Tahaka ny fitiavan'i dadanay
Inona no teny nolazain'i dadanareo anareo tsaroanareo alohan'ny hanambadiana ?
#Fitiavana #mariage #histoiredamour #lovestory #videodemariage #videastedemariage #indraymipika
license
https://uppbeat.io/t/justin-lee/in-your-light
🎥 Ce que les gens voient VS
ce que je vois derrière mon appareil
Behind the scene #weddingvideographer #indraymipika #vidéastedemariage #storyteller #histoired'amour #lovestory
Tantaram-pitiavana ?
𝐍𝐝𝐚𝐨 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚 ary ilay 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐯𝐚𝐤𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 anareo
Eritrereto hoe afaka folo taona ianao mahita an'ilay rakitsary mariazinareo 🥹📽
𝑴𝒊𝒔𝒚 𝒂𝒏'𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒕𝒐𝒌𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒊𝒇𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐.
𝑴𝒆𝒕𝒚 𝒏𝒂𝒏𝒈𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒇𝒂 𝒓𝒊𝒓𝒊𝒏𝒊𝒏𝒂
𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒐𝒓𝒂𝒌𝒐𝒇𝒂𝒏𝒚 𝒂𝒌𝒂𝒏𝒋𝒐 𝒊𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒏𝒐 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒏𝒊𝒂𝒏𝒌𝒊𝒏𝒂 𝒕𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒐 𝑳𝒂𝒕𝒔𝒂𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒓𝒂𝒏𝒐𝒎𝒂𝒔𝒐𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒇𝒂 𝒗𝒊𝒕𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒕𝒚 𝒔𝒂𝒕𝒓𝒊𝒂 𝒆𝒇𝒂 8 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂 𝒏𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒕𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒊𝒉𝒂𝒏𝒚 𝒊𝒍𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐.
👉 Misy 𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚 𝐫𝐚𝐤𝐞𝐭𝐢𝐧-𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 ho tahiry, sa ahoana?
Tsy 𝐡𝐨𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐢𝐡𝐚𝐧𝐲, fa hiraikitra 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚 fara amandimby rahatrizay
Misy 𝐭𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐚𝐫𝐚𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨 afaka ifampiresahantsika tsara
---------------------------------
📞 Antsoy ny +𝟐𝟔𝟏𝟑𝟒𝟐𝟏𝟑𝟏𝟗𝟖𝟕
📧 Na mandefasa Mail amin'ny : 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲𝐦𝐢𝐩𝐢𝐤𝐚𝟐𝟎𝟏𝟕@𝐠𝐦𝐚𝐢𝐥.𝐜𝐨𝐦
🎁 Raha mamandrika date ianao @ny 𝐯𝐨𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐞𝐩𝐭𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 ho avy izao dia afaka h𝐚𝐡𝐚𝐳𝐨 -𝟏𝟎% @ izay tolotra alainao
Ny tanjonay dia ny hoe Mihaino ny toriteny ny mariazy nareo afaka
25 taona dia lasa entina bisikileta eo amin'ny porte-bagage Madama 😂 satria mamelombelona ny fitiavanareo ny vidéo anareo.
Ity misy ampahany kely amin'ny toriteny iray entina mampisaina.
Ho tahiry rahatrizay manko no tanjona rehefa mandrakitra an-tsary mihetsika.
Fandrio ny datenareo ary miaraka aminay.
antsoy ny 034 21 319 87
na mandefasa hafatra miafina dia miresaka tsara isika.
#Bisikileta #Mpivadyvao #Mpifankatia #indraymipika
Ilainao ve ny video de mariage ?
Aleo ny mpanambady mihitsy no hanazava ny ilaina ny mandrakitra ny tantarany an-tsary.
Fandrio ihany koa ny date nareo 📆 na mbola amin'ny heritaona ary ;)
Asio follow kely :)
#indraymipika #filmdemariage #videodemariage #mariagemalagasy #
Ce genre de déclaration 😍
Ce genre de déclaration 😍
Un teaser de notre mariage du 1er juillet.
