GRACE EVENT MG

GRACE EVENT MG 💛Organisateurs d'événements
💛Achats en Chine
💛Envoi de marchandises (De Chine à Madagascar)

03/08/2024

Fintin'ny Animation évangélique nataon'i GRACE EVENT MG omaly sy androany 💛

𝐄𝐡𝐡𝐡𝐡𝐡𝐡 𝐨𝐩𝐩𝐩𝐩𝐩 🎊🎊  Vous aussi, n'hésitez pas à nous contacter pour l'envoi de vos marchandises 🇨🇳 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄 => 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 🇲🇬...
13/11/2023

𝐄𝐡𝐡𝐡𝐡𝐡𝐡 𝐨𝐩𝐩𝐩𝐩𝐩 🎊🎊

Vous aussi, n'hésitez pas à nous contacter pour l'envoi de vos marchandises 🇨🇳 𝐂𝐇𝐈𝐍𝐄 => 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 🇲🇬

GRACE EVENT MG
- Achats de marchandises en 𝐂𝐡𝐢𝐧𝐞
- Envois 𝐦𝐚𝐫𝐢𝐭𝐢𝐦𝐞 et 𝐚𝐞́𝐫𝐢𝐞𝐧 à 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫

❤️ Une 𝐫𝐞𝐦𝐢𝐬𝐞 vous sera offert sur vos 𝐩𝐫𝐞𝐦𝐢𝐞𝐫𝐬 𝐞𝐧𝐯𝐨𝐢𝐬 😉

Peace 💚

ANKASITRAHANA SAHADY  IANAREO REHETRA NAHATOKY NY GRACE EVENT MG  FENO NY TOERANA, ARY LANY AVOKOA NY TAPAKILA REHETRA. ...
29/06/2023

ANKASITRAHANA SAHADY IANAREO REHETRA NAHATOKY NY GRACE EVENT MG FENO NY TOERANA, ARY LANY AVOKOA NY TAPAKILA REHETRA.
RAHAMPITSO NY FOTOANA AM 8ORA ALINA IZANY. Hotel Le Pavé Antaninarenina

28/06/2023

EFA VONONA TANTERAKA IZAHAY
EFA KELY SISA NY BILLETS FA AZA TARA
FANAZAVANA FANAMPINY: 038 86 111 11

28/06/2023
misy Lalao, hazoanao Billet 2, afahinao mijery Cabaret  RIJA Ramanantoanina sy LALIE ny Zoma 23 JONA 2023 ho avy izao Le...
22/06/2023

misy Lalao, hazoanao Billet 2, afahinao mijery Cabaret RIJA Ramanantoanina sy LALIE ny Zoma 23 JONA 2023 ho avy izao Le PAVE ANTANINARENINA.manomboka @ 8 Ora alina

Coucou les loulous ♥️
Inona no ataonareo amin’ny 30 Jona izao? 🥰
Raha tsy mbola manana programme dia andao iaraka amiko hijery Rija sy Lalie 😍
Vao nivoaka iny clip iny dia niandry fatratra aho hoe rahoviana ilay seho? Kay amin’ny 30 Jona ao amin’ny Le Pavé antaninarenina ☺️
Aleo asitsika lalao ary e 😉
Ahazoana billets 2 izy ity 😙
Ny atao raha handray anjara :
- Manao j’aime ny pejin’i GRACE EVENT MG
- Mi-identifié namana mihoatran’ny 2 anaty commentaire
- Manao partage ity publication ity
Izay anakiroa mahazo commentaire be réaction indrindra no mahazo ny tapakila 😚
Mirary alakamisy mamy kely 😘


https://www.facebook.com/profile.php?id=100092431295104&mibextid=ZbWKwL

Afaka Fotoana fohy dia ivahiny ao amin'ny RDJ IZAHAY. HILAZA.
20/06/2023

Afaka Fotoana fohy dia ivahiny ao amin'ny RDJ IZAHAY. HILAZA.

Conférence de presseGRACE EVENT MG
20/06/2023

Conférence de presse
GRACE EVENT MG

UN GRAND CABARET AVECRIJA RAMANANTOANINA & LALIE LE 30 JUIN 2023 À 20H AU PAVÉ ANTANINARENINA.Ho anareo rehetra izay nan...
19/06/2023

UN GRAND CABARET AVEC
RIJA RAMANANTOANINA & LALIE
LE 30 JUIN 2023 À 20H AU PAVÉ ANTANINARENINA.

Ho anareo rehetra izay nanontany, momban' ny toerana dia ity misy PLAN DE TABLE, marihina fa izay rehefa manjifa ny tapakila na BILLET dia mahazo Toerana Daholo, ary mahatazana tsara avokoa...
Efa mandeha dia mandeha tokoa ny BILLET izao, jifao dieny izao, fa Voafetra anefa ny toerana...

POINT DE VENTE:
LE PAVÉ ANTANINARENINA

INFOLINE: 038 86 111 11
LIVRAISON GRATUITE

Indro ary ilay Fotoana Izay hifampizarana, miaraka aminareo indrayGRACE EVENT MG  Manolotra Ho anao Grand CABARET miarak...
09/06/2023

Indro ary ilay Fotoana
Izay hifampizarana, miaraka aminareo indray
GRACE EVENT MG Manolotra Ho anao
Grand CABARET miaraka amin'ny RIJA Ramanantoanina & LALIE
ao Amin'ny LE PAVÉ Antaninarerina ny faha 30 Jona 2023.
Manomboka am 8ora Alina
LIVRAISON BILLET GRATUITE
Filan-kevitra: 038 86 111 11

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GRACE EVENT MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category

Nearby event planning services


Other Event Planners in Antananarivo

Show All