Fitia Agency

Fitia Agency Organisateur d'événement:salon,foire,ventes privées../ Organisateur de mariage:service traiteur,

Wedding Planner: organisateur de mariage.Pour que votre jour J soit un jour de rêve.

Efa paré fa ianareo sisa no andrasana 😍Seho ankira aram-pilazantsara iarahana amin'ny FFTVLM Ambohitrinibeafaka fotoana ...
07/04/2024

Efa paré fa ianareo sisa no andrasana 😍
Seho ankira aram-pilazantsara iarahana amin'ny FFTVLM Ambohitrinibeafaka fotoana fohy ao amin'ny FOKRIFA

Fiançailles du 30 Mars 2024 Félicitation à nos amoureux 😍💝Décoration coin "vodiondry et soratra"
07/04/2024

Fiançailles du 30 Mars 2024
Félicitation à nos amoureux 😍💝

Décoration coin "vodiondry et soratra"

Fiadanana oooh🥰🚦Ef manakaiky ity ilay fotoana🎊🎈Tsy andry eee, efa manomboka manofinofy🥳Izao nefa no natao dia ho voninah...
05/04/2024

Fiadanana oooh🥰

🚦Ef manakaiky ity ilay fotoana🎊🎈
Tsy andry eee, efa manomboka manofinofy🥳

Izao nefa no natao dia ho voninahitr'Andriamanitra sy ho fanitanaran'izy ireo ny sahan'ny fitoriana❤️.

Mbola ahitana Tapakila daholo ireto:
- Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy Antsirabe
- Tranombarotra KANTO
- Tranombarotra SAHALA

Aza tara ary, ento ny ankohonana, entano ny namana. Hiaraka ihira mihintsy isika amin'io fotoana io.
Izay 30 tonga voalohany dia omenay tononkiran'ny FTVLM Ambohitrinibe 💜💙

🕐@ 1 ora dia efa misokatra ny vavahady.

Mandram-pihaona eny amin'ny FOKRIFA ary eeee, ento am-bavaka ny fotoanan-tsika🙏.

🔊🔊J-2 🎉🎉🎉 PRESTATAIRE MIVONDRONA DIA MANASA ANTSIKA REHETRA ALAHADY 7 Avril 2024 👉 ESPACE OLYMPIA AMPITATAFIKA 👈👉 Fandra...
05/04/2024

🔊🔊J-2 🎉🎉

🎉 PRESTATAIRE MIVONDRONA DIA MANASA ANTSIKA REHETRA
ALAHADY 7 Avril 2024 👉 ESPACE OLYMPIA AMPITATAFIKA 👈

👉 Fandraisana anjara alohanao eo ampidirana 5000ar
Samia mitondra sakafo sy ranomboan-kazo sahaza azy avy.

👉 Tongava maro ary tompoko fa miandry anareo rehetra izahay.
MISY FANOMEZANA MARO HO ZARAINA HO AN'IZAY TSARA VINTANA.

👉 NB : Ilazana isika membre de bureau mba ho avy aminy 8h ho fandaminana .

Samia mifampilaza sy manaparitaka ity filazana ity raha sitrakao.

♥️♥️♥️♥️ MANKASITRAKA ♥️♥️♥️♥️

🎊 A l'occasion de la célébration de la Journée internationale des droits de la femme, un défilé de mode unique intitulé ...
07/03/2024

🎊 A l'occasion de la célébration de la Journée internationale des droits de la femme, un défilé de mode unique intitulé "Femme re belle" a été organisé pour mettre en avant le talent et l'entrepreneuriat des femmes.

🎊 Le défilé a mis en lumière une variété de créations réalisées par des femmes entrepreneurs qui ont su allier style et sensibilité féminine. Des vêtements élégants et originaux vont être présentés lors de cet événement inspirant.

🎊 Les participantes seront fières de partager leurs histoires et leurs réussites en tant qu'entrepreneures. Elles vont souligné l'importance d'autonomiser les femmes dans tous les domaines, y compris celui de la mode.

