Fitahiana Mariage

Fitahiana Mariage Vente de robe de mariée, robe de fiançailles, robe de soirée
(9)

Ho anareo taille xl 2xlAza misalasala fa Tonga ny arrivage misy trainne à partir n'y 500mille ariaryMbola mahazo 🎁🎁🎁😍♥️
18/12/2023

Ho anareo taille xl 2xl
Aza misalasala fa Tonga ny arrivage misy trainne à partir n'y 500mille ariary
Mbola mahazo 🎁🎁🎁😍♥️

Robe 250mille ariary 😍♥️💓Raha vidina androany dia lasa 0ariary ilay robe enfant atao cadeau 🎁🎁🎁
18/12/2023

Robe 250mille ariary 😍♥️💓
Raha vidina androany dia lasa 0ariary ilay robe enfant atao cadeau 🎁🎁🎁

18/12/2023

Mode pailleté ndray 😍♥️♥️
ARRIVAGE 💓💓

18/12/2023

Eh oh ! Aza v Ariana a♥️😍
Tonga dia vita n'y fety ♥️😍

18/12/2023

Tsy voatery ho an' mpanatrika irery ihany fa afaka entina tsara dia mampitovy
Maman sy Zazah 😍♥️

Incroyable ♥️😍RAHA MIVIDY ÀNIO 🎁🎁🎁 dia mbola mahazo cadeaux be au choix 😍♥️Tsy mampino ♥️
18/12/2023

Incroyable ♥️😍
RAHA MIVIDY ÀNIO 🎁🎁🎁 dia mbola mahazo cadeaux be au choix 😍♥️
Tsy mampino ♥️

Mbola mitohy n'y fizarana Cadeaux 🎁🎁🎁
16/12/2023

Mbola mitohy n'y fizarana Cadeaux 🎁🎁🎁

Mode pailleté ndray 😍♥️♥️
ARRIVAGE 💓💓

ARRIVAGE 😍♥️💓🎉🎉Sady mbola mitohy n'y fizarana Cadeaux an🎁🎁🎁Vitsivitsy ihany fa aza tara o 💓💓
16/12/2023

ARRIVAGE 😍♥️💓🎉🎉
Sady mbola mitohy n'y fizarana Cadeaux an🎁🎁🎁
Vitsivitsy ihany fa aza tara o 💓💓

♥️💓😍 Fa n'y Rouge Koa dia tsy lany lefy fa toujours couleur de l' Amour 💓😍♥️
16/12/2023

♥️💓😍 Fa n'y Rouge Koa dia tsy lany lefy fa toujours couleur de l' Amour 💓😍♥️

N'a ho an' n'y âtrehana n'a n'y mpanatrika de mety Foana e ♥️😍Tsara ilay Rose matsatso a! Miaraka  n'y tapany ambany 😍♥️
16/12/2023

N'a ho an' n'y âtrehana n'a n'y mpanatrika de mety Foana e ♥️😍
Tsara ilay Rose matsatso a! Miaraka n'y tapany ambany 😍♥️

Mangataka ♥️ hono o 😍
14/12/2023

Mangataka ♥️ hono o 😍

Ity mini miss kely ity dia nisafidy n'y hampiakanjoan' n'y Fitahiana Mariage 😍Mankasitraka 😍💓♥️Vonona ny hanome fahahamp...
14/12/2023

Ity mini miss kely ity dia nisafidy n'y hampiakanjoan' n'y Fitahiana Mariage 😍
Mankasitraka 😍💓♥️
Vonona ny hanome fahahampo sy hanantanteraka n'y nofinofinareo hatrany izahay ♥️💓😍 fa tongava o!
Dia mba mangataka réaction amin tsika hono ity mini miss kely ity o!
Miditra ao Talenta sy sehatry ny akizy tompoko dia ao no atao n'y reaction
Mankasitraka o ♥️♥️♥️

Ho antsika sady atao mariazy no atao batista n'a batemy n'y zazah ♥️😍Fahasoavana be zanyFa Tonga de omenay n cadeaux ♥️M...
04/12/2023

Ho antsika sady atao mariazy no atao batista n'a batemy n'y zazah ♥️😍
Fahasoavana be zany
Fa Tonga de omenay n cadeaux ♥️
Mividy Robe mariée 1 dia mahazo akanjo n'y zazah 1

03/12/2023
Efa manomboka n'y fety Ato  Mariage 😍♥️ manomboka n'y fizarana cadeaux ♥️♥️😍😍Soraty eo  n'y fanomezanatTinao ♥️Maro ny f...
03/12/2023

Efa manomboka n'y fety Ato Mariage 😍♥️ manomboka n'y fizarana cadeaux ♥️♥️😍😍
Soraty eo n'y fanomezanatTinao ♥️
Maro ny f anomezana azo isafidianana Ato aminay
Ohatra : Prix Cadeaux ♥️🎁
Petite accessoire ♥️🎁
Petite Robe ♥️🎁
Petit Costard ♥️🎁..

