Legendary Events Toamasina

  • Home
  • Legendary Events Toamasina

Legendary Events Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Legendary Events Toamasina, Party Entertainment Service, .

‼"Les légendes du Kaiamba" 📣 📣 📣 📌 Cabaret ahitànao an'i Jean kely sy Basth ary Oza Jérôme ny sabotsy 31 Aout @ 20h30 @ ...
06/08/2024

‼"Les légendes du Kaiamba" 📣 📣 📣
📌 Cabaret ahitànao an'i Jean kely sy Basth ary Oza Jérôme ny sabotsy 31 Aout @ 20h30 @ restaurant CIBUS Toamasina ⏳

🍺Sponsor officiel : THB Madagascar officiel 🍻
🎶Partenaire officiel : BOSE Tamatave
Partenaires : Mbala Bogota , RAY Immo , Guppy TSARA

Paf : 30.000Ariary
Resa : 40.000Ariary

INFOLINE : 0329729365
----------------------------

03/08/2024

Mahatsiaro ny taloha ve ianao? Karazana gadona inona no nanamarika anao teto Toamasina? , Toy izao ny santionan'ny seho antsehatra ataon'ny "Légende du Kaiamba" iray antsika 🙂 Araho tsy tapaka ny pejy hamantaranao ny tohiny ....
------------------------------------------------------------------------
Etes vous nostalgique ? Quel genre de musique vous a marqué ici à Toamasina ? , Voici un extrait du spectacle sur scène d'un de nos "Légende de Kaiamba" 🙂 Suivez régulièrement la page pour en savoir plus....

Akaiky ity fotoana ity ho antsika eto Toamasina na ianareo avy lavitra aza mbola tsy tara raha ho tonga.Hafana ny andro ...
31/07/2024

Akaiky ity fotoana ity ho antsika eto Toamasina na ianareo avy lavitra aza mbola tsy tara raha ho tonga.

Hafana ny andro amin'io, hafana tsara ny feeling.

Andao ary ho atomboka tsara ny volana Aogositra ity 🤘🤘🤘

26/07/2024

Historiquement, le Kaiamba est un genre de musique sorti dans les années 70, particulièrement associée à la région côtière Est de Madagascar autour de Toamasina.
Aujourd'hui, il continue d'être un symbole fort de l'héritage culturel et de persister à travers les amateurs de musique malgache.🫡

Send a message to learn more

Ireto "Légendes de Kaiamba" antsegna reto koa nihira basesa miaro  gadona "blues" 😉 zahava hely fitendreny "orgue" 🥰 Tsa...
24/07/2024

Ireto "Légendes de Kaiamba" antsegna reto koa nihira basesa miaro gadona "blues" 😉 zahava hely fitendreny "orgue" 🥰 Tsara zalah e!
--------------------------------------------------------------------------
Nos légendes de Kaiamba chantent aussi du basesa avec un bon touche de blues😉 Voyez comment ils jouent l'orgue dans le titre 🥰

📖 Dans cet ouvrage, nos légendes "Jean Kely sy Basth" racontent leur parcours, nous rappelant la belle époque. Leurs cha...
23/07/2024

📖 Dans cet ouvrage, nos légendes "Jean Kely sy Basth" racontent leur parcours, nous rappelant la belle époque. Leurs chansons font partie du patrimoine culturel Malgache, qui font d'eux la fierté de Toamasina 🇲🇬

ePeu sont les livres sur la culture contemporaine malgache, deux décennies, elles se comptent sur les doigts de la main. En fin décembre...

22/07/2024

Hafa iany ny original ..... 🫶

"Seulement un ba**er de toi
A suffit pour changer
Toute ma vie
O non je ne te quitterai pas
J’ai tant besoin de tes ba**ers
Seulement un ba**er de toi
A suffit pour m’empêcher de partir
O non je ne partirai
Car notre amour ne doit jamais mourir
Za nandeha amy olo-mpaneva
An-tanàna a zalah!
Zanak'ôlo tsara fagneva ny eniko ô!
Omba anô izaho atsià ,a Fôtsy hely e!
Tsomanga tsy mamôa - vagno-dravigny e!
Viavy tsy havana - vagno nono ô!
Omba anô izaho atsia ,a Fôtsy hely e!
Oza Jerome - Fotsy hely!
Mankafiza finaritra, tompoko!"