🎊 Cet événement va également permettre aux créatrices de se connecter avec un large public et d'établir des liens précieux avec d'autres femmes intéressées par le monde entrepreneurial.

🎊 En plus du défilé, plusieurs discours inspirants seront prononcés afin d'encourager les femmes à poursuivre leurs rêves et à surmonter les obstacles qui se dressent sur leur chemin.

🎊 "Femme re belle" a servi de plateforme pour célébrer l'émancipation des femmes et pour encourager la création d'entreprises dirigées par des femmes. Cet événement montre comment les femmes peuvent être à la fois belles et puissantes, tout en jouant un rôle actif dans la société.

🎊 Avec sa combinaison unique de mode et d'entrepreneuriat, le défilé "Femme re belle" a captivé l'attention du public et a suscité une réflexion sur les droits des femmes et leur contribution à la société.

🎊 En conclusion, cet événement a été non seulement une célébration de la féminité et de la créativité, mais aussi une occasion de mettre en avant le talent entrepreneurial des femmes. "Femme re belle" a démontré que les femmes peuvent être à la fois belles, fortes et indépendante

🕖 RDV au Valahara Café AntsiraeValahara Café Antsirabeà partir de 19h ce samedi 09 Mars 2024

Volana février ❤️ volan'ny mpifankatia ❤️Ndao indray hifampotoana eny CHAMPÊTRE AMBALAVATO @ Alahady 25 Février Cabaret ...
21/02/2024

Volana février ❤️ volan'ny mpifankatia ❤️
Ndao indray hifampotoana eny CHAMPÊTRE AMBALAVATO @ Alahady 25 Février

Cabaret dancing
PAF : 30 000AR

🎁Offert : vin 🍷champagne 🍾 look's🐖

Mbola misy invitation vitsivitsy ho an'izay mbola tsy nahazo ..afaka miresaka mivantana @ Zou Art Styles Razafimanantso

20/02/2024

🏹💕TOMBOLA SAINT VALENTIN💕🏹
🌷Félicitations aux heureux gagnants 🎉🎉🎉
Arahabaina daholo ianareo rehetra zay voasarika 🎉🎉🎉

🎁 pose vernis offerte par Pretty Girl :
070 Fontaine Sariaka Kareena
011 Fanevasoa Santatriniaina
035 Andrianirina Sharoon

🎁 Râpes multifonctions avec 5 lames offertes par la boutique Pluriel :
061 Razafiarisoa Rino Fanantenana
045 Masiarivony Romarice Evah

🎁 Bouquets et entrées gratuites au cabaret dancing du 25 Fevrier au Champêtre Ambalavato offerts par Zou Art Styles Razafimanantso :
007 Todisoa Fetramalala
060 Christian Robert
047 Ratsimba Patricia Jacquis

🎁 Article de décoration en mélamine offert par Noah Meuble Melamine :
044 Rasolo Sitrakiniavo
063 Hasinjanahary Clémentine
039 Hoelatiana Maminantenaina

🎁 1 mois d'abonnement danse pour couple - bachata kizomba offert par Jeune Tia Mandy :
049 Razafindrakoto Karlos
059 Rasolonjatovo Carenne Élodie

🎁 Dégustation gratuite de tacos kebab + mine sao ou tacos poulet + mine sao Chez Larose:
048 Rasolofomanana Felantsiry
020 Ionjaharilalao Ravakinianja

🎁 1 mois d'abonnement de sport en salle pour couple offert par Anabolic Gym :
004 Rakotoarimanana Hantanirina

🎁 Dîner aux chandelles offert par Mahafaly Hotel :
018 Randriamiandra Bodo

Misaotra betsaka ireo rehetra zay nandray anjara 🙏
Misaotra ny mpanohana 🙏

Mirary soa ho antsika rehetra

Tirage en direct du Dimanche 18 février :
https://fb.watch/qiKeISgVgT/?mibextid=Nif5oz

