Art'ivo

Art'ivo Art'ivo est un organisateur évènementiel (spectacle en plein air etc.) service traiteur.

Spectacle 26 Juin 2024 Ibity Antsirabe , misaotra ny mpanankato SHAYRON sy ny sono ary ny mpiara miasa rehetra Tsy adino...
27/06/2024

Spectacle 26 Juin 2024
Ibity Antsirabe , misaotra ny mpanankato SHAYRON sy ny sono ary ny mpiara miasa rehetra
Tsy adino isika tonga maro be , manome fotoana tsy ho ela🤝

15/05/2023

LUNDI DE PENTECOTE FETY BE 💃😊 eny amin'ny Kianja Maitso Antsavatsava Itaosy ny fotoanantsika.
- Misokatra amin'ny 9 ora maraina ny vavahady
- Vidim-pidirana: 5000 Ariary
- Efa misy sakafo, tsakitsaky ary zava-pisotro isan-karazany amin'ny vidiny mirary eny an-toerana

Tongava maro fa manomboka aloha ny fetintsika eeeeeeeeeee! 🏃‍♀️🏃

Art'ivo est un organisateur évènementiel (spectacle en plein air etc.) service traiteur.

FITSANGATSANGANANA GOAVAMBE ny lundi de Paques 10 avril 2023, eny amin'ny KIANJA MAITSO Antsavatsava Itaosy (ampitan'ny ...
01/04/2023

FITSANGATSANGANANA GOAVAMBE ny lundi de Paques 10 avril 2023, eny amin'ny KIANJA MAITSO Antsavatsava Itaosy (ampitan'ny an-drazara). Tongava daholo ee!!
👉Ny fivarotana tapakila dia eny an-toerana ihany amin'ny fidirana tokana 5000ar
👉Parking sécurisé
👉Sakafo sy tsakitsaky isan-karazany
Sponsors officiels: Espace FITSIKIANA - ANKARANA Drinks

Address

Itaosy

102

Telephone

+261381841997

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Art'ivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Art'ivo:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share