
13/02/2024
Bonsoir 😍😍
Hum hummm 🤤🤤 nareo ve tia sambos sy nem? 😍😍😍
Reto ary ny sambos sy nem antsika sady mafana io no tonga any am nareo ah 😍
Sambos fromage 🧀
Sambos viande 😍
Sambos poulet 🐔
Sambos pimenté 🌶️
Sambos poisson 🐟
Nem viande, pimenté 🌶️, poisson, poulet 🐔
Tsidio ny page fa misy zavatra betsaka ao 😍
Afaka mikarakara cocktail ho anareo ihany koa 🥰🥰🥰
7000ar ny assiette iray 10 pièces miaraka am salade sy sauce milay be🤤🤤 gaiiiy