Manal'AZ évasion

Manal'AZ évasion Manal'AZ évasion se trouve à Imerikasinina. A 7km du Frère Capucin Ambohimangakely, route goudronnée

02/03/2024
29/06/2023

Rado Andriamamonjisoa

03/04/2023

ILAZANA IANAREO MPANJIFA FA TSY MISOKATRA NY ESPACE NY ALAHADIN'NY P***A.
MISOKATRA HO AN'NY REHETRA KOSA NY ALATSINAIN'NY P***A MANOMBOKA AMIN'NY 8 ORA MARAINA.

Dans un instant Lolo sy Ny Tariny au grand complet à Manal'az Évasion.
25/03/2023

Dans un instant Lolo sy Ny Tariny au grand complet à Manal'az Évasion.

31/10/2022

Misokatra ho anao izahay eto amin'ny Manal'az Évasion Imerinkasinina ny 01/11/2022.

09/10/2022
Efa vonona ny handray anao ny "Bungalow" eto amin'ny Manal'AZ évasion..Azonao atao tsara ny miala sasatra ety mandritra ...
09/10/2022

Efa vonona ny handray anao ny "Bungalow" eto amin'ny Manal'AZ évasion..
Azonao atao tsara ny miala sasatra ety mandritra ny faran'ny herinandro.

13/08/2022

Ilazana ianareo mpanjifa fa nohon'ny fanofana manokana "privatisation totale" ny espace Manal'az Évasion dia tsy misokatra ho an'ny rehetra ny toerana ny Alahady 14/08/2022, tontolo andro.
Hisokatra ho an'ny mpanjifa rehetra kosa ny Alatsinainy 15/08/2022.
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho anareo rehetra.

L'afterwork est devenu un incontournable dans le monde de l'entreprise. Après une journée de travail, allez vous diverti...
03/08/2022

L'afterwork est devenu un incontournable dans le monde de l'entreprise. Après une journée de travail, allez vous divertir entre collègues et profiter d'un moment de détente absolue !
L'afterwork permet de :
👉 Se retrouver dans un cadre convivial et moins formel.
👉 Tisser des liens avec les collègues, en dehors du bureau.
👉 Renforcer la cohésion d'équipe.

Un bon moyen de les récompenser, et une motivation supplémentaire pour les encourager à être plus productif au travail.💪💪💪

17/06/2022
01/01/2022

Ny mpitantana sy ny mpiara-miasa eto amin'ny Manal'az Évasion dia faly miarahaba anareo rehetra nahatratra ity taona vaovao 2022 ity. Ho taom-pahombiazana ho antsika anie ity taona ity. Ho lavitry ny aretina ka samy ho tahian'Andriamanitra mandrakariva.

Noho izao fetin'ny Noely izao dia mahatsiaro manana adidy izahay ato amin'ny "espace Manal'az Évasion" ka nanolotra fano...
25/12/2021

Noho izao fetin'ny Noely izao dia mahatsiaro manana adidy izahay ato amin'ny "espace Manal'az Évasion" ka nanolotra fanomezana toy ny vary, menaka sy siramamy ho an'ireo zokiolona teo an-toerana.
Nisy ihany ny fanomezana nomena ireo mpiasa mba hahafahan'izy ireo miatrika ampifaliana ny fety.

Efa vonona tanteraka ny ekipan'ny gallodrome Manal'az Évasion Imerinkasinina, handray anao mandritra ny combat izay ho t...
10/12/2021

Efa vonona tanteraka ny ekipan'ny gallodrome Manal'az Évasion Imerinkasinina, handray anao mandritra ny combat izay ho tanterahana ny sabotsy 11 sy alahady 12 hoavy izao.

Address

Manal'Az évasion Imerinkasinina
Antananarivo

Opening Hours

11:00 - 18:00

Telephone

+261342645954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manal'AZ évasion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Manal'AZ évasion:

Videos

Share

Category


Other Event Spaces in Antananarivo

Show All