Eel6z7stsb3

Eel6z7stsb3 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Eel6z7stsb3, Performance & Event Venue, .

21/10/2022

Quer aumentar seus glúteos e perder barriga em casa? 5 Exercícios Infalíveis para Perder Barriga e Aumentar Glúteos em 5 Dias [TESTADO] Treino em Casa para i...

26/08/2022
25/08/2022
18/08/2022

See if you can do this workout with her! Its great for the lower body and stomach. Workout:50 Bouncing Squats1 Min Reverse Lunges45 Sec Bouncing Lunges90 sec...

13/08/2022
27/07/2022

Nihaona ianareo, nandokandoka anao foana izy, teny mamy no mba nivoaka ny vavany « Tsara tarehy be ianao sns. »

Miaraka aminy ianao tena hoe sambatra tanteraka, tena resy lahatra ianao hoe izy ilay olona hiaraka aminao mandrakizay.
Mifandefa message efa ho 100 isan’andro, mifampiantso maraina, atoandro, hariva…
Lasa complice ianareo, mifampizara ny manta sy ny masaka…

Tampoka teo, nivadika ny rasa…
Lasa tsy heno matetika intsony izy no sady lasa froid be ary tsara vintana ianao raha ahazo message 1 avy aminy ao anatin'iray andro.

Isa-maraina ianao miandry ny message-ny fa tsy misy e!
Ny zavatra tsapanao dia toy ny hoe « Nisy olona niditra tao an-tranonao, nandrehitra jiro izy ary rehefa nazava dia novonoiny tampoka ilay jiro dia io fa maizina indray »

Ilay olona tena navitrika be taloha iny lasa kamo na hamaly ny message nao ary.
Ianao: « Bonjour chéri, ça va? »
Izy: « Bonjour »

Tsy hitanao intsony izay iainana, indraindray ianao mahatsiaro hoe mbola tia izy, indraindray ianao mahatsiaro hoe tena tsy misy irarahiany anao mihitsy.
Very ianao…

Manomboka eo ary dia efa azy amin’izay ianao, potehiny tsikelikely ny fahatokisan-tenanao.
Lasa manaraka izay tiany sy izay ilainy ianao. Ohatrany tsy tompon'ny tenanao intsony ianao ( ilay lazain'ny olona hoe ohatrany azon'ody)
Rehefa manao izay tiany ianao dia mahazo doka kely fa rehefa tsy manaraka ny sitrapony kosa dia potehiny!
Lazainy fa tsy misy ilavana anao, secret mba naborakao taminy no icritiqueny anao.

Tsy avelany miresaka amin'iza n'iza ianao, ataony tsy manana namana e!
Lazainy fa manoro vohana anao ny namanao ary tena hinoanao tokoa izay lazainy satria izay namanao mba miteny anao dia lazainao fa mialona ny fiainam-pitiavanao!

Na dia mijaly ary ianao dia mifikitra velona eo ihany ary ny farany dia nekenao tsy fidiny ilay fijalianao ary tena mino tanteraka ianao hoe izy no anjaranao ka na mijaly ary dia ihafiana.

Rehefa te ho faly izy dia faly dia iny koa ianao fa mba faly, rehefa te ho tezitra izy dia eo ianao fa very hoe: « Fa inona ary ity mahazo ahy ity e? Tsy mba mahita mangirana mihitsy aho amin’ny fitiavana fa dia izao foana ve? »

Misy olona miantso izy, soratra mivandravandra be hoe « Cheri » dia lazainy fa mamany na dadany dia manaiky ianao…
Raha bandy izy ka misy sariny hitanao miaraka amin’ny sipa hafa dia lazainy fa namany dia mino azy ianao… na dia tsapanao ary hoe tsy marina ny zavatra lazainy satria ny tena marina very ianao sady mijaly...

Satria ianao very dia indraindray ianao miteny hoe « Aleo misaraka fa tsy vitako intsony »
Iny izy fa miantso dia mangataka fihaonana ary mifona aminao, mety hiteny izy hoe « efa talohanao iny olona niantso sy hitanao tamin’ny sary iny fa ianao no tena tiako »
Dia manaiky indray ianao…

Manoloana izay zava-mitranga rehetra izay anefa dia tsy vitanao mihitsy ny hisaraka aminy...
Raha bandy izy dia mandritra izay mety hoe bevokany mihitsy ilay sipa miaraka aminy. Io ianao fa nanenina hoe « tahak'izay nisarahako tany ihany fa izao ah lany fotoana fotsiny! »

Tonga indray izy mangataka fifonana...
Manaiky indray ianao.

