Shinchan O Platines

Shinchan O Platines DJ Animateur / RDJ's Team

Booking : [email protected]
Instagram :
(33)

03/06/2024

LOKORACE 2024 ... pour la flamme Olympique 🔥 Okalou

03/06/2024

LOKORACE 2024 ... pour la flamme Olympique 🔥 Okalou

03/06/2024

... avec moi c'est 100% ou RIEN!

(Je parle de mon engagement pour vos événements bien sûr)

🟢 Mbola misy namako tsy nahazo "ticket" ho an'ny LOKORACE amin'ny alahady ve? 🤔1️⃣ Tongava any amin'ny Okalou | Skate Pa...
31/05/2024

🟢 Mbola misy namako tsy nahazo "ticket" ho an'ny LOKORACE amin'ny alahady ve? 🤔

1️⃣ Tongava any amin'ny Okalou | Skate Park Ankadifotsy maka TICKET fa izay abonnés amin'ny Page Shinchan O Platines ihany dia omeko 50% de réduction,
Izay abonnés ihany an! Tandremo!

2️⃣ Dia izay tena FETSY dia manao partage sady manoratra ao amin'ny commentaires hoe : "𝙕𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙞𝙣𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙖𝙣𝙙𝙚𝙝𝙖 𝙇𝙊𝙆𝙊𝙍𝘼𝘾𝙀 𝙛𝙖 𝙖𝙗𝙤𝙣𝙣é𝙨 𝙎𝙝𝙞𝙣𝙘𝙝𝙖𝙣 𝙊 𝙋𝙡𝙖𝙩𝙞𝙣𝙚𝙨" dia omeko "gratuit" (Olona 4 ihany an!)

Gooooo 🔥

30/05/2024

🔴🟠🟡 LOKORACE | 02 Juin à 13h | Parvis de l'hôtel de Ville Analakely 🟢🔵🟣

J'y serai ET TOI?

DJ Animateur / RDJ's Team

Booking : [email protected]
Instagram :

🔴 Mety hisy "ticket" LOKORACE ho zarainay rehefa avy eo amin'ny 17h00, indrindra ho an'ny  fans (mety oa fa arakarak'iza...
30/05/2024

🔴 Mety hisy "ticket" LOKORACE ho zarainay rehefa avy eo amin'ny 17h00, indrindra ho an'ny fans
(mety oa fa arakarak'izay feeling-ko eo ihany io 😅)

LOKORACE | Pour la flamme olympique 🔥
Dim 02 Juin à 13h - Parvis Analakely

26/05/2024

Ohabolana iray mikasika an'ny reny ? 🤔

"Reny, ... ilay menaka mahagaga" 🌹

🔴 OnAir with Scotty Raz !
23/05/2024

🔴 OnAir with Scotty Raz !

Heureux d'avoir été le 𝗗𝗝 pour le défilé annuel de Chic en L,habillé par la maison elle-même,On remet ça l'année prochai...
22/05/2024

Heureux d'avoir été le 𝗗𝗝 pour le défilé annuel de Chic en L,
habillé par la maison elle-même,
On remet ça l'année prochaine !
Encore un grand merci pour la tenue !
Votre DJi! 😉

10.05.24 | Annual Fashion Show by Chic En L

Ankoatran'ny "espèce" dia mandray mobil money, virement, chèque izahay ... fa afaka mandray zaza ihany koa nefa (raha ma...
22/05/2024

Ankoatran'ny "espèce" dia mandray mobil money, virement, chèque izahay ... fa afaka mandray zaza ihany koa nefa (raha mafatifaty kely) 😅

Félicitations à 𝗛𝗮𝗺𝘆 & 𝗔𝗹𝗲𝘅𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮 pour leur mariage TSARA KELY ! Nous avons eu l'honneur d'être présents en tant que :- D...
21/05/2024

Félicitations à 𝗛𝗮𝗺𝘆 & 𝗔𝗹𝗲𝘅𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮 pour leur mariage TSARA KELY !

Nous avons eu l'honneur d'être présents en tant que :
- DJ ✓
- Sonorisation ✓
- Éclairage et effets spéciaux ✓
- Groupe de chanteurs ✓
- MC ✓

03.05.24 | Le mariage de Hamy & Alexandra

Merci de nous avoir fait confiance! 🙏

20/05/2024

C'était il y a 6 ans ... Les Poetic Lover à Madagascar
C'était le feu 🔥

Un mariage somptueux pour 𝗜𝗻𝗮𝗿𝗮 & 𝗗𝗮𝗻𝗶𝗹, avec plus de 600 invités, organisé par Polka Event.Nous avons pris en charge to...
19/05/2024

Un mariage somptueux pour 𝗜𝗻𝗮𝗿𝗮 & 𝗗𝗮𝗻𝗶𝗹, avec plus de 600 invités, organisé par Polka Event.

Nous avons pris en charge toute l'animation : sonorisation, éclairages, effets spéciaux, DJ-ing, groupe électrogène, estrade, ... et une playlist INDIENNE sur mesure. 👌

Un orchestre spécialement venu d'Inde nous a aidés à partager les Good Vibes.

24.02.24 | Mariage de 𝗜𝗻𝗮𝗿𝗮 & 𝗗𝗮𝗻𝗶𝗹

Avoir la chance d'être habillé par Chic en L pour animer leur défilé, c'est se sentir mannequin le temps d'une soirée.Me...
18/05/2024

Avoir la chance d'être habillé par Chic en L pour animer leur défilé, c'est se sentir mannequin le temps d'une soirée.
Merci pour l'expérience et la tenue ! 😄

📍 Hahitantsoa | Mai 2019 - Mai 2024 5 taona sahady ... betsaka ny zavatra niova, betsaka koa nefa no tsy niova. Maro no ...
17/05/2024

📍 Hahitantsoa | Mai 2019 - Mai 2024

5 taona sahady ... betsaka ny zavatra niova, betsaka koa nefa no tsy niova.
Maro no efa nahita ilay "soa" tato amin'ity toerana tsara kely ity.

