Baghee-service

Baghee-service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Baghee-service, Caterer, Lot k2 112bis ivato, Ivato.

25/05/2023

Jirama koussa nama tena migafy loatra a😭

"PANCAKE BURGER" By Bagheera ❣️❣️Amin'ny sarany 10.000Ar miaraka am livraison gratuit eto IVATO...ALEFASO ALOHAN'NY @ 12...
24/05/2023

"PANCAKE BURGER" By Bagheera ❣️❣️

Amin'ny sarany 10.000Ar miaraka am livraison gratuit eto IVATO...

ALEFASO ALOHAN'NY @ 12H NY COMMANDE DIA HO LIVRÉ-NAY APRES MIDI.

Ouh lasagne fait maison amle avo tsara mahavoky anareo😋😋iza no anaterana?De retour ary izahay e!Ataonay livraison gratui...
20/05/2023

Ouh lasagne fait maison amle avo tsara mahavoky anareo😋😋iza no anaterana?
De retour ary izahay e!
Ataonay livraison gratuit mba anomezana fahafahampo anareo indray🥰😘😘
Alefao ary ncommande fa vonona hanome fahafahampo izahay anh🥰😘Mp malaky ary😋
PS: MBOLA HO AN'NY IVATO SY NY MANODIDINA IHANY ALOHA.

salafo arapahasalamana anh❤️partage kely🥰
22/04/2021

salafo arapahasalamana anh❤️
partage kely🥰

vonona hatrany hanome fahafahampo anareo mpanjifa❤️❤️🥰034.72.999.71
09/03/2021

vonona hatrany hanome fahafahampo anareo mpanjifa❤️❤️🥰

034.72.999.71

vonona hatrany izahay hanome fahafahampo anareo mpanjifa ooh ho an événement rehetra 👌aza misalasala miantso ny laharana...
05/02/2021

vonona hatrany izahay hanome fahafahampo anareo mpanjifa ooh ho an événement rehetra 👌aza misalasala miantso ny laharana 0347299971😘
gâteau individuel🥰

Sombon'ny asa omaly...❤❤❤Aza misalasala mandefa Mp na miantso ny laharana 034 72 999 71 😉Mandray commande hatrany❤
22/06/2020

Sombon'ny asa omaly...❤❤❤
Aza misalasala mandefa Mp na miantso ny laharana 034 72 999 71 😉
Mandray commande hatrany❤

Ho an'izay manana bandy kely ohh🤗Mandray commande hatrany❤️
10/05/2020

Ho an'izay manana bandy kely ohh🤗
Mandray commande hatrany❤️

Fiancaille Miangoty et Aina❤Maharena tokantrano ianareo roa..Mirary soa hatrany
08/02/2020

Fiancaille
Miangoty et Aina❤
Maharena tokantrano ianareo roa..
Mirary soa hatrany

Miarahaba ohh!!Efa akaik zao ny fety anh..Efa manomboka ny fandraisana commande amn'ny "bûche de noël"Mp avy hatrany😉😉
29/11/2019

Miarahaba ohh!!
Efa akaik zao ny fety anh..
Efa manomboka ny fandraisana commande amn'ny "bûche de noël"
Mp avy hatrany😉😉

Address

Lot K2 112bis Ivato
Ivato

Telephone

+261347299971

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Baghee-service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category


You may also like