07/12/2023
COURS SPECIAL FLASH-COOK
FANOMANANA FETY
Vague farany amin’ity taona 2023 ity “TOERANA AMBOHIMANDROSO AMBOHITRIMANJAKA” ny 9 DESAMBRA 2023
Ora fanombohana amin’ny 8 ora tsy diso
Firavana amin’ny 4 ora
Atolotr’I Chef Capitou Saram-piofanana: 30 000Ariary
Fianarana mahandro sakafo ahitanao ireo karazana SAUCES
• Sauces froides ho an’ny entrées froides (à base de mayonnaise – à base de crème – à base de lait)
• Sauces chaudes ho an’ny entrées chaudes sy ny sauces ho an’ny laoka, ary ny barbecue
• Marinades (fandomana ireo karazana hena alohan’ny hanaovana azy kitonotono na kiendiendy, fomba fandomana haingana ny legioma atao bro7)
• Sauces sucrées : natokana ho an’ny desserts : crème anglaise, crème chantilly, crème au chocolat, sauces caramels, sauce yaourt,
• Les coulis de fruits
• Mode de cuissons (fomba fahandro sakafo vazaha sy nahandro gasy)
• Décoration des assiettes et plats
• Décoration des verres pour cockail
SY CHEF LIVA Momban’ny sculptures des fruits et légumes
Saram-piofanana: 30 000Ariary
Ahitanao ireny VONINKAZO amin’ny légioma sy voankazo
Fanaovana soratra amin’ny pastèque
Fanaovana kisarisary maro amin’ny voankazo sy légioma
Comment décorer une table de buffet ou cocktail
Fitaovana ilaina
Mitondra ireny antsy kely 500 ariary ireny
Tablier na aron’akanjo
Mahazo maka sary ianao na video
Fomba fandohavana ny saram-piofanana:
Misoratra anarana dia mandrotsaka 10 000ariary ary ny ambiny rehefa manatrika ny cours
Efa tafiditra ao anatiny ny sakafonao antoandro
Misy fizarana polycopie
Filan-kevitra: MP na 0341142414- 0327127084 - 0331142414