DJette Valiha

DJette Valiha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DJette Valiha, DJ, Antananarivo.

Rehefa faly ianareo Dia faly Aho 🤗🥳(Niova tête Djette curly 🤭) Lieu: O2 lounge Bar Autocollant: MixxVibes
07/04/2024

Rehefa faly ianareo Dia faly Aho 🤗🥳

(Niova tête Djette curly 🤭)
Lieu: O2 lounge Bar
Autocollant: MixxVibes

Quelques photos d'une soirée 😉🥳_Mars_2k24  drinX loungebar T-shirt Lady Djette
26/03/2024

Quelques photos d'une soirée 😉🥳
_Mars_2k24


drinX loungebar
T-shirt Lady Djette

Gazety AO RAHA  19/02/2024: DJette Valiha : TOVOVAVY NATOSIKY NY FITIAVANA MOZIKA HO LASA MPIKOSOKA KAPILA!! "Fa na tale...
19/02/2024

Gazety AO RAHA 19/02/2024:
DJette Valiha : TOVOVAVY NATOSIKY NY FITIAVANA MOZIKA HO LASA MPIKOSOKA KAPILA!!

"Fa na talenta, na fahaizana, na saina, sy izay rehetra nentiko ampiasaina Dia voninahitrAo. Fa tsy misy na iray aza avy amiko. Fa ANAO ireny no nindramiko"
Lady Djette
Sary: drinX loungebar

Here we are !!! Another night at drinX loungebar & Strike Club Akoor' - Centre commercial - Digue Écoutez de la bonne mu...
16/02/2024

Here we are !!! Another night at drinX loungebar & Strike Club
Akoor' - Centre commercial - Digue
Écoutez de la bonne musique en jouant 🔥🥰

Lady Djette

On vous attendra avec un grand sourire ! drinX loungebar & Strike Club  ❤️🔥🔥Venez profiter de notre piste de bowling et ...
16/02/2024

On vous attendra avec un grand sourire ! drinX loungebar & Strike Club ❤️🔥🔥
Venez profiter de notre piste de bowling et pourquoi pas, jouer au billard 😉

06/02/2024

Je suis DJ donc .....

Zandry Kely DJ!!! Gaga be Aho !! Bandy Kely hanao Dj ❤️❤️🥺Sady fière no faly be nahita sy naheno azy ni-mixx ❤️🥺
05/01/2024

Zandry Kely DJ!!!
Gaga be Aho !! Bandy Kely hanao Dj ❤️❤️🥺
Sady fière no faly be nahita sy naheno azy ni-mixx ❤️🥺

DJette Valiha's birthday 🥳❤️
22/12/2023

DJette Valiha's birthday 🥳❤️

CTS BeatBox/ Record TV Madagascar/ Djette Valiha
09/12/2023

CTS BeatBox/ Record TV Madagascar/ Djette Valiha

🔥Taona iray hafa, feno fanambinana, Dia  ndao hofaranana amin'ny goodvibes bé Dia bé 🫶🥹 Anjaran'antsirabe sy ny manodidi...
22/11/2023

🔥Taona iray hafa, feno fanambinana,
Dia ndao hofaranana amin'ny goodvibes bé Dia bé 🫶🥹
Anjaran'antsirabe sy ny manodidina indray izao
Ho avy Lady Djettette sy ny mpandihiny 🤭

Djette 04/ DJ vehivavy 4 No anafana anareo 🔥

🔥Encore une autre année, pleine de bénédiction
Alors terminons là avec plein de goodvibes,
Ce sera au tour d'antsirabe!!!!
sera là pour vous

Aiza?où?
👉Code 110 Antsirabe
Oviana? Quand?
👉01 décembre 2023
👉À partir de 21h / manomboka amin'ny 09 Ora Alina
Paff:
👉5.000 ar avant 21h
👉10.000 ar après 21h
Luxury Eventia
MixxVibes
Zay!!! Bisous !!! Any mihaona 🤭

Morgane's birthday 😅🥰Tsy haiko hoe inona moa Ilay notenenin'ilay photographe teto fa Dia nivanitika aloha 🤣 Pic by Franc...
08/11/2023

Morgane's birthday 😅🥰
Tsy haiko hoe inona moa Ilay notenenin'ilay photographe teto fa Dia nivanitika aloha 🤣

Pic by Francky Dovan- Photographer

Satria Niasa be , Dia mba nanao manjakely 🤣🤭Ho an'ireo Efa nahita anah mivantana Dia mahafantatra fa curly foana ny volo...
31/10/2023

Satria Niasa be , Dia mba nanao manjakely 🤣🤭
Ho an'ireo Efa nahita anah mivantana Dia mahafantatra fa curly foana ny voloko
De tsy Hoe tsy cheveux lisses dia tsy miditra salon 🤣
Non non non! Missy fotoana koa izahay frisée volo koa mba miditra salon ka!!!
Safidy manokana androany: Voloko Mitsiry (eo akaikin'ny Bazar du quartier eo Mahamasina no ahitanareo anazy !!)

