TIA AKOHO Mpiompy

TIA AKOHO Mpiompy Location Tête de Cortège

Ireto ary ny akoho Kômbô Madagascar . Feno 4 erinandro ny zoma teo izy ireo ary vita vaksiny. Mandray commande izahay ha...
20/07/2025

Ireto ary ny akoho Kômbô Madagascar . Feno 4 erinandro ny zoma teo izy ireo ary vita vaksiny. Mandray commande izahay hatramin'ny Alakamisy 24 jolay maraina, ny atoandro kosa ny récupération farany eo amin'ny parking ny Farmshop Madagascar Alasora By Pass ( Sur rendez-vous).

Vidiny : 14.000 Ar

19/07/2025
19/07/2025

Akoho Kombo 4 semaines hatramin'ny 25 juillet 2025

19/07/2025

ireto zareo lehibe

09/07/2025

Fa maninona aho no hisafidy akoho KÔMBÔ❓

Tsy olom-bitsy intsony no afaka mihinana akoho, fa ny rehetra miaraka amin'ny KÔMBÔ : manome hena matsiro sy atody ampy tsara ho an’ny rehetra, nefa tsy lafo fa mahavoky. 😉👍

Akoho gasy nohavaozina, amin'ny vidiny mirary sady be otrik'aina.🍗

08/07/2025

📣 Vaovao Mahafaly ho antsika tantsaha sy mpiompy! 😁🌱🐄

🥳 Efa manomboka ny fandaharana vaovao "Sopapa ho antsika Tantsaha" ao amin'ny onjam-peo Radio Fivoarana 88.2 FM izay atolotry ny LFL Madagascar ho antsika mpiompy sy tantsaha namana!

📻 Henonao isan'andro
⏰ @ 6 sasany latsaka dimy maraina (6h25)
⏰ @ 1 latsaka dimy atoandro (12h55)
⏰ @ 7 latsaka dimy hariva (18h55)

👉 Natao manokana hizarana paikady mahasoa momba ny FAMBOLENA sy FIOMPIANA! 🌾🐐

🎧 Henoy ary zarazarao amin’ny namana rehetra!
Miainoa finaritra daholo ary mahazoa vokatra e! 😁

08/07/2025

Ireo izay hi-commande akoho Kômbô dia ito ny tetiandro mahakasika ny fivoaran'ny vidiny ny akoho ahafahantsika miomana.

MISOKATRA NY COMMANDE AKOHO Kômbô MadagascarVidiny : 14.000 ArAkoho 4 herinandroTolotra voafetraArotia Farm dia manolotr...
08/07/2025

MISOKATRA NY COMMANDE AKOHO Kômbô Madagascar

Vidiny : 14.000 Ar
Akoho 4 herinandro
Tolotra voafetra

Arotia Farm dia manolotra ho anao akoho Kômbô, akoho mpanatody lava sy akoho fakana nofo mihenjy - afaka atao taiza gasy - nivoaka avy amin’ny usine Avitech izay notazaina manaraka ny fenitra ara-teknika eo ambany fanaraha-mason’ny teknisianina avy ao amin’ny LFL Farmshop Madagascar.

Tahaka izao ny lalam-pamokarana ny Akoho Kombo. Ny Arotia Farm dia toerampiompiana miara-miasa amin'ny LFL. Ny LFL no mi...
03/06/2025

Tahaka izao ny lalam-pamokarana ny Akoho Kombo. Ny Arotia Farm dia toerampiompiana miara-miasa amin'ny LFL. Ny LFL no miandraikitra ny vaksiny sy ny suivi ny akoho mivoaka ny Arotia Farm

Address

Antananarivo

Telephone

+261333252011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIA AKOHO Mpiompy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share