Given Event

Given Event Organisateur d'événements commerciaux

13/09/2023

Hello hello 😘

Misy manana sary tamin'ny "Tana Shopping" teo ve ianareo? 🛍📷

Raha misy dia mba alefaso ato amin'ny commentaire ary oh! 😊

Mirary tontolo andro tsara kely ho antsika rehetra ❤

Tsy hay ny tsy hisaotra an-tsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny "Tana Shopping" ny 09 septembre teo 🛍Mankasitraka ...
11/09/2023

Tsy hay ny tsy hisaotra an-tsika rehetra izay nandray anjara tamin'ny "Tana Shopping" ny 09 septembre teo 🛍

Mankasitraka ny exposants rehetra fa indrindra indrindra ny visiteurs izay tonga maro be ❤

Amin'ny manaraka indray ary oh 😘

🛍 Jour-J TANA SHOPPING 🛍Efa ato amin'ny Le Pavé Antaninarenina izahay miandry anareo 🛍Misy entana maro isan-karazany afa...
09/09/2023

🛍 Jour-J TANA SHOPPING 🛍

Efa ato amin'ny Le Pavé Antaninarenina izahay miandry anareo 🛍

Misy entana maro isan-karazany afaka hisafidianana tsara ato 😍 misy promotion be sy destockage ihany koa fa aza tara ary

Sady tsy misy vidim-pidirana anie eh 🎉

MadaMarket dia manana tolotra tsara be ho anareo rehetra izay mandalo eo amin'ny stand an'izy ireo amin'ny sabotsy izao ...
06/09/2023

MadaMarket dia manana tolotra tsara be ho anareo rehetra izay mandalo eo amin'ny stand an'izy ireo amin'ny sabotsy izao 😍🎉

Izy ireo moa dia plateforme d'achat et de vente en ligne, natao ho an-tsika rehetra izay tia miantsena en ligne📱Fa sady natao ho an'ny mpanao vente en ligne ihany koa anefa 🛍🛍

Koa aza adino ary ny fotoanan-tsika amin'ny sabotsy izao eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina manomboka amin'ny 09 ora maraina hatramin'ny 06 ora hariva ✨

👉 https://madamarket.net/tous-nos-produits 🛍️

Ireto articles ireto dia ho hitantsika amin'ny sabotsy izao eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina 😍Sombintsombiny ihany ire...
06/09/2023

Ireto articles ireto dia ho hitantsika amin'ny sabotsy izao eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina 😍

Sombintsombiny ihany ireo fa any isika mbola hahita entana sy tolotra maro hafa ihany koa. ✅

🛍 TANA SHOPPING 🛍

📍 Le Pavé Antaninarenina
🗓 09 Septembre 2023
⏰ 9h - 18h

Tsy misy vidim-pidirana 🎉

Tagguéo ao amin'ny commentaire daholo ary ilay namanareo hiaraka aminareo amin'io fotoana io ⇩⇩⇩

Arahabaina ianareo fa ianareo no voasarika tamin'ny giveaway 🎉Lot 1: Mendrika Aharisoa Andrianasolo Lot 2: Pichou Razaf ...
06/09/2023

Arahabaina ianareo fa ianareo no voasarika tamin'ny giveaway 🎉

Lot 1: Mendrika Aharisoa Andrianasolo

Lot 2: Pichou Razaf

Lot 3: Raitra Fanomezantsoa

Lot 4: Artinam Raz

🎁 Ny loka moa dia alaina eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina amin'ny sabotsy izao.
Fa mialohan'izay dia mangataka anareo handefa mp aminay hanomezanay anareo ny référence hafahana maka ny loka. 🎁

Misaotra be dia be anareo rehetra izay nandray anjara ihany koa 🙏❤

Ho hitantsika amin'ny TANA SHOPPING avokoa ireto articles isan-karazany ireto 😍🛍Sombintsombiny ihany ireo fa any isika m...
05/09/2023

Ho hitantsika amin'ny TANA SHOPPING avokoa ireto articles isan-karazany ireto 😍🛍

Sombintsombiny ihany ireo fa any isika mbola hahita entana sy tolotra maro be ihany koa. 💫

Amin'ny sabotsy ary ny fotoana oh! ❤

📍 Le Pavé Antaninarenina
🗓 09 Septembre 2023
⏰ 9h - 18h

Tsy misy vidim-pidirana

Tongava maro! 💫

Mikarakara giveaway ihany koa NéDECO MG 🎉🎁Mandraisa anjara sao ianao no tsara vintana hahazo loka tsara be 😍😍
05/09/2023

Mikarakara giveaway ihany koa NéDECO MG 🎉🎁

Mandraisa anjara sao ianao no tsara vintana hahazo loka tsara be 😍😍

🇲🇬 Nous somme ravis de vous informer que Nedeco MG sera présent au vente EXPO le samedi 09 septembre au PAVE ANTANINARENINA

👉 Retrouvez nos produits au stand n°1️⃣3️⃣ du grande salle et profitez jusqu'à 40% de remise sur votre achat.

✅ Entrée libre ✅
Vous pouvez voir nos superbe création Artisanal
👉 Lampadaire "MIORINA"
👉 Abat-jour "Mamiratra "
👉 Abat-jour "KANTO"
👉 Cadre photo personnalisé
👉 Lampe de table

🔥 A l'occasion, on vous invite à participer à notre "GIVEAWAYS" pour tentez de gagnez ces superbes cadeaux.

