Le jardin by Antsa

Le jardin by Antsa dites le avec des fleures

Andao Amboly hazo
10/01/2025

Andao Amboly hazo

❌️πŸ”₯ 6 285 379Ha ny velaran-tany may teto Madagasikara ny taona 2024, 🌱ny 2% amin’izany no ala ary 🌿ny 98% kosa dia bozaka sy kijana.

πŸ‘‰ Fepetra noraisina ny fampiharana ny drafi-piatrehana ny loza mahakasika ny afo sy ny fampandehanana ny Centre de Coordination OpΓ©rationelle Feux (CCO FEUX) izay iarahana amin’ny BNGRC sy ny Ministera maro andrindrana ireo hetsika eny an-kianja.

Β©MEDD

Izay mbola tsy nahazo Ilay manja kely mia ngeza BΓ© ary ny felany Tonga Dia alaivo izy
09/01/2025

Izay mbola tsy nahazo Ilay manja kely mia ngeza BΓ© ary ny felany Tonga Dia alaivo izy

Mankasitraka indray fa nahazo trano vaovao izy 4Araho tsy tapaka ny pagetsika.
09/01/2025

Mankasitraka indray fa nahazo trano vaovao izy 4
Araho tsy tapaka ny pagetsika.

😭😭😭
09/01/2025

😭😭😭

Vokatry ny tsy fisian’ny orana, saika ny iray ampahefatry ny tanimbary ihany no voaketsa hatramin’izao any ambanivohitr’Ambatondrazaka any. Ireo efa voaketsa aza efa vakivaky ny tanimbary noho ny olan’ny tsy fisian-drano ihany.

Raha ny tetiandrom-pamokaran’ny tantsaha, manana 15 andro eo izy ireo hanetsana vary raha efa tokony tany amin’ny volana aogositra, septambra na novambra tany no nanetsa izy ireo.

Maina karakaraina anefa ny tany ka tsy misy azo atao, ny fiovan’ny toetrandro rahateo manao ny ataony.

β€œπ‘…π‘Žβ„Žπ‘Ž π‘‘π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘‘π‘–π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘œ π‘‘π‘–π‘Ž β„Žπ‘œ π‘‘π‘Žπ‘œπ‘›π‘Ž π‘“π‘œπ‘‘π‘ π‘¦ 𝑖𝑑𝑦 π‘‘π‘Žπ‘œπ‘š-π‘π‘Žπ‘šπ‘π‘œπ‘™π‘’π‘›π‘Ž 𝑖𝑑𝑦. 𝑇𝑠𝑦 β„Žπ‘œ π‘Žπ‘§π‘œ π‘Žπ‘šπ‘π‘œπ‘™π‘’π‘›π‘Ž π‘–π‘›π‘‘π‘ π‘œπ‘›π‘¦ 𝑛𝑦 π‘‘π‘Žπ‘›π‘¦, β„Žπ‘œ π‘π‘’π‘‘π‘ π‘Žπ‘˜π‘Ž 𝑛𝑦 π‘‘π‘Žπ‘›π‘–π‘šπ‘π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ π‘˜π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Žπ‘–π‘›π‘Ž π‘˜π‘Ž 𝑑𝑠𝑦 π‘£π‘œπ‘Žπ‘£π‘œπ‘™π‘¦, 𝑑𝑠𝑦 β„Žπ‘–π‘ π‘¦ 𝑛𝑦 π‘£π‘œπ‘˜π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ β„Žπ‘–π‘ π‘¦ π‘“π‘–π‘Žπ‘›π‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘–π‘˜π‘Žπ‘›π‘¦ π‘Ÿπ‘Žπ‘‘π‘ π‘¦ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘–π‘Žπ‘–π‘›π‘Žπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘€π‘Žπ‘™π‘Žπ‘”π‘Žπ‘ π‘¦ π‘šπ‘Žπ‘Ÿπ‘œ π‘–π‘§π‘Žπ‘›π‘¦, π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ π‘Žβ„Žπ‘–π‘Žπ‘›π‘Ž β„Žπ‘œ π‘šπ‘œπ‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘’π‘›π‘Ž π‘–π‘ π‘–π‘˜π‘Ž. 𝑀𝑒𝑑𝑦 β„Žπ‘œ π‘Žπ‘“π‘Žπ‘˜π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘“π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž π‘£π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ π‘–β„Žπ‘Žπ‘›π‘¦, π‘ π‘Žπ‘–π‘›π‘”π‘¦ π‘£π‘œπ‘™π‘Ž 𝑏𝑒 π‘–π‘§π‘Žπ‘›π‘¦. 𝑇𝑠𝑦 𝑛𝑦 π‘£π‘Žπ‘Ÿπ‘¦ π‘–β„Žπ‘Žπ‘›π‘¦ π‘Žπ‘›π‘’π‘“π‘Ž π‘›π‘œ π‘šπ‘–π‘™π‘Ž π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘œ π‘“π‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘šπ‘π‘œπ‘™π‘’π‘›π‘Ž π‘™π‘’π‘”π‘–π‘œπ‘šπ‘Ž π‘–β„Žπ‘Žπ‘›π‘¦ π‘˜π‘œπ‘Žβ€ : , hoy ny teknisian’ny fambolena iray rehefa nanontaniana.