Abonnez-vous :)
Décorateur Santikà Mariage Ampandrana
Espace @Sombiniaiko espace Soavimbahoaka
⬇️ 𝗲́𝗰𝗿𝗶𝘃𝗲𝘇 𝗲𝗻 𝗰𝗼𝗺𝗺𝗲𝗻𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲 si vous connaissez l'origine de la citation dans la vidéo ou identifier cette personne avec qui elle s'adresse pour vous.
P.S: Le jardin d'Ambohijatovo est ouvert tout les jours si vous voulez vous échapper dans un peu de verdure en plein centre. Merci à ce couple d'avoir voulu être dans cette vidéo.
Si on s'y rencontre, faisons une petite vidéo comme avec ce couple, ça vous dit? Abonnez vous
#couplegoals #inlove#moviequotes#Malagasy
Ny teny "Mitoetra"
Alefaso ny 𝘁𝗼𝗸𝗶𝗺-𝗽𝗶𝘁𝗶𝗮𝘃𝗮𝗻𝗮 hoy ny mpikabary avy amin'ravehivavy.
𝗜𝗱𝗲𝗻𝘁𝗶𝗳𝗶𝗲𝗼 hoe ilay fantatrareo manao tora-po be iny rehefa raikitra ny tokimpitiavana. 😀
Tsy ny soratra fotsiny no mitoetra fa ny teny lazainareo mihitsy.
𝐇𝐨𝐭𝐬𝐚𝐫𝐨𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐫𝐚𝐡𝐚𝐭𝐫𝐢𝐳𝐚𝐲.
Tianareo 𝐡𝐢𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 an-tsary ho toy izao ve ny zavatra holazainareo rehefa hanao tokim-pitiavana?𝗡𝗱𝗮𝗼 𝗵𝗶𝗵𝗮𝗼𝗻𝗮 sy hifampiresaka ny momba 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼. Andefaso MP izahay na antsoy amin'ny laharana +261 34 21 319 87
Ma mère me disait - Mama said
Mama said someone would look at me
Like I'm looking at you someday
Joyeuses fêtes à toutes les mères. Merci pour votre amour.
Vous souvenez vous d'une parole que votre mère vous a dit en parlant de votre future femme ou époux ?
#happymothersday #Mothersday2023 #videomariage ##fetedesmeres2023
Tout va bien se passer
𝑃𝑜𝑢𝑣𝑜𝑖𝑟 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑎𝑔𝑒𝑟 𝑙'ℎ𝑖𝑠𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑢𝑝𝑙𝑒𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑔𝑎𝑟𝑑𝑒𝑟 𝑝𝑟𝑒́𝑐𝑖𝑒𝑢𝑠𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑐𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑓𝑎𝑖𝑡 𝗲𝘅𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝘃𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑎𝑢𝑠𝑠𝑖 𝑒𝑛 𝗶𝗻𝘀𝗽𝗶𝗿𝗮𝗻𝘁 𝑑'𝑎𝑢𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑒𝑠 𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛 𝑝𝑟𝑖𝑣𝑖𝑙𝑒̀𝑔𝑒 𝑑𝑜𝑛𝑡 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑟𝑒𝑐𝑜𝑛𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑡.
👉 Si vous souhaitez raconter le film de votre couple avec nous.
Envoyez nous un email à
𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆𝗺𝗶𝗽𝗶𝗸𝗮𝟮𝟬𝟭𝟳@𝗴𝗺𝗮𝗶𝗹.𝗰𝗼𝗺
ou discutons par MP
A bientôt,
Abonnez-vous
#couplegoals #happiness #videomariage #heureuxmariage
Je nous vois heureux
𝑃𝑜𝑢𝑣𝑜𝑖𝑟 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑎𝑔𝑒𝑟 𝑙'ℎ𝑖𝑠𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑢𝑝𝑙𝑒𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑔𝑎𝑟𝑑𝑒𝑟 𝑝𝑟𝑒́𝑐𝑖𝑒𝑢𝑠𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑐𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑓𝑎𝑖𝑡 𝗲𝘅𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝘃𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑎𝑢𝑠𝑠𝑖 𝑒𝑛 𝗶𝗻𝘀𝗽𝗶𝗿𝗮𝗻𝘁 𝑑'𝑎𝑢𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑒𝑠 𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛 𝑝𝑟𝑖𝑣𝑖𝑙𝑒̀𝑔𝑒 𝑑𝑜𝑛𝑡 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑟𝑒𝑐𝑜𝑛𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑡.
