Janak'i Sandragnata

Janak'i Sandragnata Producteur Clip

06/04/2024

10 avril, Andro tsy fiasana nefa andraisan'karama
Famaranana ny Ramadan hoan'ireo mpino silamo manokana

🌐 Sekory key 310

30/03/2024

Rehefa samy hitsitsy Mega zao ihany tsika de aleo atao Texte ndray ny video Version Antagnala .
Mazotoa mijerymamaky aby are😅🥱
Zavatra 10 mila fantarinao .

1 _ Tsy afaka sasanao ny masonao

2 _ Tsy ho voahisanao ny volo nao

3 _ Tsy afaka miaina amin'ny oronao ianao raha mivoaka ny lelanao

4_ Avy nanohatra an'ilay fahatelo ianao io

6 _ Rehefa nanohatra an'ilay fahatelo ianao dia hitanao fa kay afaka miaina amin'ny oronao ianao na dia mivoaka ny lelanao fa hotrany liona ny pozinao mamoka ny lelanao sady miaina amin'ny oronao

7_ Mihomehy ianao izao satria tratrako tsara

8_ Tsy novakinao ilay fahadimy

9 : Avy nijery ny laharana faha 5 anao nefa tsisy

10 : Pargateo amin'ny namanao

11 : Vakio indray fa tsy partageo le novakinao 🤣😂

Anareo à Belemoka io soba misy hiaramiasa am nazy ee🥱😴
21/03/2024

Anareo à Belemoka io soba misy hiaramiasa am nazy ee🥱😴

19/03/2024

Désolé fa tsy mety misy feo ndray le video😴😭🙏
Am magnaraka koa

19/03/2024

Vavak'i tsegnivoha....???
Vonikazo mangery ampasikee....???
Ambalategnina namonjy balelaa...???
Ambalagoavy nihinagnoragna...???
Abonneo ny peji🙏😴😂😂😂

13/03/2024

Iee berilinii iiiee😭😭😭
Abonnez-vous 🙏

09/03/2024

Halatr'akoho Partie 1😅😂
Abonnez-vous 🙏🙏

Millionnaire mihintsy ndree🤣🤣🤣ABONNEO NY PEJY
08/03/2024

Millionnaire mihintsy ndree🤣🤣🤣
ABONNEO NY PEJY

Iehh livokée😳😳Abonnez-vous 🙏🙏
08/03/2024

Iehh livokée😳😳
Abonnez-vous 🙏🙏

Tantara tena nisy tagny brésil tagnii izy tii🥱🔥🔥Nanambady saribakoly vorodamba ity vehivavy brésilienne iray ity, izay n...
08/03/2024

Tantara tena nisy tagny brésil tagnii izy tii🥱
🔥🔥Nanambady saribakoly vorodamba ity vehivavy brésilienne iray ity, izay ny reniny ihany no nanamboatra azy.
Efa niteraka 3 izy ireo saingy milaza rahavehivavy fa angataka divorce satria nampirafy azy ity saribakoly ity.

Hafatra avy any  Shyn🥰Ny lalagna tokana mitondra agny@fahombiazana dia famitana ny dingana hatramin’ny farany tsy mihemo...
08/03/2024

Hafatra avy any Shyn🥰
Ny lalagna tokana mitondra agny@fahombiazana dia famitana ny dingana hatramin’ny farany tsy mihemotra egny andalana,sur fa tsy ho mora sur fa tsy ahasalama anao,nefa raha tsy miala ny zone de confort tsy hazo expérience vaovao 😊

❌SADY PRETRA NO DJ I MOPERA GUILHERME PEIXOTO❌🎧 Efa 17 taona izy izay no niasa amin'ny maha-DJ no sady nitana ny andraik...
08/03/2024

❌SADY PRETRA NO DJ I MOPERA GUILHERME PEIXOTO❌

🎧 Efa 17 taona izy izay no niasa amin'ny maha-DJ no sady nitana ny andraikitra maha-pretra azy.
💿 DJ Padre moa no anarana entiny eo amin'ny sehatry ny mozika, ary isan'ny mpanafana ny JMJ matetika ny tenany.

❌TSARA HO FANTATRA❌
Abonneo ny page🙏😁

De tsy lalako moa😂😂🤣F'abonne-vous 🙏JanaJanak'i Sandragnata
17/02/2024

De tsy lalako moa😂😂🤣
F'abonne-vous 🙏
JanaJanak'i Sandragnata

16/02/2024

Version Antagnala 2.0🥱
Iaho iaban'i naka na i mbodikee mahalany vary telo kapôke tsy ankihetsikee😂😂🤣🤣
Abonne vous 🙏
Janak'i Sandragnata

16/02/2024

Antagnala version🤣
Efa nijakaiko woaho anareo am tolankajaha io 🥱😂
Abonne vous 🙏🙏

Awn ny hevitr'areo🥱🤣🤣
09/02/2024

Awn ny hevitr'areo🥱🤣🤣

Rahefa very ignii ny stylo na Kanety 🤣🤣tam mbola kely🥱😎
09/02/2024

Rahefa very ignii ny stylo na Kanety 🤣🤣tam mbola kely🥱😎

09/02/2024

Afaka omeko 100000ar anareo raha tsy mihehy am'io video io🥱😎
Naharary ve ry Jô🤣😂 tsunnarary kah 🤣😂😂
Abonne vous 🙏🙏 Janak'i Sandragnata

01/02/2024

Jahay moa fa djie ba iji aby ny anbany agnii jay😁
Abonneo aheka moa🙏🔽🔽

Akory aby lahaly ny Janak'i SandragnataIjy no atao hoe "Bebilahy" na iaban'i TsilalakoIji moa djie anisan'ny lehilahy to...
01/02/2024

Akory aby lahaly ny Janak'i Sandragnata
Ijy no atao hoe "Bebilahy" na iaban'i Tsilalako
Iji moa djie anisan'ny lehilahy tovolahy sady mananbola laha am faritra antsimon' Ikongo ignii🥱 Artista ihany koa ny lehilahy fa mbola tsy malaja. Anpahafantarina antsena vahoaka eto Ikongo fa "iabany tsilala" de Nahazo kiraro vao t@volohan'ny volagna toy . FA ny Fauba am volagna hoavy io koa 🥱😤
Likeo partageo abonneo 🙏
JanaJanak'i Sandragnata

Alefaso mp raha misy sarinareo tsara agnii🥱😪 fa halefantsena eto koaLikeo partageo abonneo JaJanak'i Sandragnata
31/01/2024

Alefaso mp raha misy sarinareo tsara agnii🥱😪 fa halefantsena eto koa
Likeo partageo abonneo JaJanak'i Sandragnata

Sady Mampiomehy no mahavay 🥱Miaigna agnatin'ny Délestage laligna ny vahoakan'Ikongo am zao! Jara raha mandeha ny Jiro am...
30/01/2024

Sady Mampiomehy no mahavay 🥱
Miaigna agnatin'ny Délestage laligna ny vahoakan'Ikongo am zao! Jara raha mandeha ny Jiro am alina . 1h30 fotsiny🥺
Ny lalagna ignii moa djie efa tsy hojakaiko koa 😭 Abonné-vous de partageo ho itan'olo🙏

Address

Choco City�
Ikongo
310

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Janak'i Sandragnata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Janak'i Sandragnata:

Videos

Share

Category