11/06/2024
En promotion 😍
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA Analakely
034 71 841 26
Vous y trouverez les meilleurs choix de robes et accessoires pour votre mariage.
(38)
En promotion 😍
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA Analakely
034 71 841 26
Boléro et cape en fourrure
Dispo de suite
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA Analakely
034 71 841 26
M A S Q U E S D E B A L
Ireto avy no dispo de suite ☺️
Boutique HAPPY WEDDING
TRIPOLITSA 1er étage
Ambadiky ny Gastro Pizza Pietra Analakely
034 71 841 26
Boutique H A P P Y W E D D I N G
Immeuble T R I P O L I T S A 1er étage
Analakely
034 71 841 26
Fitahiana manokana no vavaka ho an'ny reny ❤️
Taille XS à 4XL misy robe sahaza ny habeanao foana ato aminay fa tongava e ☺️
Boutique HAPPY WEDDING
TRIPOLITSA 1er étage
Ambadiky ny Gastro Pizza Pietra Analakely
034 71 841 26
Misy mitady mihitsy ilay robe noire an 🖤
Dispo de suite
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA 1er étage
034 71 841 26
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA 1er étage
034 71 841 26
🪷 A F T E R W O R K 🪷
Mercredi 15 Mai 2024
Tsy afaka foana ianao andavanandro satria miasa. Ilay robe ao amin'ny boutique Happy Wedding nefa tena tianao ho andramana sy ho vidiana. Tsy andrinao mihitsy ilay rendez-vous alahady sao efa misy maka ilay robe tianao ☺️ Tsy olana anie hoy aho eeeeeeee 😘 Midira ao amin'ny MP dia mifanao fotoana isika rehefa mirava avy miasa ianao 😍
Cape en fourrure
Disponible de suite
034 71 841 26
Manararaotra kely fa androany irery ihany 🔥🔥🔥
Afaka miditra ao amin'ny MP raha haka rendez-vous na koa miantso ny 034 71 841 26 😊
Tsy matahotra hatsiaka mihitsy ❄️ amin'ito boléro manja kely ito 🔥 sady malefaka tsara tsy mampangidihidy ☺️
Dispo de suite
Heyyyyy 👋 Tena lafatra anie hoy aho ilay arrivage antsika ao e ❤️❤️❤️❤️❤️
Misy robe tsara be proposé-ko anareo ito 😍😍😍 ilay tsy midoroboka, kanefa izany no tena atao hoe robe de mariée tsaaaaaaara ry zareo a ❤️ sady mihaja no manja 🥰
Photo 2: dispo de suite
🪷Boutique Happy Wedding
🏙️Tripolitsa Analakely
🏁1er étage - Box 21
🕖Lundi - vendredi 8:00-16:30
📞034 71 841 26
🚫Samedi: fermé
✅ Dimanche sur rendez-vous
Ho anareo izay tsy nahatratra an'ilay fotoana arrivage omaly, amin'ny alarobia 1er Mai izao izahay mandray anareo indray ô 😘
Robes de mariée tsisy traîne, feno paillettes mamiratra malefaka ✨ na strass manjopika 🌟 couleur ivoire na koa couleur champagne. Misy satin de luxe ihany koa, misy traîne na tsia, misy daholo e 😊
Diadème 👑 samy amin'ny karazany avy ♥️
Ny andro koa efa manomboka mangatsiaka ❄️ tsy maninona fa anareo ny safidy: hanao robe de mariée lava tanana ve sa haka izay style tiana fotsiny dia asiana cape na boléro en fourrure? Misy daholo izany fa tongava e 👍
Avy dia midira MP ary izay haka rendez-vous ô 🎍
Tena efa ela loatra niandrasantsika an'ireto. Tonga izy izao 🥰 ka dia tongava aingana ihany koa maka ny anjaranao ao amin'ny boutique Happy Wedding ary ô 👑
Toerana tsy miova fa ao amin'ny TRIPOLITSA 1er étage. Ambadiky ny Gastro Pietra Analakely. Misokatra ny alatsinainy hatramin'ny zoma 8h-16h30.
📞 034 71 841 26
Eh eh eh 😍 A R R I V A G E ✨
Amin'ny alahady 28 Avril 2024 isika no hifamotoana amin'ny arrivage manaraka 🥰 tsy hitako izay hilazana azy aminareo fa tena hoe tena hoeeeeee tsara loatra reto a ❤️
Midira ao amin'ny MP avy hatrany ary izay mikasa ho avy amin'io an 😘
Sary fanehoana fotsiny io ☺️ fa feno karazan'ireo tsara be tonga ao.
Des modèles de fausse fourrure très doux au toucher sont disponibles de suite.
Boutique Happy Wedding
TRIPOLITSA Analakely
034 71 841 26
Ato amin'ny Tripolitsa Analakely no misy ny boutique Happy Wedding. Tranobe fitaratra akaikin'ny Gastro Pietra. Mandray izahay isaky ny alatsinainy hatramin'ny zoma manomboka amin'ny 8h hatramin'ny 16h30 tsy tapaka. Raha ivelan'ireo fotoana ireo no mahafaka anao dia afaka maka rendez-vous ao amin'ny MP na koa miantso ny 034 71 841 26.
Indro ary ny adiresy sy ora fisokafan'ny boutique Happy Wedding 😊 Raha ivelan'ireo lera ireo ianao no mikasa ho avy dia afaka maka rendez-vous mialoha ao amin'ny MP 👍
🪷Boutique Happy Wedding
🏙️Tripolitsa Analakely
🏁1er étage - Box 21
🕖Lundi - vendredi 8:00-16:30
📞034 71 841 26
🚫Samedi: fermé
✅ Dimanche sur rendez-vous
Anisany niara-nifanome tanana nanangana an'ito Happy Wedding ito Lalaina 🤍 Ny endrika mirana lalandava sy ny ondes positives nampitainy teto dia fahatsiarovana mamy mitoetra na dia lasa aza izy.
