13/02/2024
Miarahaba antsika rehetra !!! ity no zava-baovao atolotra anareo ao anatin'ny Tapakila.net
👉Ho antsika mpikarakara lanonana na spectacle, sns... : Efa azontsika atao ny mandrafitra ny toerana 🪑 ao amin'ny efitrano misy ilay lanona ao anatin'ny Tapakila.net. Azo atao ny mivarotra ny toerana tsirairay amin'izy vidy tianao hanaovana azy (VIP, Invité, sns...)
👉Ho antsika mpividy tapakila : Fandriho mialoha ny toerana tianao ao amin'ilay lanonana, na seho handehananao mba hahazoana toerana tsara
***********
Bonjour à tous, Tapakila.net met a disposition une nouvelle option sur le site web.
👉 Pour les organisateurs : vous avez desormais la possibilité de dessiner le plan de la salle avec des places précises en définissant différents prix pour chaque table et/ou place (VIP, Invité, tec...)
👉 Pour les clients : commandez vos billets sur votre place préférée dans la salle de concert ou spectacle, etc... (Cinema, ....)
Band’IHY Liam Technologies SARL Jessy Mhrs Cinepax Madagascar Cinéma de l'IFM Chasse-info Musée de la Photographie de Madagascar Orange actu Madagascar