Ho ela velona Hahitantsoa !

Shinchan

🔴 OnAir | RDJ 96.6 FM
16/05/2024

🔴 OnAir | RDJ 96.6 FM

Eeh, ho anao io !! 🫵Inona no manakana anao tsy hanao fety BE!?
13/05/2024

Eeh, ho anao io !! 🫵
Inona no manakana anao tsy hanao fety BE!?

... ny poziko mitady hoe aiza ary izay vary ato fa ilay fangarony (crevettes, chorizo, calmar, gambas, poulet ...) indra...
10/05/2024

... ny poziko mitady hoe aiza ary izay vary ato fa ilay fangarony (crevettes, chorizo, calmar, gambas, poulet ...) indray no betsaka 😅 🍗🍤

Mahafa-po foana ny sakafon'i Do Traiteur ry zareo an!

✍️ Ndao hifanoro hoe iza ny traiteur nahafa-po anareo indrindra ?

Nankalaza ny faha 25 taonany ny TV PLUS Madagascar Ofisialy dia niantso anay hanao DJ.Nafinaritra ny fety, tsara ny saka...
08/05/2024

Nankalaza ny faha 25 taonany ny TV PLUS Madagascar Ofisialy dia niantso anay hanao DJ.
Nafinaritra ny fety, tsara ny sakafo, tsara ny décoration Gatsby an'i Fée des Rêves, nandihy tsara daholo koa ny "deba" 😅
Mirary soa TV Plus

27.03.24 | Gatsby Dinner Night TV Plus Madagascar

08/05/2024

𝗛𝗮𝗳𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 : Hiran'i Poopy no nataony izy mivady "ouverture", tsy ilay mahazatra fa ilay hoe ... 𝗟𝗶𝗺𝗼𝗻𝗮𝗱𝗲!!,🥤

Eny, feon'i 𝗣𝗼𝗼𝗽𝘆 iny (araky ny lova-tsofina 😅)

Mafinaritra izy mivady 🔥

Mirary soa H&A! 🤍

... pozin'ireo olona tsy makany am-piangonana fa tonga dia miandry any amin'ny "espace" 😅 (saika ilay "tantely" indray n...
07/05/2024

... pozin'ireo olona tsy makany am-piangonana fa tonga dia miandry any amin'ny "espace" 😅

(saika ilay "tantely" indray no nosotroina fa tsy mbola misy rano kay eo ambony latabatra)

Nous avons eu le plaisir d'accompagner 𝗠𝗼𝗿𝗴𝗮𝗻 & 𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 pour leur grand jour en tant que :- DJ ✓- Sonorisation ✓- Éclaira...
06/05/2024

Nous avons eu le plaisir d'accompagner 𝗠𝗼𝗿𝗴𝗮𝗻 & 𝗩𝗼𝗹𝗮𝗻𝗮 pour leur grand jour en tant que :
- DJ ✓
- Sonorisation ✓
- Éclairage ✓
- Orchestre ✓

20.04.24 | Moragan & Volana
.. alefa la mozika

... ny poziko TSY TE HIJERY ny karamako 10 volana "apoka" anatin'ny 07 minitra 🎇
06/05/2024

... ny poziko TSY TE HIJERY ny karamako 10 volana "apoka" anatin'ny 07 minitra 🎇

📌 Misakafo - Maka sary - miMix - Mankafia - MIVERINA 🍃 (indraidray vao Matory 😅)🛑 INONA ARY NY ASAKO?(Omeo sopapa ohatra...
05/05/2024

📌 Misakafo - Maka sary - miMix - Mankafia - MIVERINA 🍃 (indraidray vao Matory 😅)

🛑 INONA ARY NY ASAKO?

(Omeo sopapa ohatran'io koa izahay fa ho fantarinay ny asa ataonao)

Mes aventures du week-end ... dans les stories !
04/05/2024

Mes aventures du week-end ... dans les stories !

🔴 OnAir @ RDJ 96.6 FM --- Good Vibes Only
02/05/2024

🔴 OnAir @ RDJ 96.6 FM --- Good Vibes Only

Mirary soa ho anao zoky Honorat !
01/05/2024

Mirary soa ho anao zoky Honorat !

Ny tenako tompoko dia mihezaka foana manaraka ny "thème" apetrakareo amin'ny fetinareo 🫡 (amin'ny fiakanjo sy amin'ny mo...
30/04/2024

Ny tenako tompoko dia mihezaka foana manaraka ny "thème" apetrakareo amin'ny fetinareo 🫡 (amin'ny fiakanjo sy amin'ny mozika mazava ho azy) 🎩

Gatsby Night Diner - TV PLUS Madagascar Ofisialy

29/04/2024

Lalie Andriam 🕊️ Misaotra 🙏

(Hirany an'isany tiako : Raha Tsy Ho Ahy feat. Rija Ramanantoanina)

Izaho sy ny karamako 1 taona raha afaka niaraka naka sary ! 🍾
28/04/2024

Izaho sy ny karamako 1 taona raha afaka niaraka naka sary ! 🍾

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261331497847

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shinchan O Platines posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shinchan O Platines:

Videos

Share

Category