izay ny orinasanao, ahoana no hampitomboana iny "chiffre" iny ho x2 sy x3?
Ny rรฉseaux sociaux ihany ve no afaka booooosssstena sa misy fomba hafa be dia be koa?
..

Amboary dieny izao ny fotoananao amin'ny SABOTSY 22Octobra 2022; andro iray manontolo io hilomanosantsika ao anatin'ny tontolon'ny IMMERSION MARKETING MAHOMBY (Part I) sy ny manodidina azy...

Vonona ny hianatra sy hampiatra zava-baovao ve ianao mba hahombiazanao kokoa?
Ao amin'ny LE PAVE ny fotoanan-tsika

Tsy ny produit namidiko no nampahomby ahy fa ny stratejia nampiasaiko.

Fandrio dieny izao ny toeranao!
Rรฉsa: 038 24 818 56 / 033 85 205 45

Address

Antananarivo-Avaradrano
Antananarivo
103

Telephone

+261382481856

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐•Š๐•†๐”ธ ๐™ด๐š…๐™ด๐™ฝ๐šƒ ๐™ฟ๐š•๐šŠ๐š—๐š—๐šŽ๐š› posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐•Š๐•†๐”ธ ๐™ด๐š…๐™ด๐™ฝ๐šƒ ๐™ฟ๐š•๐šŠ๐š—๐š—๐šŽ๐š›:

Share

Category


Other Event Planners in Antananarivo

Show All

You may also like