Espace Fitiavana Alasora

Espace Fitiavana Alasora Location de Salle de Réception avec piscine

31/01/2025
12/01/2025

Salama o. Noho ny Antony ara-teknika Dia ito ny finday hampiasainay 0340492365. Mirary SOA anareo tompoko.

31/12/2024

Bonne et heureuse année 2025.
Mirary taona vaovao sambatra antsika rehetra.

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sylvia Raharimalala, Pro Froid, Anïtah Rav, Annie Raharinirinã, Nyncynah Mayh,...
21/08/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sylvia Raharimalala, Pro Froid, Anïtah Rav, Annie Raharinirinã, Nyncynah Mayh, Miary Randriantsoa, Nu Niiah

Faly miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Espace Fitiavana Alasora  . Mirary SOA sy Fitiavana lehibe anareo Ary ...
26/05/2024

Faly miarahaba ny Reny rehetra izahay eto amin'ny Espace Fitiavana Alasora . Mirary SOA sy Fitiavana lehibe anareo Ary indrindra hoan'ny Gérante(n') n'y Espace. (Sary nindramina (ANAY) )

05/02/2024

MBA zaraiko Kely aminareo ity vidéo an'ilay chalet en amin' ny coin piscine. Espace Fitiavana Alasora Piscine sy ny Tontolony eto Mada ( Contruction-rehabilitation- Entretien)

Miarahaba oo. Azo jerena amin'ny Google maps ny toerana misy anay tompoko. Espace Fitiavana Alasora  Alasora Akaiky Ampa...
25/01/2024

Miarahaba oo. Azo jerena amin'ny Google maps ny toerana misy anay tompoko. Espace Fitiavana Alasora Alasora Akaiky Ampahibato.

Miarahaba o. Mitady olona eto Alasora na manondidina izahay mahay manambotra tendeuse gazon .
08/01/2024

Miarahaba o. Mitady olona eto Alasora na manondidina izahay mahay manambotra tendeuse gazon .

Espace Fitiavana Alasora  Dia miarahaba anareo rehetra samy tratrin'ny farany Ary misaotra an'ireo olona rehetra  nandal...
31/12/2023

Espace Fitiavana Alasora Dia miarahaba anareo rehetra samy tratrin'ny farany Ary misaotra an'ireo olona rehetra nandalo tao aminay. Miandry ireo Mbola tsy nandalo. Mirary SOA anareo rehetra.
Ho tongasoa ny 2024

Tsy aiko na manga na maintso na transparent ny lokon' ny rano eto. Araraoty ry zareo. Betsaka ny tsy mahalala. Privative...
23/12/2023

Tsy aiko na manga na maintso na transparent ny lokon' ny rano eto. Araraoty ry zareo. Betsaka ny tsy mahalala. Privative ny location piscine tompoko. Fa tsy oe fidirana olon-tokana. Minimum 10 personnes na ... Mp ;)

Mety mety iany ilay loko manga a.   Piscine sy ny Tontolony eto Mada ( Contruction-rehabilitation- Entretien)
25/11/2023

Mety mety iany ilay loko manga a. Piscine sy ny Tontolony eto Mada ( Contruction-rehabilitation- Entretien)

28/03/2023

Notre page Facebook est opérationnel. Nous sommes à votre disposition par Messenger et par téléphone au 0342197016.

14/02/2023

Aza adino,
fetin'ny mpifankatia androany.
Tsy hotran'ny isan'andro.
Joyeux Saint Valentin.

01/01/2023

Espace Fitiavana Alasora dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2023 🎉🎉

‼️Trop chaud ☀️☀️Piscine privéee 🏊🏊Faites vite vos reservation sur MP➡️0342197016 ➡️0346493326
01/10/2022

‼️Trop chaud ☀️☀️
Piscine privéee 🏊🏊
Faites vite vos reservation sur MP
➡️0342197016
➡️0346493326

Le temps se réchauffe ☀️☀️Faites vite votre reservationPiscine privée 📞 034 64 933 26 ou 034 21 970 16
01/09/2022

Le temps se réchauffe ☀️☀️
Faites vite votre reservation
Piscine privée
📞 034 64 933 26 ou 034 21 970 16

Address

Ampanarivoana Alasora
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 08:00 - 17:00

Telephone

+261342197016

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Espace Fitiavana Alasora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category