Eh oh ! Tsy voatery Manambola be zany vao oe mahazo akanjo mariage tsara tarehy sy amin' lay nofinofinao ☺️Afaka tantera...
02/12/2023

Eh oh ! Tsy voatery Manambola be zany vao oe mahazo akanjo mariage tsara tarehy sy amin' lay nofinofinao ☺️
Afaka tanterahina soa mantsara. N'y nofinofinao
A partir n'y 1500 ariary isan' andro no aloanao 💓😍

Décembre 😍😊😍💓💓Tsara avokoa n'y andro rehetra nomen ' Andriamanitra fa andao atao Miavaka ity Décembre 2023 ity 💓😍Aza mal...
02/12/2023

Décembre 😍😊😍💓💓
Tsara avokoa n'y andro rehetra nomen ' Andriamanitra fa andao atao Miavaka ity Décembre 2023 ity 💓😍
Aza malahelo n'a ts nahatratra black Friday n'a black week Fa miaramiasa haha soa mandrakariva n'y Zavatra rehetra 😍💓
Tolotra GOavana be omena antsika mpanjifa rehetra mandritra ity volana Décembre ity
Mahazo f anomezana avokoa izay rehetra mividy n'a manao commande amin' ty volana ity 💓

💓💓💓 Tik💓Mirary soa ny tokatranonareo 💓😍Misaotra betsaka tamin y fahatokisana 🙏🙏 mankasitraka
28/11/2023

💓💓💓 Tik💓
Mirary soa ny tokatranonareo 💓😍
Misaotra betsaka tamin y fahatokisana 🙏🙏 mankasitraka

💓😍💓💓💓💓😍😍Manimanitra krismasy e 💓 manimanitra fety 💓Arahabaina nahazo fahasoavana o💓😍 tahian Jesosy hatrany
28/11/2023

💓😍💓💓💓💓😍😍
Manimanitra krismasy e 💓 manimanitra fety 💓
Arahabaina nahazo fahasoavana o💓😍 tahian Jesosy hatrany

Encore félicitations o 😍💓Mpanjaka vavy 💓😍Ho tahiana hatrany anie n'y tokatranonareo 💓Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏🙏
28/11/2023

Encore félicitations o 😍💓
Mpanjaka vavy 💓😍
Ho tahiana hatrany anie n'y tokatranonareo 💓
Mankasitraka indrindra Tompoko 🙏🙏

♥️♥️😍😍Mankasitraka o
25/11/2023

♥️♥️😍😍Mankasitraka o

Mifona Topoko fa otran' n'y tsy haiko 'lay Black Friday 😂😂😂😂Aleo ihany n'y anay ZOMA MAHAFI' NARITRA 😍♥️😍♥️Tongava ary f...
24/11/2023

Mifona Topoko fa otran' n'y tsy haiko 'lay Black Friday 😂😂😂😂
Aleo ihany n'y anay ZOMA MAHAFI' NARITRA 😍♥️😍♥️
Tongava ary fa ataotsika mahafinaritra Koa ilay andro malazanao 😍ampiitiavan be ♥️♥️

Encore Félicitations 😍💓😍No comment fa tena oe 😍💓😍💓😍Mankasitraka tamin' n'y fahatokisana reo 💓💓Faly izahay rehefa taterak...
23/11/2023

Encore Félicitations 😍💓😍
No comment fa tena oe 😍💓😍💓😍
Mankasitraka tamin' n'y fahatokisana reo 💓💓
Faly izahay rehefa tateraka n'y nofinofinareo ka lasa réel 💓😍

♥️😍😍♥️♥️
17/11/2023

♥️😍😍♥️♥️

😍♥️💓💓
17/11/2023

😍♥️💓💓

♥️💓😍💓
17/11/2023

♥️💓😍💓

😍💓♥️♥️
17/11/2023

😍💓♥️♥️

16/11/2023

Réduction spéciale Ànio
50%
Misokatra soamatsara

♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️Ho Anareo any @ faritra aza misalasalaAtaovy dieny 'zao n'y commandeAzo aloa tsikelikely 20% n'y à la co...
09/11/2023

♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Ho Anareo any @ faritra aza misalasala
Ataovy dieny 'zao n'y commande
Azo aloa tsikelikely 20% n'y à la commande ♥️

Encore félicitations ♥️😍Mirary soa be dia be topoko ary mankasitraka anareo t@fahatokisana 😍♥️N'a dia tsy tonga tany Tol...
09/11/2023

Encore félicitations ♥️😍
Mirary soa be dia be topoko ary mankasitraka anareo t@fahatokisana 😍♥️
N'a dia tsy tonga tany Toliara aza izahay dia efa Tonga tany n'y asatananay 😍😍

♥️♥️😍😍Midoboka kely ery n'y ♥️ rf mande n'y fisaorana Avy any aminareo mpanjifa ♥️😍Mankasitraka topoko t@fahatokisana ♥️...
09/11/2023

♥️♥️😍😍
Midoboka kely ery n'y ♥️ rf mande n'y fisaorana Avy any aminareo mpanjifa ♥️😍
Mankasitraka topoko t@fahatokisana ♥️
Mirary soa be dia be

♥️😍 Vendredi jolie ndray rahapitso fa aza tara ♥️Prix Manankery rahapitso ihany450 mille ariary  avec accessoire complet...
09/11/2023

♥️😍 Vendredi jolie ndray rahapitso fa aza tara ♥️
Prix Manankery rahapitso ihany
450 mille ariary avec accessoire complet ♥️
Robe mariée avec trainne

08/11/2023
Félicitations  o 😍♥️Ho Anareo raisina mpandray 😍😊 ataovy dieny zao n'y famandrihana 😍Sao tara ♥️
08/11/2023

Félicitations o 😍♥️
Ho Anareo raisina mpandray 😍😊 ataovy dieny zao n'y famandrihana 😍
Sao tara ♥️

Address

Galerie Mialy Behoririka Au 2ème étage
Antananarivo
101

Telephone

+261332034081

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitahiana Mariage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Bridal Shops in Antananarivo

Show All