Ny fahatokisan-tenanao efa potika tanteraka ary miankina aminy ny fiainanao manontolo.

Manomboka eo dia lasa misava ny compte-ny ilay sipa bevokany ianao dia mse comparer aminy...

Ny message alefanao ohatrany ireny messagen'olona adala ireny :

« Aleo misaraka fa leo aho »

Afaka 30 minitra…

« Malahelo be anao aho, tena tiako ianao, ndao ihaona dia miresaka mihitsy aloha »

Afaka 15 minitra

« tsy hamaly izany? Vita tay koa »

Ny mampitovy ny akamaroan'ny olona victime ny manipulateur/trice dia izy ireo olona nanana lasa nampalahelo ary noho izay dia ambany be ny fahitan'izy ireo ny tenany (Estime de soi).

Matetika izy ireo dia olona nanana ray aman-dreny toxique, nopepona lava, nalaina baraka teny imasom-bahoaka, nahilika, tsy nomena sehatra, na koa victime ana viol ary ni-comparena tamin’ny ankizy hafa foana.

Olona tena manana ny maha-izy azy anareo anefa ianareo ireo fa nohon'ny zavatra niainanareo taloha dia tsy tsapanareo intsony ny valeur nareo ary mazava ho azy tsy matoky tena intsony ka lasa victime idéale ny pervers narcissique.

Ny pervers narcissique dia tsy sahy manao ny olona tena faible izany fa olona tsapany fa manana potentiel no asiany.
Ianareo victime ireo mieritreritra hoe faible ianareo fa zaho miteny hoe mafy ianareo 💪🏾 satria satriny ilay manipulateur/trice ary misy anareo hampitomboany ny fitiavan-tenany.

Mitsiriritra anao izy nohon'ny qualité anananao ary feno fialonana ny fony. Noho izany tiany ho potehina ianao.

Ny victime moa etsy an-daniny nohon'ny tsy fahafantarany intsony ny valeur any dia tena tsy azony intsony izany atao hoe fitiavana izany fa aminy dia hoe prince charmant anavotra azy no ilainy eo amin’ny fiainana, izay ny énergie avoakany ka rariny raha misintona pervers narcissique izy.

Ny pervers narcissique dia olona tsy manana émotion izany.
Ianao mieritreritra hoe tiany ianao fa tsy tia anao izany izy.

Ny tanjony dia ny hiditra ao amin'ny fiainanao mba icontroleny, hampiasainy ary hamotehany anao.

Ataony izay ahitana ny point faible anao ary ampiasainy iny mba hamotehany tanteraka anao.

Matetika ny manipulateur/trice dia olona efa mifanerasera aminao andavanandro, mahafantatra anao, mety efa namanao mihitsy ary izy alohan'ny iarahanareo.

Fantany tsara ianao, hainy ny momba anao rehetra. Tsapany hoe olona tsy matoky tena, tsy mahafantatra ny valeur anao ianao, ary tena manintona azy izany satria fantany fa afaka hoentiny amin’ny sanganao ianao. ( Rôle du sauveur)

Ny pervers narcissique dia olona mahay manamboatra be ny image-ny ary matetika tsiriritin'ny olona.

Ny fikany?
Dokafany foana ianao, ataony mihitsy izay ampatory anao aingana dia aingana. Izay tianao ho heno dia teneniny avokoa. Teny mamy, tambitamby sns. Miresaka avenir aminao izy dia ataony izay atafalatsaka anao total aminy.
Satria ianao ilay victime dia tsy ampy fitiavana ny tenanao ary tsy matoky tena ihany koa dia mora kely aminao no tafalatsaka ary mifikotra aminy.
Tafiditra ao amin'ny piège-ny amin'izay ianao ary grave vao ho tafala ao...

Manomboka eo amin’izay ny fiovàna...
Manomboka miteste anao izy, manomboka lasa froid, tsy dia heno toy ny taloha intsony. Mamaly boraingona. Lasa masiaka, miavona sns.

Io ianao fa manomboka mijaly ary mieritreritra ianao hoe fomban-javatra izany fa aleo aloha miafy...

Tsy mijanona eo izy fa ampitomboiny ny degré an'io. Lalaoviny amin'izay ianao, indraindray izy mody faly, indraindray izy mody tezitra dia very amin’izay ianao.

