Person'Act

Person'Act Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Person'Act, Party Entertainment Service, .

AZR COM : boîte de communication, prestataire de service sur la communication et la publicité, pour la visibilité. Également une page pour les actualités culturelles, environnementales et sociales à Madagascar. � 034 84 466 28.

Nandao ny fiainana an-tany omaly 20 jolay 2022 tokony tamin'ny 10ora sy sasany alina teo amin'ny faha 30 taonany ilay mp...
21/07/2022

Nandao ny fiainana an-tany omaly 20 jolay 2022 tokony tamin'ny 10ora sy sasany alina teo amin'ny faha 30 taonany ilay mpanakanto manana ny maha azy Rakroots na i Loïc Rakotonirina.
Vao tonga hiala sasatra tao mahajanga ny mpanakanto no nihetsika tampoka ilay aretina izay nitaiza azy efa ela, asthmatique moa izy ary na dia nanao izay faraheriny aza ny mpitsabo tao an-toerana dia indrisy tsy tana ny ainy.
Nanomboka ny taona 2013 i Rakroots no nanokatra pejy vaovao teo amin'ny fiainany dia ny fidirany teo amin'ny tontolon'ny mozika. Nanombohan'ny lazany ilaay lohateny volaohany ary malaza hatramin'izao dia ilay hoe : "Rahafa lasa aho", entin'ny mpankafy maro ahatsiarovana azy indrindra indrindra amin'izao fahalasany izao. Tsy zoviana amin'ny maro indrindra ihany koa ilay hira iray niarahany tamin'i Arione Hot "N'y foko efa lasany any", nameno ny fiainan'ny tanora tokoa.
Izahay eto amin'ny Mondi'all news Dia mirary fiononana feno hoan'ny fianakaviany, namany sy ny mpankafy azy.

Andry Zo Rakotomalala

11/07/2022

Ampahafantatra bebe kokoa ireo mpanakanto ihany koa isika ato, ny tanjony sns. Indrindra indrindra fa ny ahafahantsika mifandray aminy avy hatrany 🙂☑️

Ny governoran'i Boeny Atoa Mokhtar Salim Andriatomanga no nanapakevitra handray an-tanana ny lalàna hodiavin'i Olgina sy...
11/07/2022

Ny governoran'i Boeny Atoa Mokhtar Salim Andriatomanga no nanapakevitra handray an-tanana ny lalàna hodiavin'i Olgina sy ny mozika ary koa ny fiainany amin'ny ankapobeny miaraka amin'ireo ray aman-dreniny sy ny iray tampo aminy mazava hoazy. Olgina, ilay zazavavy kely anisan'ny kintan'ilay fandaharana malaza amina fahitavalitra iray eto an-toerana. Zanak'i Boeny i Olgina, tafiakatra teo aminy dingana famaranana, ary hita tokoa fa kintana iray manana hery mafonja tsy azo hodiana tsy hita na dia tsy nandrombaka ny amboara aza. Ankoatr'izay dia zaza varira koa i Olgina ary anisan'ny entiny izany toe-piainany izany ankehitriny miampy ny lazany mba hanamafisany ny hafany manambara fa mitovy zo amin'ny ankizy rehetra mazava hoazy ny ankizy varira ary manohana azy feno ny fikambanana maro ankehitriny mba hivoizana lavitra izany feo sy hafatra izany. Voatondro ho mpisolotenan'ny zaza varira na "embassadrice" ihany koa i Olgina ankehitriny eo anivon'ny fiarovana ny zon'ny ankizy mazava hoazy. Mikarakara raki-kira izy ankehitriny ary afaka arahantsika ny vokatra avy aminy ao amin'ny pejy Facebook "Olgina la voix d'ange Ofisialy".

Andry Zo Rakotomalala.

Toujours dans la promotion des artistes et autres célébrités de la grande île, Ce 23 juillet 2022 à partir de 13h, l'émi...
11/07/2022

Toujours dans la promotion des artistes et autres célébrités de la grande île, Ce 23 juillet 2022 à partir de 13h, l'émission Starvan, une production privée en collaboration avec Dream'in TV fera son quatrième live devant la gare Soarano Antananarivo. Un grand live show suivant l'étiquette de l'émission depuis sa création, tournée et animée devant les fans ainsi que plusieurs artistes locaux. Ce live sera l'occasion de rencontrer en direct les célébrités de la saison six de Starvan et les partenaires seront également sur le lieu toute la journée de ce samedi. Starvan avec son slogan revy&Fun ambiancera cette journée et clôturera la saison six bien évidemment. Les détails sont disponibles sur la page Facebook STARVAN.

Andry Zo Rakotomalala.

11/07/2022
05/07/2022

Address


Telephone

+261348446628

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Person'Act posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Person'Act:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share