An event with Rock'501  not to be missed.August, 04 at 2:30pmSave the date
17/07/2024

An event with Rock'501 not to be missed.

August, 04 at 2:30pm

Save the date

amin'ny 04 Aogositra 2024.
Local Freaks : The Needles The ROAR TAORO Sidina Nocturnal Poizina BAND Dicker's. Guest : .
Son & Lumières : BOSE Tamatave.
Mpiara-miasa : Airtel, Mi.COM EVENT, M'Beauty Studio ,DNA Webhosting ,RAY Immo ,Orita ,Kultur ROCK Rasefo,
Henintsoa GTR
Hampahafantarina antsika ireo tarika eto an-toerana.
INFOLINE : 033 31 803 16 - 034 16 374 05

19/05/2021

‼️‼️Resaka CRUSH na olona manintona anao anefa mbola tsy mahalàla‼️‼️‼️
📌Ezaho fantarina aloha hoe mendrika anao tokoa ve izy sa tsia. Ny mifanohitra amin'izay dia aza eritreretina akory. Manjary miezaka mafy ianao dia adinonao hatramin'ny tenanao
📌Samy hafa ny fisehon'ny tokony hanambaràna fitiavana eo sy vavy. Misy ny atao hoe "psychologie masculine et féminine".

Inona tokoa anefa izany???
Ndao ho resahina rahapitso 💞

17/05/2021

‼️‼️Lohateny mahaliana ny tovovavy tato ato : " Ahoana ny atao mba hitiavan'lay "crush"-nao anao??"
Satria
👉Mety tsy fantany akory ny fisianao
👉Tsy fatany akory ianao hoe tia azy
👉Mety efa mitempo amin'olokafa ny fo-ny

Noho izany:
📌Mila fantarinao aloha manana olontiana izy na tsia
😍Mila fantarinao ny mombamomba azy sy ireo mety ho centre d'intérêt anareo
💘Resaho izy raha toa ka adaka atao izany
💗💖 Omeo fotoana izy hanantona sy hiresaka aminao 😊manàna faharetana 💖

Tafiaraka eny foana ianareo raha toa ka anjara 💞

17/05/2021

Bonjour les amis,
‼️‼️J'encourage les hommes à s'inscrire
d'avantage, nous avons plusieurs demandes des femmes célibataires 😊😘

A vos claviers 👫

16/05/2021

🥰Merci pour la journée d'hier 💞
Pour ceux qui souhaitent trouver leur ame soeur, n'hésitez pas à nous contacter ❤️

❤️ Journée EXCEPTIONNELLE ❤️👉S'aimer toute la vie? c'est possible... Mais comment y parvenir?👈Nous sommes là pour vous r...
15/05/2021

❤️ Journée EXCEPTIONNELLE ❤️
👉S'aimer toute la vie? c'est possible... Mais comment y parvenir?👈
Nous sommes là pour vous répondre, vous pouvez nous envoyer un Mp ou appeler via messenger, duo, whatsapp, viber....
Nous serions disponibles GRATUITEMENT pour cette belle journée. Confiez vous 😍🥰 sur divers thématique :
-comment trouver un ame soeur? 😍
-pourquoi il/elle m'a quitté ? 🤗
-comment faire revenir son ex? 🙄
-où puis je faire une rencontre ? 😊....
C'est tout simplement votre journée 🌞
Go Go Go
Ps : conversation en malgache ou en Français

💌Changez, améliorez votre santé physique et mentale, garder la tête haute malgré la difficulté de la vie...... 😍‼️VOUS E...
07/05/2021

