Ben Jo service

Ben Jo service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ben Jo service, Caterer, Antananarivo.

Tongasoa dia aza misalasala manontany😊☺️
Vonona izahay hanome fahafam_po ho anareo
traiteur🧑‍🍳
👉Mariage 👰🤵
👉Baptême 🤱
👉Réunion familiale 🎂🍰🥂
👉Anniversaire🍽️🍷

BenJo Service 📞034 80 405 37
28/12/2024

BenJo Service
📞034 80 405 37

Ben Jo service   📞📞 034 80 405 37
27/12/2024

Ben Jo service


📞📞 034 80 405 37

Ben Jo Service 🦞🍤🍖🧑‍🍳Maro bé isika no mitady ity packs pour 10 à 15 personnes ity ka ho ataoko eto Ilay izy ho hitantsik...
27/12/2024

Ben Jo Service 🦞🍤🍖🧑‍🍳
Maro bé isika no mitady ity packs pour 10 à 15 personnes ity ka ho ataoko eto Ilay izy ho hitantsika rehetra o😊
Mitohy foana fandraisana commande Ary manao livraison 🏍️🚗ihany koa izahay miankina Amin'ilay toerana misy anareo.
📞📞 034 80 405 37

Ben Jo service Anniversaire an'olona iray miasa amin'ny Banque izay izy ity pour 15 personnes 🍰✨, Mba te hikorana miarak...
24/12/2024

Ben Jo service
Anniversaire an'olona iray miasa amin'ny
Banque izay izy ity pour 15 personnes 🍰✨, Mba te hikorana miaraka Amin'ny mpiara_miasa aminy hono izy dia nicommande sakafo taminay.
Fotoana mamy niarahana tamin'ny zareo.
Mahafinaritra ny mahita olona makafy fiaianana sy mizara hafaliana ho an'ny namana☺️☺️
Salade de patte
Poulet laqué
Tsatsiou
Capitaine fumé
Beignets de crevettes
Terrine de volaille
Saucisse coktail
Fromage de tête
Oeuf mimosa
Nem
Sambos
Lasary manga
Crudité

Ben Jo service Mbola mandeha foana ny fandraisana commande an🍗🍖Rehefa leo embouteillages ianao dia zahay afaka manantona...
23/12/2024

Ben Jo service
Mbola mandeha foana ny fandraisana commande an🍗🍖
Rehefa leo embouteillages ianao dia zahay afaka manantona anao any
👉 Tsatsiou
👉 Poulet laqué
👉 Terrine de volaille
👉Terrine de poisson
👉Galantine de volaille
👉 Saucisses coktail
👉Boulette chinoise
👉 Salami cuit
👉Mortadelle
📞📞034 80 405 37
032 08 610 03

14/12/2024

BenJo Service
Efa akaiky ny fety 🍰🪗 ka aza tara ara mandefa ny commande e🙂, vonona hanome fahafam_po ho anareo mpanjifa izahay.
👉Tsatsiou
👉Fromage de tête
👉Terrine de poisson
👉 Terrine de volaille
👉 Poulet lacquet🍗🍖

BenJo Service
14/12/2024

BenJo Service

Mankasitraka antsika hatrany Amin'ny fahatokisana o😊🍷🍷Misaotra anle photographe aloha naka anty sary sakafo Ty teto fa t...
07/12/2024

Mankasitraka antsika hatrany Amin'ny fahatokisana o😊🍷🍷
Misaotra anle photographe aloha naka anty sary sakafo Ty teto fa tsara loatra ny hendriny📸🪗 Dia misaotra ny prestataire rehetra ihany koa.
👉 Aza misalasala manontany raha mitady mpanao sakafo ianao.
👉Afaka manampy anao Amin'ny fitadiavana tête de cortège🚘, photographe🎥📸, Na musicien sy animateur ihany koa izahay🎸🪗

BenJo Service     traîteur 📞 032 08 610 03
07/12/2024

BenJo Service

traîteur
📞 032 08 610 03

07/12/2024

BenJo Service

traîteur
📞034 80 405 37
032 08 610 03

Tongasoa dia aza misalasala manontany😊☺️
Vonona izahay hanome fahafam_po ho anareo
traiteur🧑‍🍳
👉Mariage 👰🤵
👉Baptême 🤱
👉Réunion familiale 🎂🍰🥂
👉Anniversaire🍽️🍷

BenJo   traiteur
06/12/2024

BenJo
traiteur

Address

Antananarivo
TANA101

Telephone

+261339143669

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ben Jo service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category