Deejay Airnix

  • Home
  • Deejay Airnix

Deejay Airnix Official Website http://dj-airnix.com

🔥🔥 Samedi Mastermixx 23/12/2023 🔥🔥Dernier Samedi Mastermixx de l’année …. Kay 😅Andefa reo hira nanamarika iny taona 2023...
21/12/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 23/12/2023 🔥🔥

Dernier Samedi Mastermixx de l’année …. Kay 😅

Andefa reo hira nanamarika iny taona 2023 iny aho ary asina partie 1 hira noely fotsiny

Koa raha angataka hira na andefa hafatra tonga dia alefaso mialoha fa izay tonga aloha no siora fa ho voavaky 😉😎

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 15h-17h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

13/12/2023

Chill avant la sortie de la prochaine vidéo ❤️

🔥🔥 Samedi Mastermixx 09/12/2023 🔥🔥Allô allô 📞 Tonga ndray RDV antsika amin’ilay misy effet milay 😅Koa raha angataka hira...
07/12/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 09/12/2023 🔥🔥

Allô allô 📞 Tonga ndray RDV antsika amin’ilay misy effet milay 😅

Koa raha angataka hira na andefa hafatra tonga dia alefaso mialoha fa izay tonga aloha no siora fa ho voavaky 😉😎

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 15h-17h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

04/12/2023

MERCI Toulouse pour l’ambiance de MALADE 😎
MERCI aux artistes Mr Sayda Lion Hill LJO NaTan ofisialy
MERCI à Tsak-Tsak Madagascar Street Food
MERCI aux organisateurs M**s Events Besha BEEP

Ito RDV antsika zao asabotsy zao 😉Gasy Moov 2 sur Toulouse avecLion Hill 😎 Mr Sayda 🫡 LJO☺️ NATAN 👍🏼Music by Deejay Airn...
29/11/2023

Ito RDV antsika zao asabotsy zao 😉

Gasy Moov 2 sur Toulouse avec
Lion Hill 😎 Mr Sayda 🫡 LJO☺️ NATAN 👍🏼
Music by Deejay Airnix et M**s Events

🔥🔥 Samedi Mastermixx 25/11/2023 🔥🔥Raaaiiiikkkkiiiiiitraaaaa ndray ny samedisation amin'ny asabotsy zao ♥️Alefaso sahady ...
23/11/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 25/11/2023 🔥🔥

Raaaiiiikkkkiiiiiitraaaaa ndray ny samedisation amin'ny asabotsy zao ♥️

Alefaso sahady ny fangatahana hira sy commentaire 😉 fa ny hira hitako aloha no be chance kokoa alefa annn 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 15h-17h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

Makamaka sary amin'reto star Jaytaxx Shinchan O Platines reto ❤️
15/11/2023

Makamaka sary amin'reto star Jaytaxx Shinchan O Platines reto ❤️

Bonne semaine isika rehetra ♥️Tsy miala bims isika na vaika 🚘 na moto 🏍️ …. Fa mitandrina foana annnn
13/11/2023

Bonne semaine isika rehetra ♥️

Tsy miala bims isika na vaika 🚘 na moto 🏍️ …. Fa mitandrina foana annnn

🔥🔥 Samedi Mastermixx 11/11/2023 🔥🔥Asinay DUO LEMEC ndray amin'ny asabotsy zao ♥️Tonga dia ataon-tsika mastermixx revy an...
09/11/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 11/11/2023 🔥🔥

Asinay DUO LEMEC ndray amin'ny asabotsy zao ♥️

Tonga dia ataon-tsika mastermixx revy année 90/2000 😉

Tonga dia alatsan-tsika ao daholo ny Hip-Hop, R’N’B, EDM, …. tamin’ny zany

Dia inona koa ny hira revenareo tamin’zany ? Alefaso commentaire dia Alefa raha mifanaraka 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 15h-17h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

02/11/2023

🔥🔥🔥 Amapiano Remix 🔥🔥🔥

N’oubliez pas de vous abonner à la page Deejay Airnix 😊😉

Dédicace à vous tous

🔥🔥 Samedi Mastermixx 28/10/2023 🔥🔥Karakory antsika jiaby ❤️ Amin'ny asabotsy zao ndray ny fotoana a 😉 Tonga dia efa alef...
26/10/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 28/10/2023 🔥🔥

Karakory antsika jiaby ❤️ Amin'ny asabotsy zao ndray ny fotoana a 😉

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy ny fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

🔥🔥 Samedi Mastermixx 14/10/2023 🔥🔥Kay Kay Kay asina DUO kely avec notre best animateur LEMEC ny asabotsy zao ka asakasak...
12/10/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 14/10/2023 🔥🔥

Kay Kay Kay asina DUO kely avec notre best animateur LEMEC ny asabotsy zao ka asakasakareo e❤️

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy ny fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

Une semaine déjà que j’ai fait mes 40 ans!!!Merci encore pour vos messages, les preuves d’affection, votre aide ….. MERC...
07/10/2023

Une semaine déjà que j’ai fait mes 40 ans!!!