Je conseille !!!!
Tena Hoe soin, réception, conseil , toro-hevitra !!!
Tout y est!!!
Mankasitraka be an'izy ireo
Dia aza adino miady soirée roa afaka andehanana androany!!!
O2 lounge Bar
The Macass
♥️🔥🔥🔥

Aventure kely vetivety fotsiny... -Vendredi 27_10_23: soirée The Macass  🔥-Samedi 28_10_23, soirée et Match àO2 lounge B...
30/10/2023

Aventure kely vetivety fotsiny...
-Vendredi 27_10_23: soirée The Macass 🔥
-Samedi 28_10_23, soirée et Match àO2 lounge Barr ❤️
-Dimanche 29_10_23 : Morgane's birthday niaraka tamin'i -Rado 🤗 merci pour la confiance ...
-Lundi 30: Gloria's birthday (encore O2 lounge Bar)
-Mardi: on se reverra pour la maison hantée 😉🔥

Rahampitso Misy surprise ho anareo O2 😉
Tsotra ny fehiny: HAPPY ENDING 🤗

Ragga, Roots, Reggae... Niarahana tamin'i Rootsikalo Pejy Ofisialy Psykopasy Ary i BIG JIM DA 21_10_2023
24/10/2023

Ragga, Roots, Reggae...
Niarahana tamin'i Rootsikalo Pejy Ofisialy
Psykopasy Ary i BIG JIM DA

21_10_2023

«Défier la vie, vie de défis» 🔝 izay indray no lohahevitra entin'i Valiha Fitiavana hifampizarana amintsika amin'ny Sabo...
10/10/2023

«Défier la vie, vie de défis» 🔝 izay indray no lohahevitra entin'i Valiha Fitiavana hifampizarana amintsika amin'ny Sabotsy izao 😃

«6 taona teo izay no nahafantarako an'i Valiha... Tamin'izany izy nampanaovinay atelier tao amin'ny JJR ary naniry ny ho lasa slameuse izy tamin'izany dia tena lasa slameuse tokoa... 2019, 2020 teo indray izy dia nanomboka niresaka platine sy ohatr'izany dia tena lasa Djette ary efa niditra Mahamasina mihitsy àry... Mi-chapeau amin'iny zandry iny aho, izay nofinofiny dia tanterany avokoa 🔥» hoy Manakasina rehefa nanontaniana ny momba sy fahitany azy.

🎯Tsy mijanona amin'ny resaka tanjona sy nofinofy ihany anefa ny zavatra tian'i Valiha hozaraina amin'io fotoana io an, fa tena feno fiainana sy "défis" e.

Hozarainy amin'izany ny mombamomba azy, ny parcours-ny, azontsika atao koa ny mametraka fanontaniana aminy amin'io ary dia hanao "initiation au DJing" kely ihany koa isikaaa 🎧🎶

Rahoviana àry ilay fotoana e?

📍Sabotsy 14 Oktobra 2023 amin'ny 12 ora sasany, ao amin'ny Zafy Tody Ampefiloha.

Tongava daholo eee 😀

💫

💜

Post nalaina tao amin'ny page Share hihi
Zayyy!!! Bisous

DO B is my name Beatbox is my game Do B - Beatbox 🔥🔥♥️
26/09/2023

DO B is my name
Beatbox is my game
Do B - Beatbox

🔥🔥♥️

ADMC CRAAM Madagaslam Sandix Jour 2 du festival Slam National 2k23 🔥♥️
22/09/2023

ADMC CRAAM
Madagaslam
Sandix
Jour 2 du festival Slam National 2k23 🔥♥️

Raikitra ny marathon 🤗 Herinandro iarahanay sy tonton Sandix amin'i Madagaslam 🤗❤️  (Tonga de ao am pagenzareo ao ny pro...
20/09/2023

Raikitra ny marathon 🤗
Herinandro iarahanay sy tonton Sandix amin'i Madagaslam 🤗❤️
(Tonga de ao am pagenzareo ao ny programme 🤭)

