Antsika Hisôma

  • Home
  • Antsika Hisôma

Antsika Hisôma Hetsika manolotra lalao sy fialamboly ho an'ireo ankizy sy tanora miaraka amin'ny IKM Antsahavola

Arahaba eh!👋🏻📣Anio moa ny andro farany amin'ny hetsika Antsika Hisôma ka "spectacle de magie" no nentina namaranana izan...
25/08/2023

Arahaba eh!👋🏻

📣Anio moa ny andro farany amin'ny hetsika Antsika Hisôma ka "spectacle de magie" no nentina namaranana izany ka ny Magic Squad Madagascar no nanafana ny sehatra anio tolakandro.🤗 Ary nahitana mpanao magie mahatianina sy hetsika nahagaga sy nahatalanjona tokoa!🥰

Vita soa ny hetsika Antsika Hisôma, koa mankasitraka ireo rehetra nandray anjara tamin'ireo atrik'asa maro izay natao tamin'ity volana ity!❤

Mankasitraka eh!☺


Harivariva mody masoandro oo!🥳Hisy ny "spectacle de magie" izay tontonsaina rahapitso amin'ny roa ora tolakandro amin'ny...
24/08/2023

Harivariva mody masoandro oo!🥳

Hisy ny "spectacle de magie" izay tontonsaina rahapitso amin'ny roa ora tolakandro amin'ny vidiny 5.000ar (boisson à votre dispo) 😝

NB: tsy misy ny tolakandro misôma rahapitso😊


[Magic Show] - Antsika hisôma -
Vivez pleinement votre vacance à travers un SPECTACLE DE MAGIE 🪄
Cette fois-ci au tour du centre-ville :
🏙 Lieu : IKM Antsahavola - 2e étage de la tour Sahavola.
📅 Date : Vendredi, 25 Août 2023
⏰Heures : À 14h

👉 Des numéros de toute couleur au menu 💫
👉 Effet wouah ! 😱 avec une ambiance interactive garantie. 🌌 Le public participe !
👉 Entre famille, amis ou couple ? 😋 vivez ensemble une expérience hors du commun.
👉 Découvrez les nouveaux membres de la Magic Squad 🎩

PAF : 5 000Ar
Réservation : 10 000Ar
Billets disponibles le jour-J ou directement en Mp

Des boissons rafraîchissantes seront à votre disposition.

Information / réservation :
034 53 934 67
038 53 274 10


Salama eh!👋🏻Raikitra indray ny fiarahana anio hariva ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy  Antsa...
24/08/2023

Salama eh!👋🏻

Raikitra indray ny fiarahana anio hariva ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola, amin'ny hetsika Tolakandro Misôma.

📌Tsara ho fantatra fa ny Lucky Lalao no manolotra ireo "jeux de sociétés" izay lalaovin'ny ankizy, ary nanolotra vaovao indray izy ireo tamin'ity herinandro ity.
🤗



Salama daholo!👋🏻📌Mbola mitohy hatrany ny fiarahana isan-kariva ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malag...
23/08/2023

Salama daholo!👋🏻

📌Mbola mitohy hatrany ny fiarahana isan-kariva ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola, miaraka amin'ny hetsika Tolakandro Misôma izay manomboka amin'ny 2 ora tolakandro izay 2.000Ar isan'olona.🥰

Manasa antsika ho tonga oh!🤗



Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy!👋🏻📣Toy ny mahazatra dia misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny tolakandro m...
22/08/2023

Faly miarahaba ny mpanaraka ny pejy!👋🏻

📣Toy ny mahazatra dia misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny tolakandro misôma ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola🥰.

