Hakuna Matata

Hakuna Matata Restaurant Traiteur

✨ sublimez vos événements avec notre expertise traiteur ✨Ne cherchez plus !!!Menu ou Buffet, nous avons ce qu'il vous fa...
25/01/2025

✨ sublimez vos événements avec notre expertise traiteur ✨
Ne cherchez plus !!!
Menu ou Buffet, nous avons ce qu'il vous faut
☎️ Contactez-nous dès maintenant pour plus d'infos et pour réserver votre service traiteur
👉 034 47 711 17
034 60 281 61

14/12/2024
02/12/2024

Commande hafa mihitsy ity a 🤣🤣
👉"Hakuna Matata Sans Aucun Souci" e 😁
Maro be ny sakafo atolotray anareo ato a manasa anareo anandrana

23/11/2024

Tratra indray izahay tamin'iny 🤣🤣🤣
Mandalova aty Hakuna Matata izay anandrana beignet de piment 🌶️ matsiro Kely
👉 Misy maro karazany Ihany ko sakafo atolotray ato a 😃

🔥 Week end Masaka BE 🔥Andao indray Ary asiana Bon plan milay be miaraka amin'ny World Cola Madagascar Ho an' izay manjif...
13/11/2024

🔥 Week end Masaka BE 🔥
Andao indray Ary asiana Bon plan milay be miaraka amin'ny World Cola Madagascar
Ho an' izay manjifa Burger 🍔 Pizza 🍕 na spécialités Hakuna Matata 🥘 (Mine sao /Bol renversé/ Riz cantonais + Cuisse de poulet laqué/ échine laqué/ Camaron) Dia omena World cola PM bien glacé 🧊
&

🔥 Eoooohhh Mafana a !!!! 👉Efa Mafana Zao ny andro Maninona raha asiana Glace Kely Alou e 😃Sady maro parfum           ......
26/10/2024

🔥 Eoooohhh Mafana a !!!!
👉Efa Mafana Zao ny andro Maninona raha asiana Glace Kely Alou e 😃
Sady maro parfum ...

🚨🚨🚨 Alerte Bon Plan 🚨🚨🚨 👉 Andao asiana combo Kely indray miaraka World Cola Madagascar !!!Ho an'izay manjifa :-burger 🍔 ...
23/10/2024

🚨🚨🚨 Alerte Bon Plan 🚨🚨🚨
👉 Andao asiana combo Kely indray miaraka World Cola Madagascar !!!
Ho an'izay manjifa :-burger 🍔 , pizza 🍕 na spécialités Hakuna Matata ( riz cantonais, bol renversé, mine sao + échine laqué/ cuisse de poulet/ camaron)
🔥Dia mahazo 1 World cola PM offert
👉Aza adino Ary ny fotoanantsika ny sy izao e 😃

🚨bon plan ho antsika rehetra ity an 😍👉Ho avy ampirevy antsika eny arivonimamo indray izahay   amin'ny alahady izao🔥Tonga...
04/07/2024

🚨bon plan ho antsika rehetra ity an 😍
👉Ho avy ampirevy antsika eny arivonimamo indray izahay amin'ny alahady izao
🔥Tongava maro 🥃🍺🍗🦞🍖

Hey 😃Hakuna Matata  eto @ run arivonimamo a Misy grillades et boissons
28/04/2024

Hey 😃
Hakuna Matata eto @ run arivonimamo a
Misy grillades et boissons

🚨Pour tous les amateurs de Burger avec des frites 🍔🍟🍔🍟🤤🤤👉Un Smoke Burger ou Double Burger acheté = 1World Cola 30 Cl OFF...
16/04/2024

🚨Pour tous les amateurs de Burger avec des frites 🍔🍟🍔🍟🤤🤤
👉Un Smoke Burger ou Double Burger acheté = 1World Cola 30 Cl OFFERT
Lieu : Restaurant Traiteur Hakuna Matata Mahamasina à coté du GAB BOA Sainte Famille

👉Iza  daholo ilay tia KITONOTONO rehetra eee!!!🔥 Efa misy Grillade ko izao ato HaHakuna Matata aHakuna Matata  vidiny 25...
12/04/2024

👉Iza daholo ilay tia KITONOTONO rehetra eee!!!
🔥 Efa misy Grillade ko izao ato HaHakuna Matata aHakuna Matata vidiny 2500 Ar fotsiny 😃
Tongava manandrana e 🤤🤤🤤

🍴𝑵𝒐𝒕𝒓𝒆 𝑴𝑬𝑵𝑼 𝑨 𝑳𝑨 𝑪𝑨𝑹𝑻𝑬  🍽️ 😃👉𝑳𝒊𝒆𝒖: 𝑰𝒏𝒔𝒕𝒊𝒕𝒖𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑺𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆 𝑭𝒂𝒎𝒊𝒍𝒍𝒆 𝒂 𝒄𝒐𝒕𝒆 𝑮𝑨𝑩 𝑩𝑶𝑨 𝒆𝒏 𝑭𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒖 𝑮𝒚𝒎𝒏𝒂𝒔𝒆 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂
14/02/2024

🍴𝑵𝒐𝒕𝒓𝒆 𝑴𝑬𝑵𝑼 𝑨 𝑳𝑨 𝑪𝑨𝑹𝑻𝑬 🍽️ 😃
👉𝑳𝒊𝒆𝒖: 𝑰𝒏𝒔𝒕𝒊𝒕𝒖𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑺𝒂𝒊𝒏𝒕𝒆 𝑭𝒂𝒎𝒊𝒍𝒍𝒆 𝒂 𝒄𝒐𝒕𝒆 𝑮𝑨𝑩 𝑩𝑶𝑨 𝒆𝒏 𝑭𝒂𝒄𝒆 𝒅𝒖 𝑮𝒚𝒎𝒏𝒂𝒔𝒆 𝑴𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂

👉Ity ndray ary ny manaraka eeee 🎸 Revy Glita miaraka amin' Ifanihy🔥Efa misy billet ato @ restaurant Hakuna MatataVonjivo...
26/01/2024

👉Ity ndray ary ny manaraka eeee
🎸 Revy Glita miaraka amin' Ifanihy
🔥Efa misy billet ato @ restaurant Hakuna
Matata
Vonjivonjena ny toerana a !!! 😀
Info : 0344771117 / 0346028161

🥐 Goûter goûter 🥙👉Misy karazana snack maromaro ihany ko ato aminay👉@ vidiny mirary Sady matsiro kely 😋
09/01/2024

🥐 Goûter goûter 🥙
👉Misy karazana snack maromaro ihany ko ato aminay
👉@ vidiny mirary Sady matsiro kely 😋

Ndao analazy eeeeee🎉Ao amin’ny restaurant Hakuna Matata akaikin’ny GAB BOA mahamasina😉Miaraka amin’i Francis Turbo ny Zo...
06/12/2023

Ndao analazy eeeeee🎉

Ao amin’ny restaurant Hakuna Matata akaikin’ny GAB BOA mahamasina😉
Miaraka amin’i Francis Turbo ny Zoma 22 desambra 2023 amin’ny 08 ora alina.✅
Ny tapakila dia efa azo jifaina eto amin’ny restaurant Hakuna Matata 🫶 amin’ny vidiny 20.000 Ar monja🥰🥰
Animation beau fort sy tsakitsaky maro isan-karazany😍
Koa inona intsony ary no andrasana fa TONGAVA MARO EEEE📢

Address

Mahamasina
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hakuna Matata posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category