Merci encore pour vos messages, les preuves d’affection, votre aide ….. MERCI POUR TOUT

♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️

25/09/2023

Rehefa tapitra ny soirée ka ny haka sary amin’ny artiste fotsiny sisa no tadiavin’ny olona dia aleonay manala azy 🤣🤣🤣

🔥🔥 Samedi Mastermixx 23/09/2023 🔥🔥Tonga dia sorato anaty calendrier fa ny asabotsy zao ndray ny fotoan-antsika e ❤️Tonga...
21/09/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 23/09/2023 🔥🔥

Tonga dia sorato anaty calendrier fa ny asabotsy zao ndray ny fotoan-antsika e ❤️

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy ny fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

🔥🔥 Samedi Mastermixx 09/09/2023 🔥🔥Raikitra ndray ity!!! RDV Asabotsy ❤️Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy fangatahana h...
07/09/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 09/09/2023 🔥🔥

Raikitra ndray ity!!! RDV Asabotsy ❤️

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

🔥🔥 Samedi Mastermixx 26/08/2023 🔥🔥Raikitra ndray RDV antsika ny Asabotsy zao ❤️Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy fanga...
24/08/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 26/08/2023 🔥🔥

Raikitra ndray RDV antsika ny Asabotsy zao ❤️

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

Pool Party comme on les aime 🥃👌🏼
20/08/2023

Pool Party comme on les aime 🥃👌🏼

15/08/2023

Gaga aho omaly nolazain’ilay vazaha zay hoe 2 hono ny DJ lasa president teto Madagasikara

Za: Iza hoa ?
Izy : Andry Rajoelina sy DJ Ratsiraka 😱😮🤭😅😅

11/08/2023

Ny DJ hono tsy miteny hoe « homeo sigara » fa hoe « asio Tabac Tabac beeeee »
😂😂😂😂😂😂

10/08/2023

Iza ilay DJ asaina manao animation ny fetin’ny orphelinat dia ny hira alefany « papa où t’es » an’i Stromae 😅😅😅😅😅

« Mieux vaut vivre un jour comme un lion que cent ans comme un mouton »
07/08/2023

« Mieux vaut vivre un jour comme un lion que cent ans comme un mouton »

🔥🔥 Samedi Mastermixx 05/08/2023 🔥🔥Aoooonaaaaaaa !!! Miverina duo kely miaraka an’i LEMEC kay kay Tonga dia efa alefaso n...
03/08/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 05/08/2023 🔥🔥

Aoooonaaaaaaa !!! Miverina duo kely miaraka an’i LEMEC kay kay

Tonga dia efa alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

Ilaina koa ny fialantsasatra indraindray fa aiza ve dia hiasa tsy akiato (semaine miasa week-end mbola miasa iany koa)Bo...
28/07/2023

Ilaina koa ny fialantsasatra indraindray fa aiza ve dia hiasa tsy akiato (semaine miasa week-end mbola miasa iany koa)

Bonnes vacances nareo akamako rehetra ato 😉😊

🔥🔥 Samedi Mastermixx 22/07/2023 🔥🔥Asina fanampiny kely ve ny Smile vs Party Up ny asabotsy zao e ? Raikitra indray aza n...
20/07/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 22/07/2023 🔥🔥

Asina fanampiny kely ve ny Smile vs Party Up ny asabotsy zao e ? Raikitra indray aza ny RDV antsika !!!

Tonga dia alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉 fa reo mandefa aloha no siora fa voavaky

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

19/07/2023

RDJ 96.6 FM 20 ans !!!
Tiako Namako

Ny omaliko 🔈🔈
16/07/2023

Ny omaliko 🔈🔈

Party Up 2022!! Souvenir Milay ❤️❤️Aza adino ny 21 juillet 2023 zao ny Smile Party / Party Up
14/07/2023

Party Up 2022!! Souvenir Milay ❤️❤️

Aza adino ny 21 juillet 2023 zao ny Smile Party / Party Up

🔥🔥 Samedi Mastermixx 08/07/2023 🔥🔥Raikitra indray RDV antsika ny sabotsy zao eTonga dia alefaso ny hafatra sy fangatahan...
06/07/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 08/07/2023 🔥🔥

Raikitra indray RDV antsika ny sabotsy zao e

Tonga dia alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

🇲🇬🇲🇬Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao Asaramanitra izao 🇲🇬🇲🇬
26/06/2023

🇲🇬🇲🇬Miarahaba antsika rehetra nahatratra izao Asaramanitra izao 🇲🇬🇲🇬

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Raikitra ndray rahariva 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
25/06/2023

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Raikitra ndray rahariva 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Branchez-vous sur RDJ 96.6 FM ce soir à partir de 20h 📀

RDJ, Tiako Namako 💙

🔥🔥 Samedi Mastermixx 24/06/2023 🔥🔥Ny fandaharantsika ny asabotsy izao dia atolotra ampitiavana be antsika hitsenana ny f...
22/06/2023

🔥🔥 Samedi Mastermixx 24/06/2023 🔥🔥

Ny fandaharantsika ny asabotsy izao dia atolotra ampitiavana be antsika hitsenana ny fetim-pirenena 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Noho izany hira gasy rano ray no alefa mandritrin’ny 2 ora ❤️

Tonga dia alefaso ny hafatra sy fangatahana hira 😉

Ny fotoana :
🇲🇬 17h-19h @ Madagasikara
🇫🇷 16h-18h @ Frantsa

Ny fomba hanarahana ny fandaharana :
- RDJ 96.6 FM
- TuneIn : http://tun.in/sevvs
- https://www.rdj.mg

21/06/2023

Bonne fête de la musique ♥️♥️♥️

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Deejay Airnix posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share