Mihato kely noho izany ny fifandraisana eto amin'ny Facebook. Ny boutique ao amin'ny TRIPOLITSA Analakely kosa dia hisokatra hatrany ny alatsinainy hatramin'ny zoma 8h-16h30.
Salama harivariva ô ☺️
Hisy arrivage isika amin'ity herinandro ity 🤩 Rahampitso izahay no mamoaka ny entana. Koa raha mikasa ho avy ianao rahampitso io dia afaka miditra MP avy hatrany izao 😘 Zay fa bonne soirée daholo 👋
Sary fanehoana
Efa izy sisa no endrasana, mbola laozany mi connect ihany 😆
Ary ianareo, inona no tsy aritrareo mihitsy nefa mbola natao ihany tamin'ny mariazy?
Misokatra ny boutique Happy Wedding ny alarobia 10 Avril ☺️
Efa ao daholo ve? Alefantsika amin'izay ny live an 😊
Ato amin'ny TRIPOLITSA ny fotoanantsika amin'ny alahady amin'ilay ventes privées ary ô ☺️
🌸 Fanontaniana matetika apetrakareo 🌸
👉Ohatrinona ny robes de mariée ao aminareo?💵
Valiny: Tena varié be ny prix. Ny liquidation amin'ny alahady izao manomboka amin'ny 200 000 Ariary💸 dia hisy hatramin'ny 4 000 000 Ariary ihany koa. Ary amin'ny alahady irery ihany no hisy an'io prix mooooora be tsisy ohatr'izany io an 🤩
👉 Vaovao ve ny robes nareo?
Valiny: Eny tompoko ☺️ vaovao daholo ny entana amidinay. Importation avy any Chine 🇨🇳 dia misy avy any France 🇫🇷 ihany koa. Voafantina be mihitsy mba ho ny kalitao tsara indrindra no atolotra anareo 🏆
👉 Tonga tany izahay tamin'ny sabotsy nefa nikatona ianareo.
Valiny: Oui tsy misokatra sabotsy izahay 💒Alatsinainy hatramin'ny zoma ny boutique Happy Wedding no misokatra ⏰ manomboka 8h dia tsy mikatona raha tsy 16h30. Raha ivelan'ireo lera ireo ianao no mikasa ho avy dia afaka mandefa MP aminay 📱
👉 Afaka mahazo sary ve? 📸
Valiny: eny mazava ho azy ☺️ efa navoakanay eto amin'ny pejy daholo izay efa nalaina sary. Fa mbola misy maro be koa anefa ankoatra ireo no tsy mbola azo sary. Tongava aty amin'ny boutique dia mahita azy rehetra e 😉
🎍 Hikarakara live izahay amin'ny sabotsy alina mba hiomananareo tsara amin'ilay liquidation alahady ☺️ courses be mantsy io sao hifandrombaka daholo an 😁 premiers arrivés premiers servis 💁♀️
‼️ Makà rendez-vous ao amin'ny MP dia avy dia raisina 👍 tsy voatery miandry laharana elabe amin'izay. Tsy maintsy raisinay tsirairay mihitsy tsinona mba ho afapo tanteraka daholo izay tonga ao 😘
Zay fa amin'ny alahady ary ô 👋
🧚♀️ V E N T E S P R I V E E S 🧚♀️
📅Dimanche 7 Avril 2024
⌚️À partir de 8h
🛕 Tripolitsa Analakely
O C C A S I O N À S A I S I R
Robes de mariée à partir de 200 000 Ariary
Ouiiiiiii vous avez bien lu ☺️ 200 000 Ariary ✨✨✨✨✨
Il y aura aussi pleins de nouveaux produits à découvrir 🥳
Amin'ny zoma izao indray no fotoanantsika an :) Hanolotra robes vaovao tsara be ho anareo izahay 🥰 Ny tsara indrindra hatrany raha vao Happy Wedding izany ❤️ Vidiny mirary dia mirary amin'io 🤩
Mba lasalasa marina oa ny saiko androany e 🤔 Maninona tokoa moa izany no tsy misy mariage vao maraina? Dia buffet petit-déjeuner na koa brunch no atao? 🍭🍰🍡🥂🥙🌮🥐
Antananarivo
101
Monday | 08:00 - 16:30 |
Tuesday | 08:00 - 16:30 |
Wednesday | 08:00 - 16:30 |
Thursday | 08:00 - 16:30 |
Friday | 08:00 - 16:30 |
Be the first to know and let us send you an email when Happy Wedding posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Send a message to Happy Wedding:
🪷Boutique Happy Wedding 🏙️Tripolitsa Analakely 🏁1er étage - Box 21 🕖Lundi - vendredi 8:00-16:30 📞034 71 841 26 🚫Samedi: fermé ✅ Dimanche sur rendez-vous
Ne cherchez plus ailleurs, votre robe de mariée de rêve vous attend chez Happy Wedding Tripolitsa Analakely 🤗Venez nous rendre visite dès aujourd'hui et laissez-nous vous aider à créer des souvenirs inoubliables pour votre grand jour ❤️
Soyez la star de votre mariage avec cette robe toute scintillante mais élégante et raffinée ✨ Le charme de sa couleur champagne vous rend encore plus romantique que jamais 💕 Disponible de suite - 034 71 841 26
Hanao live kely isika 15h30 rehefa avy eo ho an’ireo tsy afaka tonga taty androany. Live spécial an’ireo robes atao déstockage.
Lamodin'ny Zanak'Andriamanitra-LZA
Mahamasina