Ny avo émotion

Ny avo émotion Créateur d'émotion émouvante
& événements surprise & confection cadeaux(bouquet, money cake,...)

08/02/2024

Salama daholo o! Manana offre bouquet st Valentin izahay, avec livraison .
Natao mirary satria promotion
Mp pour commander

06/02/2024
Nareo variana milalao fitia, fa n'y zanaky n'y sasany Ary mandeha any an-tragno Dafy daholo , MIANATRA MBA ho dg s'y min...
06/02/2024

Nareo variana milalao fitia, fa n'y zanaky n'y sasany Ary mandeha any an-tragno Dafy daholo , MIANATRA MBA ho dg s'y ministre

SAROBIDY. ........✍️
Raha araka ny vaovao farany nolazan sarobidy izao ariva izao dia bedy mafy ary lasa tsy nahazo rariny izy, fa afabaraka taminy avany sy voatsaratsara be Aho hoy IZY navela malalaka iaraka i wendy sy Nathan hoy izy, ary norarana zah tsy iaraka amin'ny olotiko Nathan tsony, satria ry zareo rahateo, ef niray ara-nofo ka tsy mahz miarak tsony zah sy Nathan 😏😭, ary lasa afabaraka be zah nade mbol tsy nopublieko tao ami groupe famille nay ary lay izy fa mbola tao amin compte ku fotsiny de ef nalaza be niparitaka b, de voarara mafy tsy mahz MIARAKA any malalako tsony😭 te ho faty ry reto a😭 ny virjinite ako nef ef nomeko any natha tamin'ny farany taona Teo de zah ndray no diso😭😭.... sarobidy 😭😭

ZAVAMISY IAINANAY 💖🤝
..

06/02/2024

Salama daholo o!
Indroa Ary fa asehoko anareo tsirairay eto avy n'y echantillion prestation n'y avo émotion Zay nazahoanay alalana hoe Afaka publiena

04/02/2024
Joyeuse anniversaire aki neny a!♥️♥️" D...a! Na Tsy eo intsony aza papa 😥😥😥, ilay miantso anao hoe "zouzou" , ilay manit...
04/02/2024

Joyeuse anniversaire aki neny a!
♥️♥️" D...a! Na Tsy eo intsony aza papa 😥😥😥, ilay miantso anao hoe "zouzou" , ilay manitsy anao, s'y mananatranao, tsarovy fa eo anilanao fona izy , miaro anao.
💐💐💐 Banjino n'y ho avy, Ary tadidio fa mbola i maman, i zoky s'y zandry, hanome hamamiana Ho anao, s'y hameno n'y banga misy eo aminao. Mirary fety sambatra aki Ary mitomboa fahendrena , Ary fahasalamana. 🎁🎁🎁🎁🎉🎉🎉🎉,..."
Mankasitraka hatrany tompoko amin'ny fahatokisana!!!🙏🙏

🌹🌹🌹🌹Mankasitraka tompoko amin'ny fahatokisana☺️☺️☺️☺️🎀🎀💲💐💐💐💐
28/01/2024

🌹🌹🌹🌹Mankasitraka tompoko amin'ny fahatokisana☺️☺️☺️☺️🎀🎀💲💐💐💐💐

Décoration murale by ny avo emotion
13/01/2024

Décoration murale by ny avo emotion

Salama daholo! Izahay ato amin'ny n'y avo émotion Dia Afaka manao bouquet gâteau d'anniversaire KO, Afaka manal commande...
11/01/2024

Salama daholo! Izahay ato amin'ny n'y avo émotion Dia Afaka manao bouquet gâteau d'anniversaire KO, Afaka manal commande 7 jour avant

🥳🥳🥳Ankatoky n'y fetin'ny farantaona izao , Afaka atao tsara n'y manome fanomezana tahaka an'itony🎁🎁🎁
31/12/2023

🥳🥳🥳Ankatoky n'y fetin'ny farantaona izao ,
Afaka atao tsara n'y manome fanomezana tahaka an'itony🎁🎁🎁

🌼🌼🌼N'y avo émotion vous souhaite " joyeux Noël!"🌲🌲🌲💐💐💐🎀🎀 Avec touts ces bouquets, destinés à nos chers clients.🙏🙏🙏Mille ...
25/12/2023

🌼🌼🌼N'y avo émotion vous souhaite " joyeux Noël!"🌲🌲🌲
💐💐💐🎀🎀 Avec touts ces bouquets, destinés à nos chers clients.
🙏🙏🙏Mille merci a vous!