📌Amin'ny roa ora tolakandro ary ny fotoanantsika, araraoty ary fa ity herinandro farany amin'ny hetsika
Marihina fa amin'ny vidiny 2.000Ar hatrany ny fandraisana anjara.🤗

Tongava maro oh!🥰



Faly miarahaba antsika indray!👋🏻Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ireo ankizy androany, tamin'ny fanaovana Tsikonina.👨🏻‍🍳...
17/08/2023

Faly miarahaba antsika indray!👋🏻

Nahafinaritra ny fiarahana tamin'ireo ankizy androany, tamin'ny fanaovana Tsikonina.👨🏻‍🍳
Tsara ery ny nahita an'ireo ankizy nazoto nandray anjara tamin'ny fanatanterahana ny tsikonina anio.🍔

📸Ireto misy sary vitsivitsy maneho ny fahaizan'ireo ankizy miara miasa.🤝🏻



Salama daholo oh!👋🏻📌Natomboka tamin'ny fanaovana "bricolage" ny herinandro, ka ireto indray ny zava-bitan'ny ankizy anio...
16/08/2023

Salama daholo oh!👋🏻

📌Natomboka tamin'ny fanaovana "bricolage" ny herinandro, ka ireto indray ny zava-bitan'ny ankizy anio.🥰

📌Marihana fa mbola misokatra ny fisoratana anarana amin'ny tolakandro misôma, izay manomboka amin' ny roa ora tolakandro ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola aminin'ny sarany 2.000Ar isan'olona.🤗


Salama daholo indray ooh!👋✅Nahafinaritra iny herinandro lasa iny niaraka tamin'ny ankizy, koa raha tia hiaraka hilalao s...
14/08/2023

Salama daholo indray ooh!👋

✅Nahafinaritra iny herinandro lasa iny niaraka tamin'ny ankizy, koa raha tia hiaraka hilalao sy hialavoly aminay ianareo, dia fantaro fa misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ity herinandro ity, ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola sy ao amin'ny pejy .

📍Marihana fa misy fihenam-bidy 20% ho an'ireo atrik'asa Kilonga Mifaly sy Ankizy Mialavoly ho an'izay misoratra anarana amin'ity herinandro ity, izay manomboka ny alarobia 16 Aogositra ho avy izao.😉

Mirary herinandro finaritra!🥰


Salama daholo!👋🏻Vita omaly ny herinandro faharoa amin'ny hetsika Antsika Hisôma.🥳Toy ny mahazatra dia mianatra ny asa-ta...
12/08/2023

Salama daholo!👋🏻
Vita omaly ny herinandro faharoa amin'ny hetsika Antsika Hisôma.🥳
Toy ny mahazatra dia mianatra ny asa-tanana vaovao isanandro ny ankizy, fianarana sary no natao omaly 11 Aogositra.✍🏻

📌Marihana fa misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny herinandro manaraka eny amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola, Tour Sahavola rihana faharoa sy ao amin'ny pejin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy .
Tongava maro misoratra anarana!🤩


Santionany amin'ny atrik'asa Sahy an-tsehatra📣
10/08/2023

Santionany amin'ny atrik'asa Sahy an-tsehatra📣



Toy ny isanandro dia sady mianatra zava-baovao ny ankizy no sady milalao, androany zao "broderie" na peta-kofehy🧵 no nat...
10/08/2023

Toy ny isanandro dia sady mianatra zava-baovao ny ankizy no sady milalao, androany zao "broderie" na peta-kofehy🧵 no natao🤩
📌Misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny tolakandro misôma, izay 2.000Ar isan'olona🥰


Salama daholo oh!🥰Indro atolotra anareo Karaoke kids🎙ny zoma ho avy izao manomboka amin'ny roa ora tolakandro ka hatrami...
10/08/2023

Salama daholo oh!🥰

Indro atolotra anareo Karaoke kids🎙ny zoma ho avy izao manomboka amin'ny roa ora tolakandro ka hatramin'ny efatra ora hariva, fotoana tsy hanam-paharoa satria hahazo sehatra ireo ankizy hikalo👩‍🎤.