Andie Traiteur
Fitia Agency
Kilonga events Antsirabe

Mbola fetin'ny mpifakatia foana anie miaraka aminay eh 💕Alahady 18 Fevrier @ 16H  ilay fisahirana 🏹❤️TOMBOLA SAINT VALEN...
16/02/2024

Mbola fetin'ny mpifakatia foana anie miaraka aminay eh 💕
Alahady 18 Fevrier @ 16H ilay fisahirana
🏹❤️TOMBOLA SAINT VALENTIN ❤️🏹 ao Chez Larose

Anisan'ny 🎁FANOMEZANA🎁 hozaraina @ io reto déco en mélamine avy @ Noah Meuble Melamine reto
🌾 Box en mélamine
🌾Porte bouteille et verre à pieds

Mbola afaka manjifa ny TAPAKILA hatrany ianareo ary misakafo hatr@ ALAHADY 18 fevrier alohan'ny @ 16h

Eny an-toerana na aty aminay no hajitanao TAPAKILA ...15 000AR monja (sakafo ho an'olon-droa+ FANDRAISANA ANJARA @ ilay TOMBOLA)

An'Die Traiteur
Fitia Agency
Kilongaevents Antsirabe

Joyeux St Valentin daholo ny mpifankatia e💖💖💖Ataovy jour exceptionnel ity andro androany ityHoento misakafo ao amin'ny C...
14/02/2024

Joyeux St Valentin daholo ny mpifankatia e💖💖💖
Ataovy jour exceptionnel ity andro androany ity
Hoento misakafo ao amin'ny CheChez Larose olontinao androany fa mbola misy ny tapakila fandraisana anjara, 15 000ariary fotsiny d efa ampy ho anareo 2 e,sady mbola mandray anjara amin'ny tombola izay hahazoana loka TSARA BE daholo

Iza no te hahazo azy ireto 🥰🥬🥒🥦🧅🍠🥕🥕🍠🧅🥦🥒🥬🥕🍠🧅🥦Râpe multifonction avec 5 lames differentes + protection main + éplucheur + ...
13/02/2024

Iza no te hahazo azy ireto 🥰

🥬🥒🥦🧅🍠🥕🥕🍠🧅🥦🥒🥬🥕🍠🧅🥦
Râpe multifonction avec 5 lames differentes + protection main + éplucheur + passoire + bac à légumes
🥬🥒🥦🧅🍠🥕🥬🥒🥦🧅🥕🍠🧅🥦🥒🥬

Reo ny fanomezana hatolotry Boutque Pluriel
(Santionany @ entana hitanareo ao ireo fa tongava mitsidika sady manao PROMOTION SAINT VALENTIN zareo zao .. Gallerie Volavita )

Tsotra ny fandraisana anjara ✨

🏹 Mividy @ ilay tapakila 15 000ar zay azahoana misakafo ho an'olon-droa eny Chez Larose (humberger + frites + jus / tacos+jus)

🏹Fenoina tsara ilay tapakila dia arotsaka anaty urne mioetraka ao an-toerana

🏹FISARIHANA : ALAHADY 18 FEVRIER @ 16h ao an-toerana ihany

An'Die Traiteur
Fitia Agency
Kilonga events Antsirabe

Akaiky ny fety ndao hatao manjamanja 🥰 ny hoho ✨Olona miisa telo no hokarakarain'i Pretty Girl  maimaipoana raha mandray...
13/02/2024

Akaiky ny fety ndao hatao manjamanja 🥰 ny hoho ✨

Olona miisa telo no hokarakarain'i Pretty Girl maimaipoana raha mandray anjara @ ilay
❣️TOMBOLA SAINT VALENTIN❣️ ianareo

Manomboka androny ny fisakafoanana hatr@ Alahady 18 Février eny Chez Larose

➡️NY TAPAKILA MBOLA AFAKA JIFAINA FOANA HATR@ ALAHADY ALOHAN'NY @ 16H
(hitanao eny na aty aminay mpikarakara)

➡️Fisarihana : Alahady 18 Fevrier @ 16h

An'Die Traiteur
Fitia Agency
Kilonga events Antsirabe

10/02/2024
10/02/2024

Sahiran-tsaina @ CADEAU SAINT VALENTIN 🎁 ho hatolotra ho an'ilay olo-tianao ve ianao?

