D&M Déco Events Serveurs

  • Home
  • D&M Déco Events Serveurs

D&M Déco Events Serveurs D&M Wed. Events Déco est une équipe de professionnels qui propose un service en salle, la mise en

07/12/2021

Salama daholo tompoko o !
Amin'izao ankatoky ny fety izao dia maro ianareo sahirana mitady "serveurs", dia indreto izahay dia vonona hanatanteraka izany asa izany mba hifalianareo am-pilaminana amin'ny lanonana iay karakarainareo.
Dia manasa anareo handefa hafatra miafina aminay izay liana.
Mankasitraka tompoko o !
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra !

Bonjour à tous !
À l'approche des fêtes, vous êtes nombreux à avoir du mal à trouver des "serveurs", nous voilà donc prêts à faire ce travail pour que vous puissiez profiter en toute sécurité votre cérémonie.
À ceux qui sont intéressés, nous vous invitons à nous envoyer un message privé.
Merci beaucoup !
Passez une bonne fête à tous !

02/01/2020
29/06/2019
29/06/2019
29/06/2019
29/06/2019

Miarahaba tompoko,

Izahay "serveurs Malagasy" dia vonona ny hikarakara ny fandrosoana sakafo sy izay rehetra mifandray amin'izany ho anareo izay hikarakara lanonana.

Afaka manao :
- service en salle izahay (cocktail, déjeuner, dîner, ...)
- mise en place sy décoration de table ihany koa.

Aza misalasala àry miantso anay fa vonona handray anao ny ekipanay matihanina sy efa za-draharaha.

"Miaraka aminay, tontosa milamina ny fetinao."

Address


Telephone

+261342819988

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when D&M Déco Events Serveurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share