Vanilla Agence Event

Vanilla Agence Event Notre agence simplifie le processus en offrant aux clients un guichet unique pour leurs besoins .

"Découvrez Société Vanilla, votre partenaire de confiance pour des repas délicieux et équilibrés midi et soir. Notre eng...
12/01/2024

"Découvrez Société Vanilla, votre partenaire de confiance pour des repas délicieux et équilibrés midi et soir. Notre engagement envers la qualité, le respect et l'hygiène garantit une expérience culinaire exceptionnelle. Contactez-nous au 0344802299 / 0388740745. Savourez chaque bouchée avec Société Vanilla!"

Salama daholy !! Hataoko angamba fa mety hasoa anareo ity tolotra ity . 📌 Nihezaka nikaroka aho ka indro ary fa nataoko ...
22/09/2023

Salama daholy !! Hataoko angamba fa mety hasoa anareo ity tolotra ity .
📌 Nihezaka nikaroka aho ka indro ary fa nataoko
ho vidéo présentation izany hoe misy voix off izay nataoko iany ny fampianarana an'ireny Zavatra hitanareo hampianariko ireny .
📌 Tsotra kokoa ny manaraka azy ary amin'ny fiteny Malagasy ary mazava tsara ny fampianarana ao anatin'ny ity " Tuto " fampianarana iray izay nataoko ity .
📌 Nihezahako samy ahazo tombony havikoa na ny mihinana kisoa , na ny tsy mihinana kisoa .
Ahona ny fomba hazahoanao azy ?
📌 Tsy sarotra fa ho alefako Messenger na email na Whatsapp aminao .
📌 Mizara épisode 7 izy ity an !!!
📌 Ny tombony anefa dia ra manjifa azy ianao dia hafaka manontany ahy ra misy Zavatra tsy hazonao sy manoro lalana sy ny technique rehetra Aho .

📌 Ny vidiny dia 10.000 Ar .
Ny atao dia manoratra anarana aloha izay mila ,
Tsy mbola mandray vola aho ra tsy amin'ny fotoana hizarahako azy !!!

NB : Tsara mba manana email isika fa somary mazefatra ilay izy.

Ra mila fanazavana fanampiny ianao dia hafaka miantso mivantana ( 0344802299 )

Salama Toliara !Anjara nareo indray izao , Atelier mandritra ny telo Andro be izao ny 08 - 09 - 10 SEPTEMBRE ho avy izao...
11/08/2023

Salama Toliara !
Anjara nareo indray izao , Atelier mandritra ny telo Andro be izao ny 08 - 09 - 10 SEPTEMBRE ho avy izao ao amin'ny MK LOUNGE + SNACKS AMBALANOMBY-
KAMOA , face GEG EZAKA TOLIARA I
Hianaranao karazana sakafo maromaro toy ny :
📌 Cuisine chinoise
📌 Gâteau de base + Gâteau moderne
📌 Montage et décoration + Création crèmes

Ny fisoratana anarana dia atao mivantana ao amin'ny toerana voasoratra ambony io ,
Na miantso mivantana ny laharana :
0346386460

ANTSIRABE ❤️❤️                  Anjaranareo indray zao eh 🙂Ireto indray ary ny fotoana hifanomezanay  .                 ...
14/11/2021

ANTSIRABE ❤️❤️

Anjaranareo indray zao eh 🙂

Ireto indray ary ny fotoana hifanomezanay .

📌 Samedi 27 Novembre
📌 Dimanche 28 Novembre ( Ho avy izao )

Hianaranao ny module ( Soupe Chinoise Tamatave )
sy ny garniture miaraka 🙂🙂🙂🙂🙂🙂🙂🙂

📌 Pâte fait maison
📌 Van tan , Demi lune , Bouchon
📌 Flocon de neige
📌 Boulettes chinoise
📌 Cochon laqué .
📌 Garniture
📌 Bouillon de porc
📌 Rouleau de poisson
📌 Général Thao
📌 Nem chinoise

Toerana : Chemin vers parc de l'Est , à 50 m de villa
Logt sinpa , ( En face de l'église MRE )

Frais d'inscription : 70.000 Ar , 350.000 Fmg
Ingrédients : Inclus ao anatiny

Inscription déjà ouvert sur ( Message privé )
Vanilla Event
Où contacter le numéro : 0344802299.
Place limité .

NB : Marihina fa mahazo ( DVD ) Tutorial , gratuit ho anao izay mianatra , mba hamerenanao foana sy tsy hanadinoan-tsika azy .

Address

Toamasina
501

Telephone

+3613840745

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vanilla Agence Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vanilla Agence Event:

Share


Other Toamasina event planning services

Show All

You may also like