✍️Tongava ary misoratra anarana ety amin'ny IKM Antsahavola, Tour Sahavola rihana faharoa, na ao amin'ny pejy fesiboky IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy


Faly miarahaba antsika indray!👋🏻Navitribitrika ery ny ankizy nanao "bricolage"🥰📌Mbola afaka misoratra anarana amin'ny to...
09/08/2023

Faly miarahaba antsika indray!👋🏻
Navitribitrika ery ny ankizy nanao "bricolage"🥰
📌Mbola afaka misoratra anarana amin'ny tolakandro misôma ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola amin'ny sarany 2.000Ariary☺

Vita finaritra ny anio niaraka tamin'ny "projection film"🥰Mbola mitohy hatrany ny hetsika mandram-pahatongan'ny zoma.🤗Az...
08/08/2023

Vita finaritra ny anio niaraka tamin'ny "projection film"🥰
Mbola mitohy hatrany ny hetsika mandram-pahatongan'ny zoma.🤗
Aza adino fa mbola misokatra hatrany ny fisoratana anarana amin'ny tolakandro misôma ety amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola🤩

Salama daholo!👋🏻Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana ho an'ireo kilonga tia hifalifaly eny amin'ny IKM Antsahavola...
08/08/2023

Salama daholo!👋🏻
Mbola mitohy hatrany ny fisoratana anarana ho an'ireo kilonga tia hifalifaly eny amin'ny IKM Antsahavola na ao aminIKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy Malagasy sy ao amin'ny pejy .😉

Mahafinaritra ery ny mahita ireo ankizy miara misalahy manao tsikonona.🤗
Mamimamy ery ny fiarahana miaraka amin'ireo ankizy falifaly sy ireo mpanentana mavitrika!❤
"Gateaux biscuit" ny natao teto🍰

https://lexpress.mg/29/07/2023/loisirs-likm-presente-antsika-hisoma-pour-les-enfants/?utm_source=browser&utm_medium=rss_...
31/07/2023

https://lexpress.mg/29/07/2023/loisirs-likm-presente-antsika-hisoma-pour-les-enfants/?utm_source=browser&utm_medium=rss_notification&utm_id=786318.4629425184&fbclid=IwAR0kfu1U-8O-7YRUW31N4n2ekcgTHNsn_FK1Dz5TcbkpgNE4wE3kgkK9vjA

Le centre culturel malgache, IKM Antsahavola invite les enfants âgés de 6 à 13 ans à une exploration culturelle à travers son événement annuel, «Antsika hisôma». Créée en 2016, cette activité a pour objectif de divertir les enfants tout en préservant et en valorisant les jeux tradition...

Misokatra ary ny fisoratana anarana ô ;)
28/07/2023

Misokatra ary ny fisoratana anarana ô ;)

12/08/2022

Antsika Hisôma
👉👉HARENDRINA TARATASY
25 Jona 2022 niaraka tamin'ny tarika Rabefidihy hatrany.
☹️☹️
Jereo finaritra dia manasa anao ny 18 sy 19 Aogositra ho avy izao ao amin'ny ANS Ampefiloha.
Ao amin'ny fanehoan-kevitra ny andinindininy.
Rabefidihy 🥳🎺🎺🪘🪘

07/08/2022

Fidinana hifotony teny amin'ny fokontany Manarintsoa.
Fanentanana ho an'ny Izay ho tanterahana ny 18 sy 19 Aogositra 2022 ho avy izao ao amin'ny ANS Ampefiloha.
Ianareo Izay te handray anjara dia Tongava misoratra anarana aty amin'ny IKMalagasy - Ivon-toeran'ny Kolontsaina Malagasy hatramin'ny Zoma 12 Aogositra.

Madagaslam Section Tananarive Rabefidihy

Mankasitraka ny tarika   manotrona ny   2022,Marihina fa misokatra amin'ny olona rehetra izahay ifandrimbona hoan'ireo a...
02/08/2022

Mankasitraka ny tarika manotrona ny 2022,
Marihina fa misokatra amin'ny olona rehetra izahay ifandrimbona hoan'ireo ankizy sy tanora alohan'ny fidiran'ny taom-pianarana vaovao ...

Andao ifanotrona ifanome tanana e ...
27/07/2022

Andao ifanotrona ifanome tanana e ...

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsika Hisôma posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share