21/11/2023
Fantatrareo ve hoe andro iraisam-pirenena ho an'ny mpanjono sy ireo rehetra miasa manodidina ny ranomasina androany ?
Ny 21 novembra 1997, tany New Delhi, no natsangan'ireo vondron'ny mpanjono sy mpiasa manodidina ny jono ny fikambanan'izy ireo. Avy 33 izy ireo no nivondrona ary nanapaka ny andro androany ho azy.
Andao ary asiantsika resaka kely ny momba ny trondro noho izany ๐ Anisany sakafo be mpankafy izy ity๐ฅฐ๐ฅฐ๐ฅฐ
Betsaka ny otrik'aina ao anatin'ny trondro fa ny acides gras omรฉga-3 no anisany tena tsara sy ilaitsika. Manatsara ny fiasan'ny "systรจme nerveux" izy ary mandray anjara betsaka miaro 'ny fo sy ny lalan-drร . Entanina isika noho izany ihinana azy matetika.
Aza adino fa anisan'ireo sakafo kirakirainay ato 'bouffe ho anareo ny trondro. Jereo foana ny menu isan'andro ahitanareo azy. Azonareo atao ihany koa ny manao commande spรฉciale raha mila izany ianareo. Mirary soa indray o.