
26/04/2024
Ohatra izao indray ny présentation anay anio🤩 Mankasitraka hatrany ireo izay mandefa commande aty aminay🙏🏻
Mitohy hatrany koa ny fandraisana commande an!📝
✅2jours de commande
✅Manomboka amin'ny vidiny 500 ar daholo😋
✅Livraison à partir de 3000ar☺
Raha anao commande de aza misalasala mandefa mp😉na miantso ny 📞033 05 240 17