Ny vary aloha mbola tsy miakatra hatramin’izao, ny tahiry efa lany, ka tsy mahagaga raha miakabidy ny vary.

09/01/2025
Iza avy no mbola tsy nahazo Ary o!!!
08/01/2025

Iza avy no mbola tsy nahazo Ary o!!!

Sary 1 reniny Sary 2 no amidy
06/01/2025

Sary 1 reniny
Sary 2 no amidy

Mbola ato izy ireto a!!!Bon dimanche daholo isika rehetra
05/01/2025

Mbola ato izy ireto a!!!
Bon dimanche daholo isika rehetra

03/01/2025
Mirary taona vaovao feno fifaliana hoantsika rehetra, ho taona Zina, ho feno fahasalamana indrindra Ary ho taona ho feno...
02/01/2025

Mirary taona vaovao feno fifaliana hoantsika rehetra, ho taona Zina, ho feno fahasalamana indrindra Ary ho taona ho feno vokatsoa hoantsika rehetra ity taona vaovao ity, taona eo ambany fahasoavan'Andriamanitra

Mbola ato ireto oo
20/12/2024

Mbola ato ireto oo

Mankasitraka ireo izay efa nanjifa, ireto mbola misy manja kely o!!!Aza misalasala mandefa mp
17/12/2024

Mankasitraka ireo izay efa nanjifa, ireto mbola misy manja kely o!!!
Aza misalasala mandefa mp

Ireo Ary no vokatra
14/12/2024

Ireo Ary no vokatra

Mbola dispo izy ireto, misy pot 4 ISA eo
13/12/2024

Mbola dispo izy ireto, misy pot 4 ISA eo

Misy karazany maro ireto afaka atao cadeau tsara.
07/12/2024

Misy karazany maro ireto afaka atao cadeau tsara.

05/12/2024

❗ 𝗔𝗑𝗧𝗦𝗒 𝗔𝗩𝗒 π—›π—œπ—¦π—œπ—”π—‘β€™π—‘π—¬ 𝗙𝗔𝗑𝗗π—₯π—”π—œπ—¦π—”π—‘π—” 𝗔𝗑𝗗π—₯π—”π—œπ—žπ—œπ—§π—₯𝗔 π— π—”π—œπ—žπ—” π— π—”π—‘π—’π—Ÿπ—’π—”π—‘π—” 𝗑𝗬 𝗔𝗙𝗒

Nodimandry i Franck Papagiorgiou, mpanorina ny Vallombre Natiora ao Ambatolaona, sady mpiaro ny zavaboahary malagasy. Nanokana ny fiainany hiaro ny karazanjavamananaina tsy manam-paharoan’i Madagasikara i Franck, amin’ny alalan’ny fambolen-kazo sy ny fizahan-tany maharitra.

Namoy ny ainy teo am-piezahana hifehy afo izy, afo izay nandoro ny ala manodidina ny faritra narovany efa an-taonany maro. Na dia teo aza ny fandraisana andraikitra sy tsara rindra, dia nanempotra azy ny setroka. Ity tranga mampalahelo ity dia maneho fa manoloana ny afo, dia tsy afa-manoatra foana isika na dia efa miomana tsara aza.

πŸ” Mangataka ny hisian’ny fanadihadiana matotra hahafantarana ny zava-niseho marina sy ny tompon’antoka manoloana izao tranga izao ny INDRI (Initiative pour le DΓ©veloppement la Restauration Γ©cologique et l’Innovation).

⚠️ Mbola olana goavana eto Madagasikara ny doro ala. Tsy loza ara-tontolo iainana ihany ny afo, fa manimba ny fiainan'ny olombelona sy ny fivelomany. Maika dia maika ny fanamafisana ny fisorohana sy ny hetsika hiadiana amin’ny afo !

Β©INDRI

Vitsivitsy, Tena efa maniry tsara daholo
30/11/2024

Vitsivitsy,
Tena efa maniry tsara daholo

Misaotra Ilay Nahary ny Zavatra rehetra fa nahazo orana omaly
30/11/2024

Misaotra Ilay Nahary ny Zavatra rehetra fa nahazo orana omaly

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Le jardin by Antsa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category