➡️ 20/10/24 Antanetibe Mahazaza, Mahitsy.
LETÀ +261
☑️DJ
🙏 Fotoana iray tena nanamarika anay LETÀ +261 sy Scotty Raz ity fotoana teto ity satria,teto izahay no nandefa ilay NY HO AVY Remix voalohany indrindra.
➡️ Fanirianay efa ela izany hoe hanao Remix an'ny Tarika AMBONDRONA izany, ka rehefa nangataka sy niera tamin'ny Tarika izahay dia nahazo alalana hanao izany.
➡️ Natao ary niaraha-niasa akaiky tamin'ny Tarika, natolotra teo alohan'ny bandy rehefa vita .
29/09/24 no nandefasan'azy voalohany teny @ Coliseum.
⚠️NY HO AVY REMIX
➡️ PROD: SCOTTY RAZ & AMBONDRONA
➡️ Co PROD: LETÀ +261
🛑Ho avy afaka andro vitsivitsy ny "Full Version"
⚠️ NY HO AVY - Le Remix...
☑️ VALIDÉ...
➡️ Prod by Scotty Raz feat Ambondrona
➡️ Co-prod LETÀ +261
🛑 Sortie Officielle ce 29/09/24
➡️ Efa niera izahay an!!...Asa hoe hanao ahoana izy ity rehefa vita eo... Ny Ho Avy - AmbondronA , electro remix... Scotty Raz - LETÀ +261 ...
⚠️ Aza adinoina ny seho iarahana @ AMBONDRONA eny @ Coliseum @ 29 Sept 2024
⚠️ Manomana REMIX kely izahay miralahy....HO AVY TSY HO ELA...
Scotty Raz - LETÀ +261 ... Mety ho inona ilay REMIX re eee??? 🤔🤔
#Interaction DJ vs Public 🌹🌹
#Letà261 #MaDJscarOfficialTeam
➡️22/06/24
SANIH - cadeau
Ratsiratsy ny feo 😏😏
#Interaction DJ vs Public
L.C.O Namehana
Mamay - @Lima
Cadeau - @Sanih
🤗🤗 La minute "light and sound show"
#Letà261 #Ivenco #AkimColor #MaDJscarOfficialTeam Madjscar #TilyMandrakizay #FIV72_AF
#Tily100taona 🇲🇬🇲🇬