👉 Si vous souhaitez raconter le film de votre couple avec nous.
Envoyez nous un email à
𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆𝗺𝗶𝗽𝗶𝗸𝗮𝟮𝟬𝟭𝟳@𝗴𝗺𝗮𝗶𝗹.𝗰𝗼𝗺
ou discutons par MP
A bientôt,
Abonnez-vous
#couplegoals #happiness #videomariage #heureuxmariage
Se voir heureux ensemble
𝑃𝑜𝑢𝑣𝑜𝑖𝑟 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑎𝑔𝑒𝑟 𝑙'ℎ𝑖𝑠𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑢𝑝𝑙𝑒𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑔𝑎𝑟𝑑𝑒𝑟 𝑝𝑟𝑒́𝑐𝑖𝑒𝑢𝑠𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑐𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑓𝑎𝑖𝑡 𝗲𝘅𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝘃𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑎𝑢𝑠𝑠𝑖 𝑒𝑛 𝗶𝗻𝘀𝗽𝗶𝗿𝗮𝗻𝘁 𝑑'𝑎𝑢𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑒𝑠 𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛 𝑝𝑟𝑖𝑣𝑖𝑙𝑒̀𝑔𝑒 𝑑𝑜𝑛𝑡 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑟𝑒𝑐𝑜𝑛𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑡.
👉 Si vous souhaitez raconter le film de votre couple avec nous.
Envoyez nous un email à
𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆𝗺𝗶𝗽𝗶𝗸𝗮𝟮𝟬𝟭𝟳@𝗴𝗺𝗮𝗶𝗹.𝗰𝗼𝗺
ou discutons par MP
A bientôt,
Abonnez-vous
#couplegoals #happiness #videomariage
Ceci est 𝗟'𝗵𝗶𝘀𝘁𝗼𝗶𝗿𝗲 𝗱'𝘂𝗻 𝗰𝗼𝘂𝗽𝗹𝗲 𝗾𝘂𝗶 𝗻'𝗮 𝗽𝗮𝘀 𝗽𝗲𝘂𝗿 𝗱𝗲𝘀 𝗲́𝗽𝗿𝗲𝘂𝘃𝗲𝘀 🔥
𝑃𝑜𝑢𝑣𝑜𝑖𝑟 𝑝𝑎𝑟𝑡𝑎𝑔𝑒𝑟 𝑙'ℎ𝑖𝑠𝑡𝑜𝑖𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑐𝑜𝑢𝑝𝑙𝑒𝑠 𝑝𝑜𝑢𝑟 𝑔𝑎𝑟𝑑𝑒𝑟 𝑝𝑟𝑒́𝑐𝑖𝑒𝑢𝑠𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 𝑐𝑒 𝑞𝑢𝑖 𝑓𝑎𝑖𝑡 𝗲𝘅𝗰𝗹𝘂𝘀𝗶𝘃𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗹𝗲𝘂𝗿 𝗼𝗿𝗶𝗴𝗶𝗻𝗮𝗹𝗶𝘁𝗲́ 𝑚𝑎𝑖𝑠 𝑎𝑢𝑠𝑠𝑖 𝑒𝑛 𝗶𝗻𝘀𝗽𝗶𝗿𝗮𝗻𝘁 𝑑'𝑎𝑢𝑡𝑟𝑒𝑠 𝑝𝑒𝑟𝑠𝑜𝑛𝑛𝑒𝑠 𝑒𝑠𝑡 𝑢𝑛 𝑝𝑟𝑖𝑣𝑖𝑙𝑒̀𝑔𝑒 𝑑𝑜𝑛𝑡 𝑛𝑜𝑢𝑠 𝑠𝑜𝑚𝑚𝑒𝑠 𝑟𝑒𝑐𝑜𝑛𝑛𝑎𝑖𝑠𝑠𝑎𝑛𝑡.
👉 Si vous souhaitez raconter le film de votre couple avec nous.
