Lanto Hajanirina

Lanto Hajanirina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lanto Hajanirina, Caterer, Antananarivo.

🛑 PACKS SAKAFO COMPLET TONGA DIA MANDRAY VONONA IANAREO 🍻🎊🛑🟥 IRETO AVOKOA NY PRIX 😍❌♦️50 personnes à 150 personnes ; 22 ...
06/03/2024

🛑 PACKS SAKAFO COMPLET TONGA DIA MANDRAY VONONA IANAREO 🍻🎊🛑

🟥 IRETO AVOKOA NY PRIX 😍❌
♦️50 personnes à 150 personnes ; 22 000 AR/PERSONNE 🥰
♦️ Plus de 150 personnes ; 20 000 AR/ PERSONNE 🥰

🟥 IRETO AVOKOA NY LISTE NY SAKAFO ANATY PRIX 😍🚨
1️⃣ ENTRE FROIDE
2️⃣ ENTRE CHAUDE
3️⃣ RÉSISTANCE (LAOKO 2)
4️⃣ DESSERT
5️⃣ GÂTEAU INDIVIDUEL+ 3 TETES
6️⃣JUS STAR
7️⃣JUS NATUREL KARAZANY 2
8️⃣EAU VIVE
9️⃣ SERVICE EN SALLE

🍰 GÂTEAU FOTSINY
❌4000AR/PORTION

🥪 COCKTAIL DE BIENVENUE
🩸7000AR/PERSONNE

NY COUVERT SY DÉPLACEMENT TSY ANATINY SISA 🥰

🏢 ANTANANARIVO FA MANDEHA FARITANY REHETRA
AZO IFAMPIRESAHANA TSARA IZAHAY😘😍

☎️☎️☎️☎️;038 32 382 96 NA MP

Ireto avy ny prix sy ny compris ao anatiny tompokoPacks sakafo complet🧆Entre froide🥞Entre chaude🍚Résistance (laoka roa)🧁...
12/07/2023

Ireto avy ny prix sy ny compris ao anatiny tompoko

Packs sakafo complet
🧆Entre froide
🥞Entre chaude
🍚Résistance (laoka roa)
🧁Gâteau ( individuelles,3 tête)
🍨Dessert
🍸Boisson (star, eau vive, jus naturel)
🕴️Serveur

Ireto avy ary ny tarifa :
50 personnes hatramin'ny 99 personnes/ 26 000ar
100personnes hatramin'ny 150personnes/24 000ar
150personnes hatramin'ny 200personnes/23 000ar
Plus de 200personnes/ 22 000ar

Raha buffet fotsiny
70000ar par personne

Raha cocktail fotsiny dia
7000ar/par personne

Raha Gâteau fotsiny dia
4000ar ny portion

Ka aza misalasala ary mamandrika ny date nareo
Faha efa mia vitsy sisa ny date libre ny taona 2022 ito

Contact ;038 32 382 96

04/05/2023
MANDRAY BOOST ISANANDRO👉 Boost Publication/ Page / Vidéo/ Évènement ... 👉Aza tara hoanareo mpanao vente en ligne 👉Ho ana...
05/04/2023

MANDRAY BOOST ISANANDRO

👉 Boost Publication/ Page / Vidéo/ Évènement ...
👉Aza tara hoanareo mpanao vente en ligne
👉Ho anao mila fiarahamiasa maharitra dia vonona izahay tompoko.

FORMATION BOOST PAGE
+Mpanao vente en ligne ve ianao?
+Manana page fa tsy Dia misy mahita ny page sy ny publication?
+Leo voafitaka ireo mpanao boost sasantsasany?
Ity ny vahaolana ho anao
-Izahay Dia afaka mampianatra mi-boost (Page//Publication)
-Boost page izay Azahoana abonné sy j'aime maro @ page
-Boost Publication izay Azahoana j'aime,commentaires,partage ary message maro
-Azo atao fidiram-bola tsara ihany koa ny mi-boost
Dia eny Aorian'ny Fianarana ianao Dia afaka mi-boost pagenao na ny an'olon-kafa
Koa Mbola inona ary no andrasana Tongava miresaka ao @ Mp avy hatrany raha Mila fanazavana fanampiny

29/03/2023

Mafinaritra ilay vazo
Mankasitraka 😍😍🤩

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lanto Hajanirina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lanto Hajanirina:

Videos

Share

Nearby event planning services


Other Antananarivo event planning services

Show All