Manome vahaolana ho anao zahay ❣️

🥂Fiaraha-miasakafo ho an'olon-droa be zao ao Chez Larose antsinanan'ny Gara.
Zay tonga dia hahafahana mandray anjara @ TOMBOLA SAINT VALENTIN 🎉
Reo rehetra reo @ sarany 15 000ar

Sady ho voky zany ianareo roa no mety ho TSARA VINTANA ka hahazo @ reto FANOMEZANA ireto :

🥀Dîner à la chandelle ao @ Mahafaly Hotel

🥀Abonnement de sport en salle pour couple chez Anabolic Gym

🥀Dégustation gratuite d'+ tacos kebab / mine sao + tacos poulet chez CHEZ_LAROSE

🥀Séances de bachata kizomba pour couple chez Jeune Tia Mandy

🥀Articles de décoration chez Noah Meuble Melamine

🥀Bouquet de fleur chez Zou Art Styles Razafimanantso

🥀Articles de cuisine chez boutique Pluriel

🥀Pose vernis gratuite au choix chez Pretty Girl

JIFAO DIENY ZAO ARY NY TAPAKILANAO SAO IANAREO ILAY TSARA VINTANA


(Rehefa avy misakafo ianareo dia hisy vata ao handrotsahana ilay tapakila - FISARIHANA 18 FEVRIER @ 4 ora ao an-toerana
Fitia Agency
An'Die Traiteur
Kilongaevents Antsirabe

10/02/2024

Anisany ny partenaire ato ny Pretty Girl koa mba mandraisa anjara amin'ny tombola fa mahazo cadeaux avy aty aminay.

📅 Androany Zoma 9 Febroary  - rahampitso Sabotsy 10 Febroary  ary ny Alatsinainy Febroary isaky ny @ 8ora sy sasany mara...
09/02/2024

📅 Androany Zoma 9 Febroary - rahampitso Sabotsy 10 Febroary ary ny Alatsinainy Febroary isaky ny @ 8ora sy sasany maraina

Hitafa mivantana aminao 📣 ao @ onjam-peo RFD Antsirabe 96.2 zahay mahakasika ny
💌TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹

Ho avy ao ihany koa ireo mpanohana hiresadresaka amintska mahakasika ireo TOLOTRA misy ao aminy avy :

✅Zoma : Mahafaly Hotel - Anabolic Gym - Zou Art Styles Razafimanantso

✅Sabotsy: Pretty Girl - Pluriel - Jeune Tia Mandy

✅Lundi : Chez Larose - Noah Meuble Melamine - Fitia Agency - An'Die Traiteur - Kilonga events Antsirabe

Fanazavana fanampiny ⤵️
https://www.facebook.com/100064656943329/posts/801514205347137/?app=fbl

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️      Tentez de gagner ce magnifique LOT✨ Pose vernis au choix pour 3 gagnantes ✨ offert pa...
08/02/2024

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️

Tentez de gagner ce magnifique LOT

✨ Pose vernis au choix pour 3 gagnantes ✨ offert par la Pretty Girl - Mahazoarivo Pavé

BILLET DISPONIBLE (n'hésitez pas à nous contacter)

1 ticket de participation à la TOMBOLA ➡️1 TACOS 🌯 + 1 BURGER AVEC FRITES🍔🍟 + 2 JUS NATURELS OFFERTS 🍹chez Chez Larose du 13 au 18 Février avant 16h ⬅️

TIRAGE: 18 Février à 16h chez
🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀

📸Decouvrons ensemble en photos quelques unes de leurs réalisatons

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1568645690342214&id=100015903944711&mibextid=Nif5oz de

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️      Tentez de gagner ce magnifique LOT✨ ARTICLE DE CUISINE ✨ offert par la boutique Pluri...
07/02/2024