Envoyez nous un email à
𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆𝗺𝗶𝗽𝗶𝗸𝗮𝟮𝟬𝟭𝟳@𝗴𝗺𝗮𝗶𝗹.𝗰𝗼𝗺
ou discutons par MP
A bientôt,
Abonnez-vous
#godlymarriage #videomariage #Videomariagechrétien #christianwedding #couplegoals
GOD'S TIMING IS ALWAYS PERFECT ⏰ ?
Maharesy lahatra ihany ve ilay tantara natao ? 🤣
Raha zareo kosa aloha no manambady dia tsy ho vitsy kely ny invité an ! 🤣
Fantatsika tsara fa clip fotsiny io mba fanehoana ny an'izy roa. Ohatran'ny tena mivoaka ery haha.
👌 Araho ny pejy dia hitanao fa tsy olona roa miaraka sy nalainay sary mirindra fotsiny, ny video de mariage entinay ho an'ireo miantso anay fa ny TANTARAN'NY Mpifankatia no avoakanay.
👉 Raha resy lahatra amin'izany vina anay izany ianao dia araho ny pejy mandrapaha tapakevitra hoe hiroso, na tonga dia andefaso MP izahay dia fandrio ny datenareo.
#Johane #BIGMJ #Bigmjetjohane
#GodsTimingIsAlwaysPerfect #indraymipika #lovestory
Iza no hanampo ?
Qui aurait cru que mon mari s’appellerait Mathieu ?
Une petite anecdote racontée par la mariée lors du tournage.
Voulez-vous aussi raconter le film de votre histoire? 👋
Raconter le film de votre histoire est notre vocation.
Contactez-nous en MP
ou par email : [email protected] si vous êtes intéressée.
Nous discuterons de votre projet ensemble.
👉 Leur vidéo intégrale ici :
https://fb.watch/kzfNjMhEex/
#christianlovestory #malagasylovestory #Mariagemalagasy #filmdemariage #weddinglovestory #couplegoals #godlymarriage #godlycouple
Ahoana isika afaka 25 taona ?
Afaka 5 taona ve? ⌛
Efa voaloha ny volanay naka vidéo anareo, tokony efa lany tanteraka mihitsy ary. 😅
Afaka 10 taona ve? Mety efa lehibe ny zanakareo dia hanatitra azy mianatra ianareo, mifanakahita isika fa mety tsy mahatadidy intsony.🏫
25 taona aty aoriana ? Asa nga fa ny zanakareo indray no hanambady ka hikenokenona dia ho tonga saina hoe mandeha ny fotoana. 🥰
Be dia be ny zavatra handalo,
SAINGY...
Rahatrizay inona no hitoetra ?
Ny TANTARANAREO ...
Hanaraka anareo ny tantaranareo. Hotsaroanareo ny nifampizarainareo tamin'izany. Tsy ho adinonareo hoe nahoana izahay no nanapakevitra tamin'izany. Inona no namporisika tany anaty? Toy ny ahoana ny fitiavanareo tamin'izany? Mety hamelombelona ny fitiavana mety nangina ary.
Satria tsy sary sy feo fotsiny no nalainay fa nandrakitra tantara an-tsary izahay.
Izany no vina mampitsangana anay mavitrika na alatsinay ary ny andro. 🫡
La vidéo intégrale est ici
https://fb.watch/ktGm6Gu_VM/
"Quand je te regarde je vois mon présent, mon passé et mon futur. "
Pourquoi pas raconter votre film de mariage avec notre équipe?
Discutons en MP
#malagasylovestory #indraymipika #filmdemariage #Mariagefilm #emotion #voeux
Rova sy Tojo (indray mipika film)
🎧 Ramora sa Raha mora e
Ramora no misafidy hira dia natao mora koa ny maka sary sy manao montage.
Fa ahoana kosa izy raha Indray Mipika? 😉 Mety ohatran'izao?
👉 https://fb.watch/jLPMDmEuyz/
Sa ohatran'izao ?
👉 https://fb.watch/jLPQn-UIBt/
Hay ny anareo kay hafa mihitsy ?
Rahoviana ary ny date dia avy eo jerena ny hanaovana azy arak'izay mampiavaka anareo?
Ao amin'ny MP ihany ny resaka sa atao mail koa [email protected]
Aza adinoina ny 👍 raha tianao ny ataonay eto