
16/04/2024
Salama daholo ny mpanaraka ny pejy,
Ny frais de livraison dia :
- 3.000ar : ivato sy manodidina ( Mamory, Sary Masina, Mandrosoa, Talatamaty, Ambohijanahary, Imerinafovoany ary Ambohibao )
- 4.000ar ville ( raha akaiky an’Ivato ) : Ambohimanarina, Ankazomanga, Analamahitsy… sns
Aoka isika mba i-comprendre amilay tarif fa iaraha mahita ny vidiny solika, mitady vola toa antsika rehetra ihany ny livreur. Mankasitraka indrindra.
Commande 1 jour mialoha fona avant 19h