Fa alohan'izay, aza adino ny fotoanantsika amin'ny asabotsy O2 lounge Bar miaraka amin'i Rija Ramanantoanina
Zay!!! Bisous!!! 😘

(Ohatrany hoe te hanao video coup de coeur izany Aho....
Rdv: demain à 19h e hih)

🫶🥺 elle avait une Orde de fan derrière qui l'attendait , elle ne pouvait pas vraiment prendre de photos pais elle a quan...
03/09/2023

🫶🥺 elle avait une Orde de fan derrière qui l'attendait , elle ne pouvait pas vraiment prendre de photos pais elle a quand même accepter avec un grand sourire ❤️
Merci Denise
Hafaliagna ninakay nahita anao ❤️
Merci Sandix

Misaotra Majunga  Misaotra anareo public, vous étiez nombreux et très énergique ♥️🔥Merci aux artistes plein de talent 🫶♥...
26/08/2023

Misaotra Majunga
Misaotra anareo public, vous étiez nombreux et très énergique ♥️🔥
Merci aux artistes plein de talent 🫶♥️ surtout les danseurs et les beatboxeurs 🥰
Misaotra anareo jiaby!!!

isaorana manokana koa ireto partners reto:
-
- Alliance française de Mahajanga
-
- faritra Boeny,

A ce soir O2 lounge Bar Sinon, bon weekend à tous 🥳❤️
12/08/2023

A ce soir O2 lounge Bar
Sinon, bon weekend à tous 🥳❤️

Hiverina any amin'ny niandohan'izao rehetra izao isika 🔥 ville des fleurs. Majunga , I'm coming 🥳
08/08/2023

Hiverina any amin'ny niandohan'izao rehetra izao isika 🔥 ville des fleurs.
Majunga , I'm coming 🥳

♥️🩸Un peu de good vibes, une journée simple! Comme si de rien n'était ! RDV Jeudi The Macass            Samedi : O2 loun...
02/08/2023

♥️🩸

Un peu de good vibes, une journée simple! Comme si de rien n'était !

RDV Jeudi The Macass
Samedi : O2 lounge Bar

Youhouu!!! On ne peut pas oublier les remerciements !!! À vous public de Tamatave !!! Vous étiez nombreux !! Vous avez l...
31/07/2023

Youhouu!!!
On ne peut pas oublier les remerciements !!! À vous public de Tamatave !!! Vous étiez nombreux !! Vous avez la piste en feuuu et ça c'était magique ❤️🙏
On remercie également Hotel Neptune & Spa , Havana Bar Lounge Club , Dj matï ... Ça n'aurait pas été possible sans eux !!

Tsy Hay ny tsy hisaotra anareo Tao Tamatave !!!
Nodoranareo ny piste an!! Tena manao 🔥🔥!!!
Misaotra betsaka ny mpikarakara ihany koaa!!

Lady Djette
LovaS Djette
Djette Mimie
DJette Valiha

On espère à une prochaine fois !!! 🥰🔥

(Amin'ny alakamisy ao amin'ny The Macass indray ny fotoana 😘🥰)
Bisouss

Prochain RDV TAMATAVE !!! Avec les DJs de Lady Djette  LovaS Djette Djette Mimie Djette Anna DJette Valiha
26/07/2023

Prochain RDV TAMATAVE !!!
Avec les DJs de Lady Djette

LovaS Djette
Djette Mimie
Djette Anna
DJette Valiha

Atao tsara aloha ny bacc rankizy an Dia mifanao fotoana ao amin'ny The Macass isika amin'ny alakamisy miaraka amin'i DJ ...
17/07/2023

Atao tsara aloha ny bacc rankizy an
Dia mifanao fotoana ao amin'ny The Macass isika amin'ny alakamisy miaraka amin'i DJ CHRONIX
Ny zoma Smile party vs Party up miaraka amin'ny RDJ's Team ny Lady Djette
Raha mbola tsy reraka koa Dia andao hiaraka isika ao amin'ny O2 lounge Bar
Dia ny sabotsy 29 Juillet soirée "ELLES" any amin'ny Havana Bar Lounge Club Tamatave 🥰😘 (LADY DJETTE en exclusivité 🔥)
De tapitra ny mois de Juillet dia vive les vacances 🥳🥳❤️
(Ao Ambany ao daholo ny affiche 🤭)

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261383711148

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJette Valiha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to DJette Valiha:

Videos

Share

Category