💌Changez, améliorez votre santé physique et mentale, garder la tête haute malgré la difficulté de la vie...... 😍
‼️
VOUS EN ETES CAPABLE ‼️

En moment, nous avons besoin de gagner plus d'énergie. Voici mon conseil 👌 Et surtout entourez vous de beaucoup d'amour ...
04/05/2021

En moment, nous avons besoin de gagner plus d'énergie. Voici mon conseil 👌
Et surtout entourez vous de beaucoup d'amour 💓

29/04/2021

💓❤️NY FITIAVANA 💓❤️ Lalipaka tokoa.... Tadidio anefa fa nitia ianao noho ianao olon'ny fo 💞 Raha nitia olona tsy mitia anao ianao dia ‼️‼️ tadidio‼️‼️ Tsy mbola izy ilay tokony hiaraka aminao. Aza atao antery fa ekeo....
😍TIAVO ALOHA IANAO 😍

Mirary Soa antsika rehetra.

PS:
- Misokatra foana ny fisoratana anarana (maimaimpoana)
- Resaka sy torohevitra ara-pitiavana ao am MP (maimaimpoana ihany koa)

❤️ Aimez-vous pour qu'on vous aime également ❤️DM pour tout inscription 🖊️
28/04/2021

❤️ Aimez-vous pour qu'on vous aime également ❤️

DM pour tout inscription 🖊️

💞Je t'aime💞 le mots tout le monde a déjà prononcé ne serait ce que dans son coeur. Souvent, il est difficile d'exprimer ...
26/04/2021

💞Je t'aime💞 le mots tout le monde a déjà prononcé ne serait ce que dans son coeur. Souvent, il est difficile d'exprimer ces trois petits mots. Peur du rejet, manque de confiance en soi.... 😑On ne sait plus vraiment ce qu'on doit faire. 😱
Mais on se sent vraiment mal lorsqu'une fois on sait que celui qu'on aime ne ressent pas/plus la même chose 😔😔😓
Venez raconter votre expérience, ça pourrait vous soulager 😊
La discussion est ouverte 🖊️

Fomba fisoratana anarana : ❇️Alefanao ny mombanao :-Anarana+Sary (mijanona ho dossier an'ny agence ary miandry ny fankat...
22/04/2021

Fomba fisoratana anarana :
❇️Alefanao ny mombanao :
-Anarana+Sary (mijanona ho dossier an'ny agence ary miandry ny fankatoavanao raha atao publication)
-Lahy sa vavy
-Taona nahaterahana
-Efa niteraka na tsia
-Halavana
-Lokombolokoditra
-Fialamboly tiana
-Fianarana na diplaoma hananana na orinasa nahorina sns
❇️Alefanao ny momban'ny olona kasainao hiaraka aminao (fenoy tahaka ny ery aloha azafady)

🖊️Afaka mamorona hafa amin'ny hevitra mazava kokoa ianareo.

💗Ireo rehetra ireo alefa hafatra mihafina MP aty aminay.💗 Omenay numéro de référence enao fa isakin'ny misy liana @ mombanao (profil) dia hampilazainay ianao.

Fitiavana feno hoatsika e 😍

21/04/2021

💗💗Chers abonnés💗💗, quelques uns(es) d'entre vous m'ont écrit, m'ont confié leurs besoins, certains m'ont demandé conseils. Je vous remercie de votre confiance. En cette période difficile, nous avons besoin de nous soutenir. ❇️
Puis, il y a ceux et celles qui se sentent seul(e)s. Je vous comprend, il est temps de réagir, c'est le moment idéal d'espérer croisé l'âme soeur.
‼️‼️ Inscrivez vous. Nous vous assurons le total anonymat. ‼️‼️ L'inscription est GRATUIT 😱😱😱😱

😍Envoyez nous votre profil, ainsi que le profil de votre ame soeur. 😍

20/04/2021

Merci pour vos 100 j'aimes 💞

19/04/2021

❇️

Etes-vous d'accord? 🤔N'hésitez pas à nous confier vos problèmes sentimentale, nous vous consacrons du temps avec plein d...
15/04/2021

Etes-vous d'accord? 🤔

N'hésitez pas à nous confier vos problèmes sentimentale, nous vous consacrons du temps avec plein d'amour et d'affection 💗🙏 Venez en MP, c'est GRATUIT 🥰

07/04/2021

Miarahaba antsika rehetra noho ny P***a,

💌Mandalo fotoana sarotra isika izao nohon'ny valan'aretina. Koa samia mitandrina.