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️

Tentez de gagner ce magnifique LOT

✨ ARTICLE DE CUISINE ✨ offert par la boutique Pluriel - Galerie Volalita Antsirabe

BILLET DISPONIBLE (n'hésitez pas à nous contacter)

1 ticket de participation à la TOMBOLA ➡️1 TACOS 🌯 + 1 BURGER AVEC FRITES🍔🍟 + 2 JUS NATURELS OFFERTS 🍹chez Chez Larose du 13 au 18 Février avant 16h ⬅️

TIRAGE: 18 Février à 16h chez
🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀

📸Decouvrons ensemble en photos quelques uns des articles disponibles de suite chez eux et plein d'idées de cadeau pour la Saint Valentin ❣️ (accessoires de beauté - articles de cuisine - articles de sport - décoration d'intérieur ...)

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1568645690342214&id=100015903944711&mibextid=Nif5oz de

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️      Tentez de gagner ce magnifique LOT💐 BOUQUET DE FLEURS offert par  Zou Art Styles Raza...
06/02/2024

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️

Tentez de gagner ce magnifique LOT

💐 BOUQUET DE FLEURS offert par Zou Art Styles Razafimanantso

BILLET DISPONIBLE (n'hésitez pas à nous contacter)

1 ticket de participation à la TOMBOLA ➡️1 TACOS 🌯 + 1 BURGER AVEC FRITES🍔🍟 + 2 JUS NATURELS OFFERTS 🍹chez du 13 au 18 Février avant 16h ⬅️

TIRAGE: 18 Février à 16h chez
🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀

📸Decouvrons ensemble en photos quelques unes de leurs réalisations (art- coiffure- esthetiques - décoration- bouquets ...)

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1568645690342214&id=100015903944711&mibextid=Nif5oz de

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️      Tentez de gagner ce magnifique LOT🌾 3 ARTICLES DE DÉCORATION en mélamine pour trois g...
05/02/2024

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️

Tentez de gagner ce magnifique LOT

🌾 3 ARTICLES DE DÉCORATION en mélamine pour trois gagnants 🌾 offerts par Noah Meuble Melamine Ambohimena

BILLET DISPONIBLE (n'hésitez pas à nous contacter)

1 ticket de participation à la TOMBOLA ➡️1 TACOS 🌯 + 1 BURGER AVEC FRITES🍔🍟 + 2 JUS NATURELS OFFERTS 🍹chez du 13 au 18 Février avant 16h ⬅️

TIRAGE: 18 Février à 16h chez
🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀

📸Quelques unes de leurs réalisations en photos

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1568645690342214&id=100015903944711&mibextid=Nif5oz

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️      Tentez de gagner ce magnifique LOT🕺💃 4 séances de danse pour couple - kizolba bachata...
03/02/2024

❤️🏹TOMBOLA SAINT VALENTIN 🏹❤️

Tentez de gagner ce magnifique LOT

🕺💃 4 séances de danse pour couple - kizolba bachata chez Jeune Tia Mandy - Grande salle Jeunesse et sport

BILLET DISPONIBLE (n'hésitez pas à nous contacter)

1 ticket de participation à la TOMBOLA ➡️1 TACOS 🌯 + 1 BURGER AVEC FRITES🍔🍟 + 2 JUS NATURELS OFFERTS 🍹chez du 13 au 18 Février avant 16h ⬅️

TIRAGE: 18 Février à 16h chez
🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀🥀

https://m.facebook.com/story.php?story_fbid=1568645690342214&id=100015903944711&mibextid=Nif5oz

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:00
Tuesday 08:30 - 17:00
Wednesday 08:30 - 17:00
Thursday 08:30 - 17:00
Friday 08:30 - 17:00
Saturday 08:30 - 12:30

Telephone

+261328553365

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fitia Agency:

Videos

Share

Our Story

Soirée St Valentin 2020


Other Wedding planning in Antananarivo

Show All

You may also like