⭐ Lots n°1: Cadre special photo A4 avec accessoires complets et support mural

⭐Lots n°2: Cadre special photo A5 et support mural.

⭐Lots n°3: Cadre photo A6 avec support sur table.

👉COMMENT PARTICIPER?

❤️Aimer la page NéDECO MG

❤️Partagez ce post en mode public sur votre mur

❤️ Taguez 3 amis dans les commentaires pour qu'ils aient l'opportunité de gagner ces lots et ecrivez " Tanà Shopping le 09 septembre au Pavé Antaninarena"
-Entée gratuite
-Venez nombreux

Les Gagnants seront tirés au sort le vendredi 08 septembre à 18h

Vous pouvez recuperer vos cadeaux le 09 septembre au Pavé Antaninarenina du 9h-18H stand N°1️⃣3️⃣( NéDECO MG)

✨Bonne chance✨ !!

Mankasitraka be dia be 😊
04/09/2023

Mankasitraka be dia be 😊

Misaotra an'i A.N.S Design Print izahay nanao ny impression an'ny affiche publicitaire anay. Aza adino ary ny fotoanan-t...
04/09/2023

Misaotra an'i A.N.S Design Print izahay nanao ny impression an'ny affiche publicitaire anay.

Aza adino ary ny fotoanan-tsika eny amin'ny Le Pavé Antaninarenina amin'ny 09 septembre izao. 🛍🛍

Bonne semaine daholo 😘

🎉 GIVEAWAY 🎉Loka maro be avy amin'i Chapter  no homena ho anareo: ✨Lot n°1: 2 livres interactifs pour enfants avec feutr...
30/08/2023

🎉 GIVEAWAY 🎉

Loka maro be avy amin'i Chapter no homena ho anareo:

✨Lot n°1: 2 livres interactifs pour enfants avec feutre effaçable + 4 petits livres de coloriage.

✨Lot n°2: 1 livre interactif pour enfant avec feutre effaçable + 2 petits livres de coloriage.

✨Lot n°3: 1 livre interactif pour enfant avec feutre effaçable.

✨Lot n°4: 2 petits livres de coloriage.

Ho an'izay handray anjara:
1- Ataovy en commentaire ny hoe "Tana Shopping: le 09 Septembre au Pavé Antaninarenina de 09h à 18h. 🛍 Entrée gratuite.
Venez nombreux!"
2- Mentionner namana 5 miaraka amin'ilay commentaire

Annonce du résultat: 06 Septembre à 19h

Ny loka ho an'ny voasarika dia halaina ao amin'ny Le Pavé Antaninarenina ny 09 Septembre izao ao amin'ny stand n°8 (Chapter).

Bonne chance! 🌼

Dia mbola faly izahay manentana antsika rehetra ho tonga amin'ny varotra fampirantiana "TANA SHOPPING" 🛍 Tsy misy vidim-...
24/08/2023

Dia mbola faly izahay manentana antsika rehetra ho tonga amin'ny varotra fampirantiana "TANA SHOPPING" 🛍

Tsy misy vidim-pidirana! 🎁

📍Le Pavé Antaninarenina
🗓 09 Septembre 2023
⏰ 9h - 18h

Ireto ary avy ary ireo mpandray anjara (part 2)

MadaMarket
Ri's Craft
OOTD Vintage
À Petit Prix
Heaven Collection
NéDECO MG
CoinMode.mdg
Krulair Mada
ZUMBA ANDRY Ratobison
Mielo MDG
Ti Gadget
Antidote Madagascar
Mamz'elle Mode
Art Nala Malagasy
ZAVATRA.Notinefy
Harumi Jewel
Harumi Store
Zazah Soa

Manentana antsika rehetra izahay ho tonga amin'ny varotra fampirantiana "TANA SHOPPING" 🛍 Sady maimaim-poana anie ny vid...
24/08/2023

Manentana antsika rehetra izahay ho tonga amin'ny varotra fampirantiana "TANA SHOPPING" 🛍

Sady maimaim-poana anie ny vidim-pidirana eh! 🎁

📍Le Pavé Antaninarenina
🗓 09 Septembre 2023
⏰ 9h - 18h

Ireto ary avy ary ireo mpandray anjara (part 1)

Misà Boutik
Up & Fav
TADY
Goûter
Tsara Kely
E-laiko
Dres Mdg
Eritage Madagascar
Iendriko
S-Stones
Ash Dress'in
StyleMode CréationMode
Chapter
MiniHabbi
Pastelシャツ
RiaSoa

🛍 TANA SHOPPING 🛍✓ Varotra fampirantiana ✓ Hahitana entana sy tolotra isan-karazany✓ Hiarahana amina mpandray anjara mar...
08/08/2023

🛍 TANA SHOPPING 🛍

✓ Varotra fampirantiana
✓ Hahitana entana sy tolotra isan-karazany
✓ Hiarahana amina mpandray anjara maro be

📍 Le Pavé Antaninarenina
🗓 09 Septembre 2023
⏰ 9h - 18h

Tsy misy vidim-pidirana

Tongava maro! 💫

Tana Shopping : Vente ExpoAppel aux exposants ✨Réservez votre stand dès maintenant! Rendez-vous sur mp 📩
28/06/2023

Tana Shopping : Vente Expo

Appel aux exposants ✨

Réservez votre stand dès maintenant!

Rendez-vous sur mp 📩

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Given Event posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share