Espace Fahasoavana

Espace Fahasoavana Salle de réception évènementielle, piscine et attractions
(1)

Cliente tonga nanao pâques tato aminay 😊😊Mirary soa tompoko
02/04/2024

Cliente tonga nanao pâques tato aminay 😊😊

Mirary soa tompoko

Lundi de Pâques 2024 Espace FAHASOAVANA Ambatomirahavavy,Mankasitraka be dia ho an ireo tonga sy nifety niaraka taminay ...
02/04/2024

Lundi de Pâques 2024
Espace FAHASOAVANA Ambatomirahavavy,
Mankasitraka be dia ho an ireo tonga sy nifety niaraka taminay tompoko.🥰😘🥳

Mbola afaka mandray événements isakarazany izahay.

Espace FAHASOAVANA Ambatomirahavavy, (RN1 eo amin'ny tetezana ambodranomanga no miakatra dia misy plaque sy borne arahana fotsny )

Contact : 034 39 432 25-034 66 202 96

Tonga indray ity ny Fête de Pâques, dia otrany mahazatra dia vonona ny andray anareo indray izay ato aminy Espace Fahaso...
04/03/2024

Tonga indray ity ny Fête de Pâques, dia otrany mahazatra dia vonona ny andray anareo indray izay ato aminy Espace Fahasoavana.

Fête de pâques ato aminy Espace fahasoavana
Ambatomirahavavy 🥰🥰

Hanokatra ny varavarana ho anareo izahay aminy Paques Lundi 1 avril 2024, ka manasa anareo izahay ho avy, ireo izay mitady toerana mivoka kely ville, mitady rivotra madio sy vue mahafinaritra tongava ato aminay ary eh! 😍😍
BARBECUEBROCHETTEPISCINEESPACE ENFANT

PAFF 5.000 ar

Événements 16 décembre 2023 Manaksitraka foana izahay équipe espace fahasoavana amin'ny fahatokisana anay.Dia mirary tok...
17/12/2023

Événements 16 décembre 2023
Manaksitraka foana izahay équipe espace fahasoavana amin'ny fahatokisana anay.

Dia mirary tokatrano vao ho an'ny manambady 🙏❤️.

Mbola afaka mamanjika toerana foana ianareo izay mbola anao lanonana ato aminy Espace tompoko, mandefasa simaiso miafina tompoko na miantso directe.

Contact : +261 34 39 432 25

14/11/2023
Salama tompokoMbola misy date mois de novembre libre ho an ireo izay mitady toerana anaovana lanonana ato aminy espace t...
07/11/2023

Salama tompoko
Mbola misy date mois de novembre libre ho an ireo izay mitady toerana anaovana lanonana ato aminy espace tompoko.

Manasa anao andefa Mp, na iantso directe numéro 0343943225

03/10/2023
27/09/2023
🎆ASARAMANITRA E🎆🎉Mirary fety SAMBATRA E🎉HIADANA SY HO FINARITRA IHANY KOA
25/06/2023

🎆ASARAMANITRA E🎆
🎉Mirary fety SAMBATRA E🎉
HIADANA SY HO FINARITRA IHANY KOA

Ankoatran'ny location salle dia manana ny service traiteur ihany koa izahay.Mihezaka foana ny hanome fahafampo ary tsy m...
14/06/2023

Ankoatran'ny location salle dia manana ny service traiteur ihany koa izahay.
Mihezaka foana ny hanome fahafampo ary tsy mitsahatra misaotra ireo nisafidy ny ahatoky anay 😍

Ireto avy ary ny service ato aminay :
MENU SERVI
SEMI-BUFFET
BUFFET
PACK ROYALE

Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa afatra miafina na ko miantso ny contact 034 39 432 25

Ny vodiondryNy "Vodiondry" no anaran'ny fanambadiana nentim-paharazana malagasy, Izany no anjara asa atolotra ho an'ny z...
13/06/2023

Ny vodiondry

Ny "Vodiondry" no anaran'ny fanambadiana nentim-paharazana malagasy, Izany no anjara asa atolotra ho an'ny zokiolona (raiamandreny) mba hanomezana voninahitra azy ireo.
Amin'izao fotoana izao, ny "vodiondry" no heverina ho dingana voalohany tsy maintsy atao izay mitondra mankany amin'ny fanambadiana.
Taloha ela be, talohan'ny tsy nifangaroany antontan-taratasy, ny vodiondry dia mitovy amin'ny fanambadiana. Kolontsaina mifototra amin'ny fiainam-pianakaviana Malagasy izany.

Ny "vodiondry" na ny fampakaram-bady nentim-paharazana dia mitana toerana manan-danja ho an'ny Malagasy. Ny fomba fiasa sy ny dingana mifandraika amin'izany dia tsy mahazatra raha oharina amin'ny zavatra fantatsika ankehitriny. Rehefa avy manavao ny rafitra izay ilaina ny manambady olon-tsotra sy
eo anoloan'ny alitara, mba ho tanteraka ny fanambadiana. Raha amin'ny teny vahiny dia “fiançaille” no fiantsoana azy.

Fahasoavana

NY FISEHOANARaha vao resy lahatra ny amin'ny fitiavany izy mivady, ka manapa-kevitra ny hanangana tokatrano vaovao. Ny d...
12/06/2023

NY FISEHOANA

Raha vao resy lahatra ny amin'ny fitiavany izy mivady, ka manapa-kevitra ny hanangana tokatrano vaovao.
Ny dingana voalohany tsy maintsy eritreretiny dia ny "fisehoana". Amin'ny ankapobeny, ho an'ny fisehoana dia mandeha any an-tranon'ny fianakavian'ilay zatovovavy ny fianakavian'ilay zatovolahy.
Ho an'ny Malagasy, ny fanambadiana dia fitambara ny fianakaviana ho iray, amin'ny alalan’ny olondroa. Mandritra io fotoana io, mifankahalala ireo fianakaviana roa ireo ary miezaka ny mamaritra miaraka ny fomba tia ny handaminana ny fampakaram’bady.

10/06/2023

Nahoana no miavaka ny lanonam-panambadiana eto Madagasikara?

Miavaka ny lanonana mariazy eto Madagasikara satria maneho ny tantara sy ny kolontsaina manan-karena ao amin'ny nosy izy ireo. Saingy ny sasany koa dia voataonan'ny kolontsaina Eoropeanina isan-karazany.

Noho izany, ny lanonana fampakaram-bady tsirairay dia miavaka sy tsy mitovy amin'ny hafa. Ankoatra izany, ny fanambadiana malagasy nentim-paharazana dia heverina ho ampahany manan-danja eo amin'ny kolontsaina sy ny fiaraha-monina, ary ny mpivady dia antenaina hanaja ny fomban-drazana sy ny fomba amam-panao eo an-toerana.

Address

Ambatomirahavavy
Antananarivo

Telephone

+261343943225

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Fahasoavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


Other Event Planners in Antananarivo

Show All