💢Mandray anareo hatrany izahay na hiresaka sy haka torohevitra na hisoratra anarana hitady izay anjarampitiavanareo 💞

Mirary soa tompoko

31/03/2021

Salama daholo 💌

Manasa anareo izay maniry hahazo silampanahy hisoratra anarana maimaimpoana ato aminay. Raha toa ka mahafeno fepetra ianao dia miandry izay olona mifanentana aminao ary izahay no mikarakara ny fihaonana.
💞💞💞💞💞💞
Nous invitons tous ceux qui souhaitent trouver leur âme soeur à s' inscrire gratuitement chez nous. Si vous avez rempli les critères, il vous suffit d'attendre et c'est nous qui organise les rencontres.

Merci.

PS: Tout inscription se passe en ligne.

28/03/2021

Bonjour les amis 🙏

⏩⏭️En cette période difficile face au Covid, nous sommes là pour discuter de vos amours, de vos craintes de solitudes, de la santé de vos coeurs.... 💌 Tout se passe en privé, vos messages seront en sécurité. Nous avons le temps de vous écouter et de vous guider vers votre ame soeur.
Ecrivez nous 💞

Merci à tous ceux ou celles qui nous ont déjà fait confiance....

25/03/2021

Salama daholo 😎 Vaovao anareo?

Bonjour à tous 🤗 quoi de neuf chez vous?

23/03/2021

T001 Tantara voaloha:
"Ataoko hoe O... no anarako.
Tsotsotra ny fiainako, kamboty ray. Ny reniko kosa tsy dia nitaiza aho fa ny renibe no tena nilofy nitaiza ahy tamin'ny volan'ny dadabe. 15taona aho no nifankatia tamin'lay tovolahy atao hoe B....., izy dia faran'izay notsiriritin'ny tovovavy teo antanàna tamin'izany. Nilokaloka ery izy fa tia ahy tamin'izany. 16taona monja no nitoejaza aho. Tsapako nalahelo mamabe, i neny moa tsy taitra fa nataony anakapo hoe inay zay. Lasa i B.... , nianatra any antany lavitra hoe? tsy nihaona intsony izahay hatreo. Izy rahateo ko mbola tsy ampy taona toa ahy iany......(....)
6taona taty aoriana, nisy rangahy atao hoe M.... efa manambady nifankatia tamiko. Izy dia mahatolotolotra, mahavita mamelona anay mianaka mihitsy amin'izay vola rehetra omeny saingy tsy afaka manambady ahy izy fa efa manana tokatrano. Volana maro taty aoriana anefa dia tonga i B... (mety efa teo iany fa tsy nahazaka ny fandrenesana hoe miaraka amin'olona aho). Milaza hijery ny zaza i B.... , i M... kosa milaza hividy trano hitokananay mianaka.
Inona ry zareo no ataoko? efa dada no hiantsoan'i zanako an'i M... ! Izao rahateo tsy te hiaona @ B... intsony. "

💌Manantena ny fanampianareo ‼️

21/03/2021

💌Manomboka erinandro manaraka dia faly aho hizara aminareo ny olana rehetra voaray, ary afaka mandray anjara iany koa ianareo maneho hevitra 🤗

17/03/2021

😝Hmmm... Tsapako maro be nareo nijery ity publucation ty fa menatra ny hanao commentaires angamba 😏😛😏😏 Na mp na eto aza misalasala miresaka ooooo 😘

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Legendary Events Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share