Joyeux Noël à tous
19/12/2023

Joyeux Noël à tous

🌹🌹🌹Félicitation à la mariée !Mamy Anie aki izany e! De la part de   tes tantines !🍾🍾👰👰👰👰N'y hafatra hono akia:  💐💐"Hande...
18/12/2023

🌹🌹🌹Félicitation à la mariée !
Mamy Anie aki izany e! De la part de tes tantines !🍾🍾👰👰👰👰
N'y hafatra hono akia:
💐💐"Handeha ianao ry zanako vavy
💐💐F'efa io ilay fanilon'ny andronao hoavy
💐💐Handeha ianao, andeha ka mahereza
💐💐Ny tokantranonao no iriko hateza
💐💐Ny masoko raha toa manganohano
💐💐Tsy tomanin'alahelo fa andon-tso-drano
💐💐Hifarana eto ny anay ny adidy
💐💐Lehibe ianao ka tompon-tsafidy..."
Tsara tsodrano ange e!!!!💝💝💝🪷🪷🪷🥳🥳🥳

Mankasitrakanareo hatrany tompoko amin'ny fahatokisana
18/12/2023

Mankasitrakanareo hatrany tompoko amin'ny fahatokisana

💐💐💐Miavaka hatrany miaraka am n'y avo emotion🎀🎀🎀
15/12/2023

💐💐💐Miavaka hatrany miaraka am n'y avo emotion🎀🎀🎀

📢📢📢 Allo!Allo! Tamatave🌲🌲🌲À l'occasion de la fête de Noël 2023 🌼🌼🌼N'y avo émotion vous invite à goûter " Son cupcake bou...
12/12/2023

📢📢📢 Allo!Allo! Tamatave
🌲🌲🌲À l'occasion de la fête de Noël 2023
🌼🌼🌼N'y avo émotion vous invite à goûter
" Son cupcake bouquet pour Noël🧁🧁🧁💐💐💐"
🎁🎁🎁Une occasion de plus pour offrir ,"💐un sweat bouquet💐
"pour ceux ou celle ou celui que vous aimez.
Disponible le 24 et 25 décembre
Sans livraison 15000 ar ,
Avec livraison 20000ar
Au clavier pour commander
Dernier payement et dernier commande le 20 décembre 2023
Contact 0387011064.

🙏🙏Mankasitrakanareo hatrany tompoko amin'ny fahatokisana anay💐💐💐💐💐
09/12/2023

🙏🙏Mankasitrakanareo hatrany tompoko amin'ny fahatokisana anay💐💐💐💐💐

🌹🌹Iza indray Ary n'y hanambady aty Ho atsy o!!!Afaka manao commande avy hatrany Bonbonnière s'y Urne, 💐💐💐Ataovy MBA miav...
25/11/2023

🌹🌹Iza indray Ary n'y hanambady aty Ho atsy o!!!
Afaka manao commande avy hatrany
Bonbonnière s'y Urne,
💐💐💐Ataovy MBA miavaka indray ilay andro iray toa zato nao. MBA ho mamy fona☺️☺️☺️☺️

Tiako loatra oa e!🥰🥰🥰🥰☺️☺️
24/11/2023

Tiako loatra oa e!🥰🥰🥰🥰☺️☺️

🌹🌹🌹Izahay ato amin'ny n'y avo émotion Dia Tsy mitsahatra n'y manome création🎀🎀💲💲🎁🎁💐💐 Ho anareo.Mankasitraka anareo hatra...
24/11/2023

🌹🌹🌹Izahay ato amin'ny n'y avo émotion Dia Tsy mitsahatra n'y manome création🎀🎀💲💲🎁🎁💐💐 Ho anareo.
Mankasitraka anareo hatrany amin'ny fahatokisananay🙏🙏🙏☺️☺️☺️☺️

Mankasitrakanareo amin'ny fahatokisana tompoko! Travail en demi journée.Joyeuse anniversaire
21/11/2023

Mankasitrakanareo amin'ny fahatokisana tompoko! Travail en demi journée.
Joyeuse anniversaire

Mankasitraka tompoko amin'ny fahatokisana!
04/11/2023

Mankasitraka tompoko amin'ny fahatokisana!

Mamy Anie izany e!☺️☺️☺️🥰🥰🥰 ,❤️❤️mafinaritra fa tsara raha toa ka tsaroana fona s'y asina lanjany ilay fotoana niatomboh...
26/10/2023

Mamy Anie izany e!☺️☺️☺️🥰🥰🥰 ,
❤️❤️mafinaritra fa tsara raha toa ka tsaroana fona s'y asina lanjany ilay fotoana niatombohony ilay fiarahana, ilay voady voalohany.
❤️❤️ Izany Dia Ho fanamafisana hatrany ilay fifankatiavana, fifampitokisana misy eo amin'ny olon-droa, manafana ilay afo izay mitady hitsilopilopy indraindray.
💐💐💐Tafiditra ao anatin'izay antsoina hoe "management du couple".
Mankasitraka tompoko amin'ny fahatokisana🙏🙏

Qui sera l'heureuse élueMiavaka hatrany n'y création by n'y avo emotion
25/10/2023

Qui sera l'heureuse élue
Miavaka hatrany n'y création by n'y avo emotion

Address

0387011064
Toamasina

Telephone

+261387011064

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny avo émotion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share


Other Party Entertainment Services in Toamasina

Show All