Trondro tafiditra ao anatiny aratony ianao.
Azy ny fiainanao manontolo.
Raha tsy tonga saina ianao mety tsy ho tafavoaka ao anatin'io arato io. Ary na tafavoaka ary mandraingiraingy…

Tsara koa ny mampahalala antsika fa ny olona manipulateur/trice dia nihaina zavatra enjana be tamin'ny fony kely ka niteraka traumatisme taminy , izay no mahatonga hoe tsy dia mamoaka émotions firy ry zareo ary mialona tanteraka anao izay victime any.

Mahasarika azy ianao satria manana zavatra tsy ananany dia avy eo iny zavatra ananao iny no ezahany potehina.

Ny tanjony dia ny idominer sy icontroler anao. Ny tena marina dia olona vide izy ireny, mpandainga ary mamorina zavatra tsy misy akory satria ambany be ny fahitan'izy ireo ny tenany.

Fehiny, na victime ianao na pervers narcissique (rôle du sauveur) dia samy manana olana.

Inona ilay olana?

👉🏾 Tsy ampy fitiavana ny tena.

« qui se ressemble s’assemble » hoy ilay fiteny izay !

« Les individus dotés de qualités et défauts semblables souvent s'associent ou forment des couples. »

Rariny raha toxique ilay fiarahana satria olona anakiroa tsy mbola sitrana no miaraka.

Mitovy énergie na ilay victime na ilay pervers narcissique dia rariny raha mifanintona kanefa noho ilay énergie négative dia lasa mifamotika.

Azonareo amin’izay angamba e?

Tsy afaka hitia olona izany ianao raha ny tenanao ary tsy tianao akory.

Tsy adala akory aho matoa mamerimberina foana hoe: TIAVO IO TENANAO IO ❤️ satria raha tianao ny tenanao dia hisarika olona toa anao ihany koa ianao ka tsy ho toxique mihitsy ilay fiarahana satria samy énergie POSITIVE, izany hoe mifamelona fa tsy mafamono !

NB: Mbola hizara zavatra be dia be ho anareo eto aho fa aza misaraka amin’ny pejy. ❤️

✍️ Mpanoratra Spartane

❤️ Raha tianao dia aza adino ny mizara sy manaraka ny pejy ❤️

23/07/2022
materiel
14/07/2022

materiel

3 ejercicios para aumentar caderas y reducir cintura

miaraka mety
14/07/2022

miaraka mety

Quer perder gordura da parte interna e externa da coxa? Selecionamos os 6 melhores exercícios, num treino em casa de 8 minutos, para você emagrecer, perder g...

tiko de averina
14/07/2022

tiko de averina

Quer aumentar seus glúteos e perder barriga em casa? 5 Exercícios Infalíveis para Perder Barriga e Aumentar Glúteos em 5 Dias [TESTADO] Treino em Casa para i...

14/07/2022

¡Aquí hay un entrenamiento que puedes hacer en la cama si eres perezoso pero quieres perder la grasa del vientre! ¡Estos ejercicios en la cama se pueden hace...

13/07/2022

안녕하세요!! 오늘은 댓글로 요청해주신 누워서하는 허벅지 운동 준비해봤어요!!허벅지 + 엉덩이까지 자극이 빡빡오는 운동!!저랑 같이 허벅지살 불태워보아용!!Music by Fiji Blue - I Should've Told You - https://thmatc.co/?l=6C266...

13/07/2022

Containing 7 effective fat burning exercises , this 10 minute bodyweight workout will slim & tone your legs at home with no equipment required (bodyweight on...

13/07/2022

Here is a full body workout to tone your body and get shredded in 21 days at home with no equipment required (body Weight Only) This workout contains 7 exerc...

13/07/2022

5 meilleurs exercices fessiers sans matériel ! Je vous partage aujourd'hui les meilleurs exercices fessiers à faire à la maison, sans matériel, pour avoir un...

13/07/2022

Salut la famille et bienvenue aux nouveaux ❤Relèvez le défis avec moi et obtenez un plus gros fessier en une semaine à la maison.Je l´ai fait et pourquoi pas...

06/07/2022

5 Minutos Para Perder Barriga e Aumentar Glúteos Rapidinho. Elaborado e testado por Personal Trainers, esse treino em casa poderoso de 7 exercícios é ideal p...

22/06/2022
21/06/2022
21/06/2022

Are you trying to do squats to tone your glutes and get a big round butt, but the knee pain doesn’t let you? Then skip the squats, and do these 5 glute exercises. You will have fitter and firmer butt. 5 Glute Exercises Better Than Squats Here are 5 glute exercises better than squats you need t...

20/06/2022

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eel6z7stsb3 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Event Planning Service?

Share