
14/04/2024
Misokatra hatrany amin'ny fiaraha-miasa amin'ireo prestataire événementiel rehetra izahay ato amin'ny Espace Loharano Fiombonana - Ambohidrapeto
Mandray ny événement rehetra ( Mariage, fiançailles, familiale, ......)
Raha misy liana amin'ny tolotra misy ato aminay dia afaka miantso na mandefa mp fa ho ezahanay ho valiana ara-potoana izany.
Déco
Mankasitrak tompoko.